Neelkanth
Vos produits de beaute a prix adores,
Venez nous voir, vous ne serez pas deçu..!
19/03/2026
Retour en stock
Miss 18
Prix : 10.000Ar / Pièces
08/03/2026
HappyInternationalWomen’sDay 💐
08/02/2026
👉Déo roll -on pour Femme tsara kely💖
👉60ml ary maharitra 48h bé izao ny fofony 🙌
👉Tena tsara bé anie oa ireto eh🌺
👉Misy karazany maro azonareo isafidianana
🤗
Manome prix de gros izahay ho anareo izay mbola hivarotra anh☺️
Livraison disponible partout 🛵
14/01/2026
💙💛💜 Déodorant Spray 200ml💜💙💛
💯Parfum fragrance made in Dubaï 💯
🤗Ho anareo ilay mitady fofona mpanankarena 🤗
☺️Manitra fona ianao tontolo andro manao azy ☺️
❌❌10.000ar monja❌❌
🛵Livraison disponible partout
☎️038.21.625.85,033.11.382.13
10/01/2026
⚪🟣Dark& Lovely⚪🟣
👉Ilay fanaovana lissage tsara indrindra hatramin'izay🤗
👉Misy ho an'ny karazam-bolo rehetra ☺️
👉 Qualité 💯,hitanao ato Neelkanth analakely
🛵 Livraison disponible n'aiza n'aiza misy anao
☎️ +261 38 59 829 67
31/12/2025
🎉 Bonne année 2026 🎉
💐🎉 Mirary taona vaovao sambatra ho anareo rehetra.🎉💐
Ankalazao ny androany, ankafizo ny ampitso ary ankafizo ny fotoana rehetra eo anelanelany.
🎉 Tratry ny Taona 2026 🎉
31/12/2025
💕 JORi Roll-On 60ml ho an'ny Lehilahy
✔️ Maharitra ela: 48 ora
✔️ Anti transpirante
✔️ Vita any Dubai.
✔️ Tsy manao mainty helky
✔️ Tsy manisy trace am’ny akanjo
✔️ Prix : 8.000Ar ny piéce
💐🎉Mirary faran'ny taona mahafinaritra sy taona vaovao sambatra ho anareo rehetra i Neelkanth.🎉💐
30/12/2025
💕 JORi Roll-On 60ml ho an'ny Vehivavy
✔️ Maharitra ela: 48 ora
✔️ Anti transpirante
✔️ Vita any Dubai.
✔️ Tsy manao mainty helky
✔️ Tsy manisy trace am’ny akanjo
✔️ Prix : 8.000Ar ny piéce
28/12/2025
💐Aroma de Acqua💐
👉🏾Eau de toilette pour Homme 100ml
👉🏾Made ain Dubai
🫶🏽Prix : 45.000Ar
👍🏼Liverason possible en ville
👌🏽Tenue : Longue Durée
27/12/2025
💐Mauj Jubilee # # 💐
👉🏾Eau de parfum 100ml
👉🏾Made in Dubai
🫶🏽Prix : 45.000Ar
👍🏼Liverason possible en ville
👌🏽Tenue : Longue Durée
💕 Roll On JORi 60ml pour Homme
✔️ Longue durée : 48h
✔️ Fabriqué à Dubaï.
✔️ Vente en gros et details.
👉🏾 Nos produits sont disponibles à tout le boutique cosmetiques.
💕 Roll On JORi 60ml pour Femme
✔️ Longue durée : 48h
✔️ Fabriqué à Dubaï.
✔️ Vente en gros et details.
👉🏾 Nos produits sont disponibles à tout le boutique cosmetiques.
Click here to claim your Sponsored Listing.
Telephone
Website
Address
Opening Hours
| Monday | 08:30 - 17:30 |
| Tuesday | 08:30 - 17:00 |
| Wednesday | 08:30 - 17:30 |
| Thursday | 08:30 - 17:30 |
| Friday | 08:30 - 17:30 |
| Saturday | 08:30 - 17:30 |
