Manja mora entana

Manja mora entana

Share

Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Manja mora entana, Beauty Store, Antananarivo.

19/11/2025

✅ Appareil ANTI-RONFLEMENT - ORIGINAL
📣 Atory tsara rehefa mampiasa azy amzay ilay olona miherotra be ireny

🌺 Appareil tsy mampiherotra, tena mahomby, ity ny vahaolana mahomby hoan'ireo mihesona rehetra🌺 Tsy mampiherotra ary manazatra azy hiala tanteraka

🍃 Tsy misy atahorana ny fampiasana azy, tsisy produit fa appareil no miasa, mety amin'ny rehetra. Azo etina mi-voyage tsara ny appareil, tsy maneligelina ary tsy maha sempotra ihany koa, miaina ohatran'ny isanandro tsara 🍃

✔ STOCK LIMITÉ
☎ 0342189390
LIVRAISON : TANA-PROVINCES
(produit et service - produit cosmétique et beauté)

Photos from Manja mora entana's post 19/11/2025

✅ Appareil ANTI-RONFLEMENT - ORIGINAL
💵Prix : 20000ar (promotion)

🌺 Appareil tsy mampiherotra, tena mahomby, ity ny vahaolana mahomby hoan'ireo mihesona rehetra🌺 Tsy mampiherotra ary manazatra azy hiala tanteraka

🍃 Tsy misy atahorana ny fampiasana azy, tsisy produit fa appareil no miasa, mety amin'ny rehetra. Azo etina mi-voyage tsara ny appareil, tsy maneligelina ary tsy maha sempotra ihany koa, miaina ohatran'ny isanandro tsara 🍃

✔ STOCK LIMITÉ
☎ 0342189390
LIVRAISON : TANA-PROVINCES
(produit et service - produit cosmétique et beauté)

23/10/2025

🫐15 secondes FOTSY BE NIFY🫐 💵prix : 22000ar
🪥 MOUSSE VIOLET BLANCHISSANT 🪥

💫 Ho antsika nampiasa zavatra maro nefa tsy nahita vahaolana mihintsy ,ity ilay DENTIFRICE MOUSSE VIOLET izay tonga dia maha fotsy nisy eo no eo ary tsy effet secondaire azony rehetra ampesaisa tsara💫

🚬- Manala ireo tasy rehetra amin'ny nify toy ny caries-tartres-jaunâtre
🦷- Manafotsy tanteraka eno eo
☄️- Manala fofombava ary afampo vao mampiasa
✅- Na efa ela na vao aingana tsy maintsy miverina fotsy nify
⚡- Mamono Microbe rehetra ao anaty ati-vava

🍇PRODUIT ORIGINAL🍇

🛵 LIVRAISON TANA PROVINCE
📲 0342398392

27/07/2025

redisponible 💜 Mp aingana ho anizay tsy mbola nahazo ,a recupéré anjanahary✔

prix : 25000ar
☎ 0342398392
livraison province possible

23/07/2025

Aza reraka miteny oe Amen izany mihintsy 🙏

20/07/2025

😀 tena feno mihintsy ,fa zaho rankizy an ho tahiny jesoa daholo nareo izay manala fanadinana rampitso an! Ho tadidy avokoa rehetra dia ataovy tsara sy mipoka tsara 🤩 jesosy anampy anareo Amen 💕🙏

18/07/2025

💕

17/07/2025

👑🙌

17/07/2025

Aza mataotra izany 🙏 na mafy aza sedra dia mbola amiratra foana fihainanao 🙌 miandry laharana kely fotsiny ✔

16/07/2025

❣️

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Category

Website

Address

Antananarivo