ARGAN Professionnel
Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from ARGAN Professionnel, Antananarivo.
28/05/2021
Salama EE...😊✋✋
Ho anzay tia PRODUIT PROFESSIONNEL..aza misalasala fa zahay manana GAMME ARGAN OIL COMPLET raha mahaliana anao
Mety ho any volo rehetra izy ty...Manatsara ny volo sady manalefaka azy iany KO..betsaka no vokatraka azo avy ...
Made in PHILIPPINE
Shampoing 900ml
Conditionner 900ml
Mask 1000 ml
Sérum:120ml
PACK Promotion izy 4 reo(56 000 AR)
Ho anareo zay any .Aza manahy fa Afaka mandefa any izahay
Alefa colis express na service rapide ny entanareo ary tonga soamatsara any 😊😊🚐🚐🚚
KO aza tara ary ho anzay mbola hicommande😊😊
N:0344612645
05/05/2021
Ny Gamme ARGAN OIL dia produit👸👸 professionnel natao ho any volo rehetra..
Tsara sady manalefaka volo
Mampaniry
Manome hatsarana,manitra🍃🌺
Mampalefaka,mampaniry iany KO..
mirary NY gamme complet👸👸
Shampoing 900ml
Conditionner 900ml
Mask:1000ml
Sérum 100ml
Izy 4 reo dia atao promotion (56000ar)
Afaka mandefa tsirairay iany KO izahay
Afaka mandefa any iany KO.
MP ar ooo😊😊✋
Click here to claim your Sponsored Listing.
