Monia officiel

Monia officiel

Share

Mankafy anao fa tsy fantatrao ♥️🥰🥰🥰

12/02/2026

OLONA IRAY (1) MATY
VEDETTE PRIVÉE DOBO
IFASY

✅ Olona iray (1) no maty tsy tra-pamonjena ary mbola tsy hita faty hatramin'izao fotoana anoratana izao , fa olona miisa 5 kosa no havotra soa aman-tsara , tamin'ilay VEDETTE RENDRIKA tao amin'ny reniranon' IFASY BERAMANJA , ny Robia faha 11 Febroary 2026 , tokony tamin'ny 12h matsana teo ho eo

Voalaza fa naty Moteur tampoka, teo anaty rano ity VEDETTE RENDRIKA ity , dia nahafaty an'i JUSTIN MAMELONA Dit KÔLA 46 Ans avy Ambanja , izay nikasa andeha hivarotra TSÔFOEHY ( CITRON ) any Diego .

Hatramin'izao fotoana anoratana izao , dia mbola tsy hita ny RAZANA, ka hanaovana ANTSO HAVO ho antsika jiaby amoron'ny renirano IFASY sao misy mahita RAZANA anaty rano , dia iangaviana mba hiantso maika an'ny anabavin'ilay maty , tsy iza fa Madame BERTINE MAMELONA Mpivarotra à BAZAR Ambilobe , Tél : 032 28 117 00

🙏 MIRARY NY RAZANA MBA HO HITA , NO MAMPAHERY NY FIANAKAVIANA 🙏

04/02/2026

�����

04/02/2026

🥰🥰🥰🥰

08/06/2025

💯 toujours en forme 💯

28/06/2023

Abonnés moi

Website