Hair Style By Glory
Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Hair Style By Glory, Beauty, cosmetic & personal care, Antananarivo.
16/11/2025
Coucou io indray misy Formation Tana
Izay vonona
19/10/2022
Faly kely 😅 ny foko❤️
VO naheno fa misokatra indray coiffure Dia mihazakaza n'y avy lavitra ,Tonga manohana
Driiiii! Fitiavana be aky zany fa misaotra a!!!
Ny Aïna Henïntsoa Rakotomanga♥️♥️♥️
19/10/2022
Coucou daholo e!!!
Pause ELA laotra izay a!!!
Miverina misokatra isika ka fifaliana ho ahy mandray Anareo indray eto Hair Style By Glory
Tonga am izay daholo e!!!!❤️♥️♥️
Asa Anio♥️❤️
26/09/2020
Misaotra ny Tompo omeny hery
misoatra an'' Irinaf Nifitia Andria sy Angoty Lahatr'Ny Avo Andriamihaja tam make-up
Za mo dia mbola miezaka manao izay vita e!
Vonona foana anome fafahapo Anaoreo ny Hair Hair Style By Glory
Pack Mariage , mianga am fiançailles maraina , Mariage à 11h
24/06/2020
Nous sommes disponible pour des :
👉 Entretien dreadlocks
👉 Création dread
👉 Retouche dread
👉 Sisterlocks
ℹ️ Si vous souhaitez avoir un rendez-vous? N’hésitez pas à nous contacter
➡️ https://www.facebook.com/streetrebelbytom
➡️+261342874612
20/06/2020
Nous sommes disponible pour des :
👉 Entretien dreadlocks
👉 Création dread
👉 Retouche dread
ℹ️ Si vous souhaitez avoir un rendez-vous? N’hésitez pas à nous contacter
➡️ https://www.facebook.com/streetrebelbytom
➡️+261342874612
16/06/2020
Coloration ❤️
😋Hair Style By Glory ❤️
Merci beaucoup à notre renfort 🤗
14/06/2020
Merci Pouskette Rakotomavo nandalo , fa tena faly tongavany Mamasina Maraina
❤❤😘❤😘❤
13/06/2020
Waouh tena foiny ilay volo
manendrika azy koa ilay coupe
Merci aky a ❤
13/06/2020
safidy dia ny Hair Style By Glory no mikarakara azy am ity andro iray toa zato ho azy Anio
Misaotra Anao izahay❤
05/06/2020
Ny 𝓗𝓪𝓲𝓻 𝓢𝓽𝔂𝓵𝓮 𝓑𝔂 𝓖𝓵𝓸𝓻𝔂 dia vonona hatrany hanome fahafam-po anareo ❤️🌹
Ampitiavana be no andraisanay anareo 💐❤️
📍Andravohangy Mascar
📞 0348568872
😍
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Contact the business
Telephone
Website
Address
101
Opening Hours
| Monday | 08:00 - 17:00 |
| Tuesday | 08:00 - 19:00 |
| Wednesday | 08:00 - 19:00 |
| Thursday | 08:00 - 19:00 |
| Friday | 08:00 - 17:00 |
| Saturday | 08:00 - 19:00 |
| Sunday | 08:00 - 19:00 |
