Ahy ny fireneko

Ahy ny fireneko

Share

Information et éducation civile, le pilier du developpement

03/10/2023

Chou fleur

Photos from Ahy ny fireneko's post 11/09/2023

FILAN-KEVITRY NY MINISITRA FARANY TAO IAVOLOHA 🇲🇬 .

"Misaotra ireo mpiara-miasa amiko , mitohy ny asa..
Veloma mandrapihaona vetivety "
hoy ny Kandida Andry Rajoelina omaly .

Manantena ny mbola ho lany amin'ny fifidianana hoavy izao ny tenany .

11/09/2023

Ino tsara afangaro azy ? 😍😍 oragna andrano mamy

10/09/2023
10/09/2023

Zah celibataire moa akama efa manambady😔 de tsy avelan vadiny mivoaka hony fa sao misotro toaka any 😅😅
De zao sisa solution hitanay🥹

09/09/2023

Fanehon-kevitr’i Isambilo Dozera Randrianasolo:

« 🙏🙏🙏ANTSO LEHIBE HOAN'azy sy ny mbola hiaradia azy !!
Nb : FANEHOAN-KEVITRO AMIN'NY MAHA OLOM-PIRENENA AHY ITY :
Fahendrena President no miala dia mifona amin'ny vahoaka ! Fahendrena ny mibaboka fa ny vahoaka dia mora mamela heloka ! Poizina hoan'ny firenena ianao nanomboka 2009 ! Potika Madagasikara ! 14 taona ! Tsisy hazavaina dia tsy misy antenaina raha toa ka avy aminao no iandrasana ny fandrosoana raha ny statisique nandritra io 14 taona io ! POTIKA TOMPOKO MADAGASIKARA ! MARARY IZY ! MIJALY NY VAHOAKA ! LASA MILOMANO ANATY POLITIKA NY OLOMBELONA REHETRA SATRIA MIHATRA HATRANY ANATY VILANINY NY FAHORIANA MAHAZO AZY ! Ianao mety hanaiky fa ireto milaza ho mpomba anao na mpanara-dia anao ireo ! Teneno fa Madagasikara iaraha-manana ty tompoko o ! Ary miaramizaka voninahitra sy fahafaham-baraka eto ! Maro olom-banona i Madagasikara,mitomany Antananarivo,mandohalika ny faritra Sava,sy analanjirofo,resaka vanille,manakara lasa varoboba,vono olona etsy sy eroa,dahalo gauche,dahalo droite,ny Kere any antsimo ! Tsy voatrandraka ary tsy voatohy ny resaka Pipeline sy Central hydroelectrique mety hanavotra antsika nataon ireo teo aloha ! Vary amidy am madco,Sira lasa 400,katsaka lasa hafarana,Jirama,SECES,... !! MIJALY TOMPOKO NY VAHOAKA MALAGASY E ! PRESIDENT ANNN ! HITANAO VE IZAO FAHORIANA IZAO E !? MIJALY EEEEE !Hifototra aminao ireo vahoaka ireo rehefa tsy hanetry tena hanongo tena,hitsara tena ianao ! Tsy ianao hirotsaka sa tsia tompoko ny olanay fa ianao nanao iny HAUTE TRAHISON iny !!Tsisy ho ampiana sy hazavaina iny Art42 iny tompoko o ! Tsy mandry am-piadanana ny MENALAMBA,RY RASETA......MATIMATY FOANA ILAY RAIAMANDRENIBEANAY PRESIDENT A ! 2023 Tsika io ! Efa 63 ans no efa nohafahana tanaty gejan'ny fanjanahantany ! Aleo hivoatra amin'izay ny Malagasy fa ampy izay Fahoriana izay ! TSY TE HANDOVA SY HAMPANDOVA FAHANTRANA HOAN'NY TARANAKA MALAGASY TOMPOKO OO !
Simba ilay fampianarana tompoko o !! TSISY HOAVINY NY TANORA hany ka lasa MAROBE IREO KILALAON NY VAZAHA ANKEHITRINY SATRIA IRENY NO MANAMBOLA,ry depute lanto sy raoldina,HERY BE a ! Henoy ny amparahatokareo !Maro ny zavatra nampalaza anareo teto a ! Misolelaka no betsaka ! Trafic tetsy sy teroa,vola am baoritra,palissandre! Ampy izay !! Ampy oo ! Manetretena.Te hiteny be izaho hoe ROSSY A ! MBA MITENENA RE IANAO TOMPOKO O🙏🙏🙏 »

✍️ Isambilo Dozera Randrianasolo

Photos from Ahy ny fireneko's post 09/09/2023

Maitre Michkael Reilly Solofoniaina « Mandataire » no nanatitra ny antotan-taratasy filatsahan-ko fidiany teny amin’ny HCC ho an' Filoha Andry Nirina RAJOELINA
---------
©Kolo Tv

Photos from Ahy ny fireneko's post 09/09/2023

✝Olona 632 no fantatrafa maty hatreto 329 maratra vokatr’ilay horohorotany tany Maroc 😐

Photos from Ahy ny fireneko's post 09/09/2023

MAROC 🇲🇦😭: Au moins 632 personnes ont été tuées et 329 blessés dans le séisme de magnitude 6.8 qui a dévasté le dans la nuit de vendredi à samedi.
Outre le bilan humain, encore provisoire, les dégâts sont considérables.

Union des prières 🤲🏽 pour le peuple Marocain

09/09/2023

Pharmacie de garde à Madagascar.
Mirary soa hatrany Tompoko

'oubliez pas d'aimer la page ☝️☝️😊

Photos from Ahy ny fireneko's post 09/09/2023

FANALANA NY FOFONA MAIMBO VAVA

👉Izy io dia avy @ "bactérie" ao anatin'ny vava. Afaka sitranina soa amantsara ❤ natoraly😍

1- CITRON🍋🍋
⏩ Potserina ny citron 🍋🍋iray afangaro @ rano💦🥰 iray vera, sotroina indroa isan'andro.

2- PERSIL🍀🍀
⏩ Sasana madio tsara ny persil🍀, tsakotsakoina isan'andro.
3- VEROMANITRA🍃
⏩ Rano matimaty asiana sira kely anakotsanana vava, mitsako veromanitra raviny kely.

4- CARBONATE
▶ Karbonaty 1sotrokely afangaro @ rano 💦1 Véra, tsy sotroina ✖✖ fa atao "gararaka"

🌺🌼🌺NY TOKONY HATAONAO 🌺🌼🌺
🔗Miborosy nify maraina, atoandro, hariva
Ny miborosy nify hariva dia "tsy maintsy atao", tsy Maninona tsy mahavita ianao ny atoandro, fa ny hariva kosa dia tsy maintsy ataonao 💠

✅ Aza tia mihinana tongolo manta, tongolo gasy
✅ Misafidiana iray @ ireo ary ataovy isan'andro mandrapahitanao vokatra

'oubliez pas d'aimer la page ☝️☝️😊

09/09/2023

FILAN-KEVITRY NY MINISITRA FARANY TAO IAVOLOHA 🇲🇬 .

"Misaotra ireo mpiara-miasa amiko , mitohy ny asa..
Veloma mandrapihaona vetivety "
hoy ny Kandida Andry Rajoelina omaly .

Manantena ny mbola ho lany amin'ny fifidianana hoavy izao ny tenany .

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Category

Telephone

Website

Address

Lot 234 Bis
Antananarivo
101