Jiaa koloo

Jiaa koloo

Share

Pejy natokana anomezana ny toro-hevitra ara-pahasalamana ho an'ny rehetra.

12/02/2023

MAIMBO VAVA na mauvaise haleine.
izay no ho resahiko izao. Maro no antony mahatonga ny fofombava toy ny
-Eo amin’ny faharatsian ‘ny fikojakojantsika ny ati-vava sy nify, ka mahatonga fiforonana bactéries amin’ny nify, hihy ary lela.
- Mety hono antony ara-pahasalamana koa anefa izany izany hoe efa aretina mihitsy toy ny aretin'aty, vavony, sakafo mavesatra loatra , na faharerahana diso tafahoatra koa dia mety mahatonga fofom-bava avokoa

Mbola maro fa ho resahan-tsika eto ihany amin'ny manaraka fa araho tsy tapaka ny page. Mbola ho resahako eto koa ny fomba atao ialana amin'io fofom-bava.

Asio j'aime ary partageo ny page raha itanao fa hanampy ny hafa.

Send a message to learn more

12/02/2023

JIADENTS
Ho anao izay mijaly noho nify marary sy tsy tia manala nify fa mahakely aina dia natokana hoanao JIADENTS.
✅Mampijanona ny fanaintainana eo no eo
✅Tsy mampihitatra ny nify goaka
✅Manala fofom-bava
✅Manasitrana aphte
✅Afaka ikolokoloina ny nify sy ny aty vava
✅Manala carie sy olimanara manimba sy mamotika nify
✅Manamafy ny akanjo nify
👉Mila karakara ny vava satria eo no isany tena misy micraoba manimba ny aty sy maparary vavony rehefa tsy voatsabo.
Mandefasa hafafatra MP izay liana sy mila fanazavana fanampiny na miantso laharana eo ambany.
Vidiny 15 000 ar
TEL 034 31 065 35

12/02/2023

Salama daholo, efa disponible ny numéro whatsApp, ity eto ambany eto
034 31 065 35

11/02/2023

Miarahaba o. Izahay eto amin'ny jiaa koloo dia mirary ianao mba ho salama

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Category

Telephone

Website

Address

Ankatso
Antananarivo
101