Andie shop

Andie shop

Share

Parfum de maison, parfum de voiture, parfum de corp et beauté
📞 037 25 493 04 / 038 45 933 04

21/05/2026

Zany indray ary ny déodorant axe manimanitra kely😱😱😱, ho anareo bogosy kely sy manja kely ireo😍😍😍
Ireto avy ny parfum
🔥 ADRENALIN : mandarin & sandalwood scent
🔥 APOLLO : sage & cedarwood scent
🔥 BLACK : frozen pear & cedarwood scent
🔥 DARK TEMPTATION : dark chocolaté scent
🔥 EXCITE : crisp coconut & black pepper scent
🔥 ICE CHILL : iced mint & lemon scent
🔥 MUSK : patchouli & fougère
🔥 WILD SPICE : wild spices & cedarwood scent
👉 Amin'ny vidiny 16.000 Ar🥰
Frais de livraison : à partir de 3.000 Ar
Mp aingana ary na antsoy ny 037 25 493 04 / 038 45 933 04

Photos from Andie shop's post 19/05/2026

Parfum de maison d'intérieur tsara fofona bé reto a😱😱😱
✨ Manala fofona ratsy😋
✨ Manome fofona manimanitra😋
✨ Mora ampiasaina😋
Atao amin'ny trano, bureau, cuisine, salle de bain, voiture, anaty armoire😱
Efa natao mora be ny vidiny🥰
👉 Belair 150 ml : 10.000 Ar (parfum : vanille)
👉 Belair 400 ml : 17.000 Ar (parfum : rose, thiouraye ouroul aïni, thiouraye zeïnab, tarte tatin)
Mp aingana ary, na antsoy ny 037 25 493 04 / 038 45 933 04

Photos from Andie shop's post 16/05/2026

Sahirana ve ianao rehefa anala volo amin'ny vatana, crème dépilatoire na mousse dépilatoire no vahaolana ho anao
👉 Mora ampiasaina
👉 Manala volo aingana
👉 Manahela ny fanirin'ny volo sy mampanify volo
👉 Tsy misy fanaintainana
👉 Mety amin'ny karazana hoditra rehetra

Fomba fampiasa azy
Haontsana ilay crème dépilatoire na mousse dépilatoire, tsifirina amin'ny faritra misy an'ilay volo, avela 3 min hatramin'ny 7 min maximum arakarakin'ny atevin'ilay volo, aveo fafana amin'ny spatule na lamba, kombanina, tsy asiana savony, tsy kosehina

✔️ Disaar 100 g : 10.000 Ar
✔️ Disaar 150 ml : 11.000 Ar
✔️ Kingyes (150 ml) : 15.000 Ar
Mp ou 038 45 933 04 / 037 25 493 04
Frais de livraison : à partir de 3.000 Ar

Photos from Andie shop's post 16/05/2026

🤩🤩🤩 PROMOTION fête de mère 🤩🤩🤩
Iza avy no anome cadeaux ho an'ny maman❤️, aza misahirana mitady tsony fa ireto efa misy🥰
Parfum manimanitra kely🥰
👉 Monogotas (100 ml) : 12.000 Ar, parfum disponible : coco, frese, vanille
👉 Eden love (65 ml) : 12.000 Ar
👉 24K pure pink (100 ml) : 13.000 Ar
👉 Menglusi (100 ml) : 15.000 Ar, parfum disponible : cake, chocolate pound cake, cherry, choco vanille
👉 Loves you women (100 ml) : 15.000 Ar
Mp ou 038 45 933 04 / 037 25 493 04
Frais de livraison : à partir de 3.000 Ar

16/05/2026

Bonjour🥰, amizao fisokafan'ity page vaovao ity an🥰, dia anolotra jeux ho anareo ny Andie shop, dia olona 3 no omena loka, izay manaraka condition ihany a🥰, ka otrizao ary ilay condition, suivreo ny page, dia kitio le sary dia asio j'aime, dia partageo amin'ny olona 5, dia ataovy ao amin'ny commentaire ny valiny, atramin'ny zoma ilay jeux dia sabotsy no omena ilay loka🥰

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Website

Address

Avaradoa
Antananarivo
101