La Muse Casual

La Muse Casual

Share

Effortless chic by La Muse Casual 💐

Jean Wide Leg | BF | Flare | Mom

Photos from La Muse Casual's post 22/05/2026

📢❌ ARRIVAGE À NE PAS RATER ❌

Wide leh - Mom - boyfriend - flare 👖
Natao ho an’ireo sipakely ity arrivage ity 😏 alefaso aingana ny commande sao dia tsisy afaka entina mimolamola amn’ny lundi de Pentecôte eo 😝

📞 0348442091
📥 inbox pour commander
🚚 livraison partout à Madagascar

✔️ Qualité assurée !!
⚠️ STOCK LIMITÉE

14/05/2026

Elaela izay tsy nisy tolotra ⌛️ Efa ho avy indray izao ny jean amin’ilay Tena tinareo be 😍
➡️ Araho hatrany ary ny pejy fa efa ho avy atsy ho atsy ehh 😚

☎️ 0348442091

06/05/2026

Arrivage wide leg bomba be 📢👖

06/05/2026

Arrivage bomba be 📢👖

06/05/2026

Arrivage jean Wide leg bomba be 🔥

06/05/2026

Arrivage bomba be Jean tendance 😉👖
📢 LIVE CE SOIR À 18H
Tandremo taraiky ry manjakely anh !! ny prix tena mirary 🤩

29/04/2026

Manomana zavatra tsara be ho anareo foana izahay fa araho hatrany ny pejy 💕
Ho avy indray ny arrivage pataloha anh👖🤩 ny couleur tena woww amleh manaitra maso mitsy 😱 sady maro isafidianana fa miomana akia ry manjakely ah …

Restez connectés !! 😙

Photos from La Muse Casual's post 26/04/2026

🔥OFFRE - 20 000ar monja dia mahazo outfit complet 🔥
Ho anareo izay mitady akanjo mihaja !! 🥰
Aza scrolléna fa vakio hatramn farany fa natao ho anareo ity 😏

Amin’ny vidiny mirary anh :
🏷️ 1 Haut + 1 Jean = 20 000ar ( tsy misaraka ireo amin’ny sary ireo ) + Qualité au top👌🏼
🚚 Livraison gratuit
📥 JP + CONTACT + LIEU ; directement en message privé

⚠️ ARARAOTY AKIA AH SAO DIA LASAN’NY OLONA EO NY ANJARANDRY !!

( détails sur chaque photo )

22/04/2026

🛍️ Toujours en vente ilay haut incontournable — style classy et moderne
Aza misalasala fa alefaso ny commande, qualité assurée 💖

🎥 Extrait vidéo du haut uniquement — aperçu exclusif pour mieux voir les détails (modèle complet non inclus dans la vidéo)
🚨 Suivez la page pour ne rien rater

📞 0348442091

Photos from La Muse Casual's post 20/04/2026

✨ Haut stylée et tendance pour filles ✨

Mbola disponible foana 😍
Design moderne, confortable ary tena manaraka lamaody be amin’ilay tinareo mihitsy 😜

💰 Prix adorable + Qualité + style assuré
📩 Inbox pour commander
📞 0348442091

⚡️STOCK LIMITÉ
Alefaso dieny zao ny commande fa sao taraiky ka tsy hahazo eo anh !! 😏

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Telephone

Website

Address


Antananarivo