Tantely Beauté de Mada
Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Tantely Beauté de Mada, Health/Beauty, Tuléar, Majunga, Fort-Dauphin, Antananarivo.
09/07/2024
Tongava mistsidika ny boutique tantely beauté fa misy izay ilaina rehetra ato produits naturels mombany vatana s'y tarehy Ary fasalamana ihany koa arao tsitapaka ny pejy cont 0330337900
09/07/2024
Tantely beauté Dia mbola vonona anome ny soa sy tsara hoanao atrany
28/09/2023
👉 PROMOTION👈
Tonga indray ny etana vao mafana be😋
😍Pack special corps et cheveux 😍
Mba hanomezana fahafam-po ho anao mpanjifa ato @ 💆♀️, ho anao izay tsy mitsahatra manafatra hatrany. Tonga ilay nandrasanao, Promotion pack special corps cheveux izay itanao ato amin'ny tantely beauté. Ahitana shampoing 1 masque 1 izay tena mampalefaka sy manatsara Volo, tsy vitan'izany ihany fa misy gel do**he 1 miaraka aminy izay manazava sy mampalandina ny oditra.
Izany hoe 3 be zao izany no ao anaty pack special iray nefa amin'ny vidiny mirary dia mirary. Koa aza tara ary fa tonga dia manantona ny boutique Tantely beauté mahabibo Majunga na ao betania Tulear
Na Koa Tonga dia miditra mp avy hatrany,
Téléphone :0332040350 ou 0330337900
Livraison disponible partout à Madagascar
18/09/2023
Tia mikarakara tarehy sy vatana ianao?
😍VAHAOLANA HO ANAO TIA HO FOTSY ITY😍
NAOMI
Crème et lait
Natao ho atsika rehatra izay tia manafotsy vatana sy tarehy ny produit NAOMI.
Tsy mifidy oditra na peau gras na peau sèche.5jours dia efa mahita fiovana ianao.
Koa raha mahalina anao ary dia aza adino ny mitsidika ny boutique Tantely beauté (Mahajanga, Tulear) na miantso ny 0332040350 ou 0330337900 na miditra mp avy hatrany.
Livraison disponible partout à Madagascar.
06/07/2023
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Website
Address
Antananarivo
