Kiala Soum

Kiala Soum

Share

0389538469


Retour au naturel ๐Ÿ’†
dressage boucle โžฟ
soins , coupe ๐Ÿ’‡

13/11/2025

Fรฉlicitation Mรฏmฤฏ Nth๐Ÿฅณ๐Ÿ’—

07/11/2025

Hoy ilay olona nifanena hoe tsara kely aki ny andri androany ๐Ÿ˜

Nefa raha mba fantatrareo mo hoe reraka be ny tanako manao dressage de nataoko chignon ny atsasany ๐Ÿฅฑ๐Ÿ˜‚

29/10/2025

Efa niverina Tanร  oh ๐Ÿ˜Š
Alaivo ny RDV ๐Ÿ˜š

27/10/2025

Ny adala ary mbola tsara volo noho ndri rehefa ๐Ÿฅต๐Ÿ˜‚

25/10/2025

Type 1 ny volony
Tsy salama satria vakivaky , maina be
Coloration naturelle ony ny nataony (marron)
Mila manapaka mba analana ny simba sy ahatsara ny endriny

Na aty amin'ny plage ary de mbola mahita volo atao diagnostic e ๐Ÿ˜ญ๐Ÿ˜ญ๐Ÿ˜‚

Efa ho avy aho ry Antananarivo fa fandrio ny daty ๐Ÿ˜Š

20/10/2025

Io volo io oa tena manova zavatra ๐Ÿ˜‚

19/10/2025

Coucou ๐Ÿ˜Š
Misy intรฉressรฉ ve ๐Ÿ˜Š ?
Mandefa mp ao amin'ny compte perso Anjara Haritiana

12/10/2025

โŒJEUโŒ
Dressage boucle no cadeau azo rehefa tonga any Tanร  zah ๐Ÿค—

Aiza no misy soratra '' SOUM '' amin'ity sary ity ๐Ÿฅฐ

Rรฉaction + max de commentaires + partages max

Tsy mbola mandray olona Tanร  aloha izao fa mbola aty Majunga ๐Ÿ˜Š fa raha misy cliente aty Majunga dia raisiko foana ๐Ÿ˜š

Tirage commentaire 10 novembre
Izay nanao partage betsaka indrindra koa mahazo ๐Ÿ˜Š

Bonne chance ๐Ÿ’–

03/10/2025

Zah: Tsy mandray intsony tompoko fa feno be androany ๐Ÿ˜Š
Cliente: Mba zah mo aki no farany anh ๐Ÿฅบ ny voloko anie tsy lava be e , vetivety io de vita, manodikodina kely fotsiny โ˜บ๏ธ

Averinareo fa robot ah mantsy ka tsy mahalala reraka ๐Ÿฅฑ

29/09/2025

Miasa ve Kiala Soum ๐Ÿค”?
Eny tompoko ๐Ÿ˜Š Mandray olona foana izahay

22/09/2025

Hello hello ๐Ÿ™ƒ

Tsy misy mipoitra ny mp ato amin'ny page ๐Ÿฅบ no sady tsy mety sokafana amin'ny messenger ๐Ÿ˜ช

Afaka mandefa mp ao amin'ny compte perso Anjara Haritiana ianareo na miantso 0389538469 ๐Ÿ˜Š

Merciiii

Want your business to be the top-listed Hair Salon in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Category

Telephone

Website

Address

Lot II R 50 CA Andrainarivo
Antananarivo