Moumou Mode et Déco
Mode et Déco
Vente Plusieur Articles ,
02/07/2024
🌺Maman a Vacance izao ny ankizy kely mety tsara ireto kapa Momota kely , Mikey ireto a
🌺Momota kely PRIX 10 000AR
Rouge Pt 19,20 , Saumô Pt 19 ,20 , Violet Pt 21, Rose Pt 22, Blanc Pt 22, Jaune Pt 23, 24
🌺Kapa Mikey , PRIX 13 000 AR Grenat Pt 32 , Noir Pt 32 , Jaune Pt 30 , Vert Pt 30 , Rose Pt 34
🌺Mp + Contacte + lieu de livraison
Contacte Moumou Mode et Deco 034 61 988 05
#
01/07/2024
GAMME BOTOX AGILISE KERATIN
🌺 METY @ VOLO REHETRA
Mampangirana ny volo vakivaky sy Mitsabo ny volo tapatapaka, Malama tsara ny volo
SOIN ET TRAITANT SHAMPOOING 25 000 AR MASQUE 25 000 AR
🌺SHAMPOOING + APRES SHAMPOOING GK
30 000 AR
Manalefaka ny volo rehetra na ho any lahy na ho any vavy mety tsara ho any salon de coiffure
Mp + contacte + lieu de livraison
Contacte Moumou Mode et Deco 034 61 988 05
Botox #
# Shampooing Gk #
27/06/2024
🌺Maman , oh ireto ny kapa momota kely , kapa Mikey kely
_ Pointure kapa momota 19 a 25
_ Pointure kapa Mikey kely 30 a 35
Manao Livraison mandefa any @ faritra
Mp + Contacte + Lieu de livraison
Contacte : Momota Mode et Deco : 034 61 988 05
#
Mikey #
23/06/2024
🇲🇬ARRIVAGE
🌺Maman a be dia be ianareo no nitady an'ilay kapa momota kely, ireto ndray ary ny arrivage vaovao e , Dia mbola ireto ihany koa ilay tennis misy led kely e,
🌺kapa momota Prix: 10 000 ar
🌺Tennis misy led kely Prix : 30 000 ar
🌺Kapa Mikey Prix :13 000 ar
Pointure : 19 , 20 , 21, 22 ,23 ,24 ,30, 31 ,32 ,33, 34 ,35
🌺 Manao livraison any @ faritra
Mp + Contacte + lieu de livraison
Mangataka tompoko mba izay haka ihany no tonga dia mandefa Mp
_ Contacte Moumou Mode et Deco 034 61 988 05
# Tennis Led #
# Kapan jazakely #
22/06/2024
👖ENSEMBLE PANT FLART TAILLE S
🌺Tissu vrai Coton Mafana tsara 60 000 ar
👖ENSEMBLE JOGGING TAILLE S
🌺Tissus vrai Coton tsara 60 000 ar
🌺Manao livraison
Mp +Contacte+ Lieu de livraison
Contacte Moumou Mode et Deco 034 61 988 05
# Pant Flart #
# Jogging #
22/06/2024
🇲🇬Coucou daholo , Ireto ny Tennis kely Misy jorojiro kely sy Kapa kely momota kely daholo izy ireto , Mety ho an'ny zaza 1ans ,ka hatramin' ny 10 ans,
🌺Kapa kely 10 000 ar Tennis kely 35 000 ar
🌺Asao daholo ary ny Namana fa sady omenay Cadeaux Credi izay mividy Kapa kely sy tennis kely @ izao fety izao e
🌺Mp + Contacte + lieu de livraison
🌺 Contacte Moumou Mode et Deco :034 61 988 05
Manao Livraison Partout a Mada
jazakely #
jazakely #
20/06/2024
🇲🇬Coucou daholo ,efa ho avy izao ny fety a Ireto ndray Maman ny Kapa tsara kely , sy ny Tennis mirehitra mety tsara ho any Petit j' enfant , Misy pointure ,19 21 , 22 , 23 , 25
🌺Kapa kely 10 000 ar
🌺Tennis kely mirehitra Jiro 35 000 ar
🌺Mp + Contacte+ Lieu de livraison
🌺Na miantso ny num : 034 61 988 05
18/06/2024
Coucou daholo ry manja a,
Ireto ndray ny Pyjama Polaire Dispo ato e,
a partir de 4 000 ar a 10 000 ar
🌺 ensemble 10 000 ar
Alefaso ny Mp + Contacte + lieu de livraison :frais de livraison 3 000 ar
Jereo ary sao mba misy mety aminao e sady tsara kely daholo a
Polaire #
17/06/2024
🌺Mbola mangatsiaka izao ny andro e, ireto ndray ary ny Pyjama Polaire ho an'izay mbola tsy nahazo e, 💝tena tsara kely daholo izy ireto a mafana tsara rehefa manao azy , ❤
🌺 Ensemble : 8 000 ar
🌺 pantalon : 4 000 ar
🌺Mandefasa Mp + Contacte+Lieu de livraison
Jereo sao misy mety aminao ary e ,
Polaire #
13/06/2024
🪷 PANT FLART
Mety tsara ho any ankizy hanala fanadinana,sady efa ho avy ihany koa izao ny fety a, tena mety tsara ho any ankizy vavy kely 🌺 Taille S : 55 000 ar
Tongava mp ary e
Manao livraison partou a Mada
FLART #
12/06/2024
🌺Arrivage , ensemble Pant flart
🪷 Tissu vrai Coton
🌺Taille S Prix 55 000 ar
Mp +lieu de livraison + Contacte
06/06/2024
Re Dispo
SHAMPOOING + MASK 47000 ar
🌺GAMME BOTOX AGILISE KERATIN
✔Manalefaka ny volo
✔Mitsabo ny volo vakivaky sy tapatapaka
✔Mitsabo ny volo miloko
✔Mety @ volo rehetra
🪷MANGIRANA TSARA NY VOLO REHEFA AVY MAMPIASA ANIRETO PRODUIT IRETO
SHAMPOOING + APRES GK 25 000 ar
🌺Mety ho any volo rehetra
✔Mitsabo ny volo misy angadrano
Mp na afaka miantso ny num 034 61 988 05
Click here to claim your Sponsored Listing.
Telephone
Website
Address
Antananarivo
TANA101
