Mikanto

Mikanto

Share

Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Mikanto, Beauty, cosmetic & personal care, Ambohipo, Antananarivo.

🍂Bienvenue🍂
(MIKANTO)
💄 Make-up Artist
🎨 Artistique | Événementiel | Classique
🏡 Prestations à domicile
📍 ANTANANARIVO
📩 MP
📞 038 08 346 39
"Andramo aloha dia ho hitanao"😘

29/05/2026

✨ “Tsy misy zavatra tonga dia hay…
Fa ny fitiavana sy ny faharetana no mampandroso antsika. 🤍💄
Une petite histoire…encore loin d’être terminée.✨

28/05/2026

✨ Petit à petit, cette page évolue vers une nouvelle direction 👀💄

La suite arrive bientôt…
Restez connectés 🥰✨

Photos from Mikanto's post 27/05/2026

Une Cliente tres Satisfaite 💄😍.
Mila maka rendez-vous raha te ho atao maquillage à domicile ianareo.
📞0380834639

26/05/2026

✨ Oups… lasa fotsy loatra sa maizina be ilay fond de teint? 😭💄

🎥 Jereo hatramin’ny farany ity vidéo ity fa sao mba ahasoa anao ✨💋
🔥 Partie 2 ity fa efa misy Partie 1 ihany koa ao amin’ny page, jereo aloha sao misy tips mbola tsy hitanao 😉💖

Inona indray no tianareo ho hay manaraka?
Alefao ao @ commentaire ary😘

25/05/2026

Taiza daholo nareo androany?😍🥰.
Nanao ahoana ny fety tao?
Manomboka Mercredi indray aho vao mandray anareo a💄😘

24/05/2026

Ity video ity no entiko hirariana fety sambatra antsika rehetra😍
Joyeuse Pentecôte🙏
Mirary soa, bisous daholo 🥰😘

Photos from Mikanto's post 23/05/2026

Efa ao ilay tuto Partie 1 a. @ Mardi rehefa vita fety alefako ny partie 2🥰🥰.
Fa io hitanareo @ sary io ny Resultat 💄😘.
Mirary fety sambatra daholo🙏 🎉

22/05/2026

✨💄 Ahoana ary no hamantarana fond de teint mifanaraka @ lokon’ny hoditrao ? 🤎

🎥 Jereo hatramin’ny farany ilay vidéo sao dia mba hanampy anao ny toro-hevitra ato ✨

🔥 Partie 1 ihany ity an!
Mbola ho avy ny Partie 2 😍

21/05/2026

Nareo koa ve tsy Mahay misafidy ny fond de teint mifanaraka @ tarehanareo?🥹
Araho foana ary ny Pejy fa demain asiantsika Tuto e😘💄

18/05/2026

✨ Iza avy ireo SuperFan an’i Mikanto ato? 🥹😍
Hizara crédit kely aho ho fisaorana anareo manohana foana, indrindra ianareo manisy commentaire foana❤️Tsy voatery izay manana Badge fa ireo mpanaraka tsy tapaka koa. Hitako reny manohana be reny
Credit Orange ihany a😁🤣.
Te ho SuperFan koa ve ianao?
Araho tsy tapaka ny Page, manaova commentaire, partage kely, dia mijanòna actif foana 🥰

Misaotra anareo rehetra 🥰
@ Manaraka ndray ho an’ny Abonnez fotsiny

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Telephone

Website

Address

Ambohipo
Antananarivo