Salama Vatana

Salama Vatana

Share

>

07/08/2024

Miarahaba Tompoko
Ho zarainay aminareo hatrany ny soa azo avy amin'ny Omega 3

1. Ny Omega-3 dia afaka miady amin'ny fahaketrahana sy ny tebiteby
2. Ny Omega-3 dia manatsara ny fahasalaman'ny maso
3. Ny Omega-3 dia manohana ny fahasalaman'ny ati-doha mandritra ny Bevohoka sy fiainana aloha
4. Ny Omega-3 dia manatsara ireo anton-javatra mety hampidi-doza ho an'ny Aretin'ny fo
5. Ny Omega-3 dia mampihena ny soritr'aretin'ny ADHD amin'ny ankizy
6. Ny Omega-3 dia mampihena ny soritr'aretin'ny Syndrome metabolika
7. Ny Omega-3 dia afaka miady amin'ny areti-maso
8. Ny Omega-3 dia afaka miady amin'ny aretina autoimmune
9. Ny Omega-3 dia manatsara fitadidiana sy mampatsilo saina
10. Ny Omega-3 dia miady amin'ny fihenan'ny saina mifandraika amin'ny taona sy ny aretin'i Alzheimer
11. Ny Omega-3 dia manampy amin'ny fisorohana ny homamiadana
12. Ny Omega-3 dia mety hampihena ny asma amin'ny ankizy
13. Ny Omega-3 dia afaka mampihena ny tavy ao amin'ny atinao
14. Ny Omega-3 dia mety hanatsara ny fahasalaman'ny taolana sy ny tonon-taolana
15. Ny Omega-3 dia afaka manamaivana ny fanaintainan'ny fadimbolana
16. Ny Omega-3 sy magnésium dia mety hanatsara ny torimasonao
17. Tsara ho an'ny hoditrao ny Omega 3
18. Ny tena zava dehibe dia misoroka ny Fiakarany tosi_dra tampoka ny fihinanana Omega 3 ary mahatsara fahasalamana satria miaro amin'ny Fahatapahan'ny lalan_dra. Miaro ny lalan_dra sy fo
19. Ho anao izay misy cholestérol ratsy, sy glycémie ambony, ity no vahaolana ho anao Tompoko.
20. Mirary soa sy fahasalamana ho anareo izahay Tompoko..

Raha mahaliana anao dia aza misalasala miresaka aminay ao amin'ny mp fa vonona hanome ny soa sy ny tsara indrindra ho anao izahay tompoko.

Antsoy ny laharana 0349165122

Livraison Tanà et Province..

Photos from Salama Vatana's post 14/09/2022

Iza no mbola tsy mahalala ny lazan'i Salama Vatana amin'ny Fampiasana ilay zezika natoraly enjana be ity?
👉 Ity ilay Ranon_jezika tena natoraly 100℅ ( Bio 100℅ )
Zezika anisany tsara indrindra satria mahasolo NPK, Urée, sns, tsy mila vitamine, insecticide sns fa efa misy élements ilain'ny voly ao anatiny ahitana ireto taharo ireto: peptides, chélates, oligoélement ary otrik'aina ilain'ny zava maniry..
Tena ahitana vokatsoa maharitra, ireo amin'ny sary ireo no porofo Tompoko.
Zezika natoraly izy ary mety afangaro tsara amin'ny zezika natoraly mitovy aminy toy ny zezik'omby ( zezipahitra ), zezika ramanavy, zezika akoho Gasy, zezika bitro sns...
Fampiasana azy dia zezika 10 cc atao anaty rano 20 L dia atao anaty pulverisateur zay vao afendraka ( atifitra ) amin'ny fambolena izay tianao..
Raha mahaliana anao dia antsoy mialoha fotsiny ny laharana 0349165122 na mp fa omenay valiny mahafapo ianao Tompoko..
Livraison Tanà et province

Photos from Salama Vatana's post 05/09/2022

AVC ( Accident Vasculaire Cérébral )

Maro be ireo antony mahatonga ny fahatapahan'ny lalan_dra amin'ny atidoha na AVC.
Anisan'izany ny fiakaran'ny tahan'ny menaka anaty ra ka mahatonga ny Fahatsetsenan'ny lalan_ dra.
Eo ihany koa ny fiakaran'ny tosi_dra ambony be loatra izay tsy voatsabo, ka miteraka fahavakisan'ny lalan_dra ihany koa.
Ankoatran'izany ny fifohana sigara sy ny tsy fahaizana mandanjalanja ny sakafo hanina ( sakafo matsiro loatra + Alikaola ).
Iray amin'ireo aretina mahafaty haingana raha tsy voatsabo anefa ny AVC .
Mahafaty vetivety ny marary ny fahavakisan'ny lalan_dra tampoka.
Mety ho voatsabo tokoa saingy mety hiteraka takaitra amin'ny vatana kosa anefa ny fahasimbana hafa mahazo ny lalan_dra raha tsy voatsabo ara_potoana .

🍀 Ny vokatra natoraly dia manampy anao hitsabo izany ...

Salama Vatana: 0349165122 na mp fa vonona ny hifanampy aminao izahay..

Photos from Salama Vatana's post 29/08/2022

👉 Zezika natoraly Bio 100℅ ( ranony afangaro amin'ny rano ) mety amin'ny karazana tany, sy fambolena rehetra mintsy:

Dia toy izao ny FAMPIASANA ZEZIKA "Nutriplant Organic plus Fertilizer".

👉VARY: 10ml + rano 20litres
*Fendrahana voalohany izy vao vita ketsa
*Fendrahana fanindroany afaka 1volana
*Fendrahana fahatelo, afaka 1volana ny fendraka fanindroany
*Fendrahana farany rehefa bevohoka ny vary

👉LEGIOMA:10ml+ rano 20litres
*Fendrahana isak'herinandro na isa-tapabolana.

👉VOANKAZO:10ml+ Rano 20litres
*Fendrahana isak'herinandro na isa-tapabolana

👉VOLY MAMOA AMBONY TANY:20ml+ 20litres(lomana tsara ilay voly tena ho mando tanteraka)
*Fendrahana rehefa velona tsara ny voly(eo @ 1volana nitsiriany)
*Afaka verenana rehefa hamelana ny voly.

👉VOLY MAMODY AMBANY TANY:30ml na 40ml + rano 20litres
*Fendrahana isak'herinandro na isa-tapabolana.

FANAMARIHANA:
👍Alohan'ny @ 9ora maraina no famendrahana azy
🚫Tsy azo tehirizina ny ny efa natao anaty rano fa araraka @ tany raha misy tsy lany
🚫Tsy azo afangaro @ zezika hafa(simika)
🚫Tsy azo afangaro @ fanafody bibikely(insecticides)

Prix : 130.000 ar
Tonga de miditra mp izay lina manao livraison Tana madefa faritra
Contact 0349165122

08/08/2022

Arovy ny Voa, Arovy ny aina ..
🍀 Vokatra natoraly hoentina hikarakarana sy hitsaboana ny Voa ( Rein ) indray no omena anareo.
Tongava mp raha mila izany ianao..

Salama Vatana: 0349165122 na mp fa vonona ny hifanampy aminao izahay..

26/07/2022
19/07/2022

Salama daholy isika mpanaraka ny page .
Hoatsika misy olana eo amin'ny taovam-pisefona indray zao .
produit Bio100%
fanadiovana avokavoka
🍀 Manadio ny ao anaty avokavoka
🍀Manala menaka ,vovoka,setroka sigara
🍀Mamono ny baktery sy viriosy amin'ny taovam-pisefona .
🍀Mampitombo ny hery fiarovana
🍀Mampitony ny kohaka sy asthme
🍀Manatsara ny fidirana sy fivoahan-drivotra
🍀Manampy oxygene ho fanatsarana ny havokavoka
Raha mila fanazavana tongava mp na miatso
☎034 91 651 22
Manao livraison: Tana / Province

19/07/2022

👉 SALADE 🍀
✅ Ny Tombontsoa azo avy aminy:
- Manatsara ny hery fiarovana indrindra ny ririna toy izao.
- Mikarakara ny vavony mamoaka marikivy lava ireny.
- Manatsara tsinay
- Manala tavy ratsy Ary tsara ho an'i olona misy rari-tsaina sy taitai-dava
- Tsara ho an'i olona diabetika
- Mety ho an'ny olona manana olana ara-tsaina
- Manatsara ny maso
- Mamerina ny herim-batana
* Tsara ohanina alohan'ny sakafo ary Manatsara ny fandevonan-kanina

Izahay dia sady mikarakara ny fahasalaman'ny vatana ary manome ny secret ho an'ny fahasalaman'ny tany sy ny manatsara ny fambolena amin'ny alalan'ny > Bio 100℅..

☑️ Ny fahasalamana azo ary maintso ny tontolo e...

Salama Vatana: antsoy ny laharana 0349165122 na mp fa vonona ny hifanampy aminao izahay Tompoko..

Photos from Salama Vatana's post 02/07/2022

Antony:
_ Fahalanian'ny Taolamalemy na taolan_kaperotra ( destruction de cartillage )
_ Tsy fahampiana calcium ( manque de calcium )

* Il y a des accidents qui donnent une infection de l'articulation ---> Arthrose

Fisehony:
_ Marary manaintaina ny vanin_taolana ( douleur vive de l'articulation )

👉 Azo hatao tsara ny mitsabo ny aretina mahazo vanin_taolana @ alalan'ny:
🍀 Vokatra natoraly

Salama Vatana: 0349165122 na mp fa vonona ny hifanampy aminao izahay..

Photos from Salama Vatana's post 30/06/2022

HODITRA SALAMA, TAREHY MADIO
Savon à base de riz et carotte
Crème à base de lait de baobab et carotte
🍀 Vokatra natoraly manadio ny tarehy, manadio tanteraka ny hodi_ tava ary manala ny tasy rehetra izay sarotra esorina.
Vary+ Baobab dia manana singa tena ilain'ny hoditra satria misy: Vitamine B, Vitamine C, Calcium, Potassium, Fer, Amidon.
Ny baobab dia antioxidants, Assouplissante, réparatrice, izay miaro amin'ny fahanteran'ny hoditra.
Noho izany dia:
Ny Savon sy Crème dia:
_ Manadio tanteraka ny hoditra
_ Manazava ary manafotsy ny tarehy
_ Manala ny tasy rehetra: mony, panda, rides, point noir, menamena, kentrona, mangana, cerne, miroraka..

Prix: 25.000 ar ( tena éfficace )..

Raha mahaliana anao dia tongava mp fa vonona ny hifanampy aminao izahay Tompoko

Livraison: Tanà / Province ..

03/06/2022

Boostage anticorps
🍀 Vokatra natoraly:
👉 Mampitombo ny hery fiarovana

Ny asany:
_ Mampahatanjaka
_ Misoroka ny cancer na homamiadana
_ Manatara ny fahanterana
_ Mahatsara ny Fikorian'ny rà
_ Mampitony saina
_ Manala ny vokatra ratsy ( poizina ) ateraky ny sigara, toaka, paraky, fidoroana..

✅ Mahatsara ny torimaso
✅ Mandamina ny olan'ny havokavoka ( sempotra, alergie )
✅ Olan'ny Voa
✅ Mamono ny selan'ny cancer na homamiadana
✅ Mamono otrik'aretina

👉 Tsara be ho an'ny olona voan'ny stress, harerahan_tsaina ( surmenage )..

☑️ Salama Vatana: antsoy ny 0349165122 na mp fa vonona ny hifanampy aminao izahay Tompoko..

Photos from Salama Vatana's post 11/05/2022

Aiza daholo isika Mpamboly ato indray ary e?
👉 Ity ilay Zezika natoraly ranony Bio 100℅ tsy misy simika, mahasolo NPK, Urée, misy Vitamine sy miaro amin'ny bibikely ary voatily iraisam_pirenena , zezika ranony 1 L mahavita 6 ha tena mahomby no tena tsara sady mora ampiasaina, ny vidiny natao mora be ihany koa , ka raha mahaliana anao ary dia midira mp na miantso ny laharana 0349165122 avy hatrany .

✅ Ireo hita amin'ny sary ireo no fijoroana vavolombelona nataon'ny olona efa nampiasa ilay zezika natoraly fa aza misalasala Tompoko..
Prix: 130.000 ar 1 L mahavita tany 3ha hatramin'ny 6 ha , raha maka miotrany ray ianao dia omenay reduction.

Salama Vatana: mp fa vonona ny hifanampy aminao izahay Tompoko..
☑️ Livraison: Tanà/Province

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Website

Address

Antananarivo