Fifaliana Massage

Fifaliana Massage

Share

Massage amincissante/relaxante
Épilation maillot/aisselles

09/11/2025

"Brille de mille feux pour la fête 🌲🥰😍"

Fifaliana Massage vous propose ses services ; à domicile🏠 ; de :
👉 Massage AMINCISSANT 💃
👉 Massage RELAXANT 🧘
👉 Massage FACIAL 💆

Réserve ta séance dès maintenant via message privé 📩 ou contacte nous directement au numéro 📱 0345249406🤗😉

29/08/2025
01/08/2025

Besoin de détente sans bouger de chez vous?

👉Offrez - vous un moment de bien- être ,sans vous déplacer !

👉Massage à domicile :

_ Amincissant: pour affiner la silhouette( ventre ,bras ,cuisses )

_Relaxant: pour soulager le stress,les tensions et la fatigue

➡️Venez directement sur MP

➡️Appellez ou Whts app au 0345249406

26/06/2025

MIRARY ASARAMANITRA SAMBATRA HO ANTSIKA REHETRA

14/05/2025

Aody ooooo👋

Salama tsara daholo ve nareo sa mila an'i "FIFALIANA MASSAGE" hanala avizanana kely😊 ,ilay adiresy tokana tsy mbola nandiso fanantenana anao🥰

👉Aza misalasala miditra amin'ny hafatra miafina 📩 na miantso 📞 mivantana amin'ny laharana 0345249406👈

Dia aza adino fa manao "Massage facial - Massage Amincissant" koa isika an😊

20/04/2025

Izahay eto amin' ny Filafiana massage dia faly miarahaba anareo nahatratra ny P***a ,mirary fety sambatra daholo,ho velona ao am- potsika anie Jesosy🙏

20/02/2025

Samy tsara eee😊😘
Efa tsy zoviana aminareo intsony ilay adiresy tokana tsy manampaharoa vao resaka hoe fihorana an😉🥰
👉 FIFALIANA MASSAGE 👈

📌 Massage relaxant 1h
📌 Massage amincissant 30min
📌 Massage facial 20-30min

Koa aza misalasala intsony ary miditra hafatra miafina 📩 ao amin'ny pejy na miantso 📞 avy hatrany ny laharana 0345249406

❌NB:TSY MISY FINITION TOMPOKO ❌

26/12/2024

IZAHAY ETO AMIN ' NY FIFALIANA MASSAGE DIA MIRARY KRISMASY SAMBATRA HO ANAREO🌲❤️

15/11/2024

Hello tout le monde👋😊aujourd'hui on va vous partager les bienfaits👌 du massage💆 bien être ou relaxant 😊alors bonne lecture📖 à tous 😘

Sachez alors que le massage :
👉vous aide au relâchement des tensions
👉rend vos muscles plus souples et élastiques
👉ameliore la mobilité articulaire
👉Augmente la capacité respiratoire
👉apaise et calme
👉ameliore votre sommeil
👉Soulage la douleur
👉Et surtout ameliore la circulation sanguine et lymphatique ce qui entraîne une meilleure oxygénation et élimination des toxines...

Alors qu'attendez vous pour nous contacter et nous faire confiance pour votre bien être 😊🥰

➡️Venez directement sur MP 📩
➡️Ou appeler 📞 nous sur le numéro 0345249406

❌PAS DE FINITION ❌

04/10/2024

Fantatrao ve fa ankoatrany fandajalanjana ny sakafo ohanina dia manampy be amin'ny fanenam-batana ihany koa ny hotra😊🥰 ??
Dia ho valiako ianao hoe eny oa tena manampy ary azo atao tsara izany indrindra amin'ny faritra tianao hiena fotsiny toy ny kibo,fe,sandry...🤩🤩

Koa inona intsony ary no andrasana fa eto 👉Fifaliana Massage👈 vonona ny hanampy anao

💆 Massage facial
🧘 Massage relaxant
🥰 Massage amincissant

📞 0345249406
📩 Fifaliana Massage

28/07/2024

Miarahaba e,manasa antsika hatrany hanaraka ny pejy fa hizara zavatra mahasoa ho anareo hatrany izahay ,mirary soa indrindra !

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Category

Telephone

Website

Address

Itaosy
Antananarivo
101