Sahala natoraly

Sahala natoraly

Share

🌹Produit 100% natoraly🌹
Ny tsara ho anao hatrany
Aingampiasa 🌼efficaces

Photos from Sahala natoraly's post 17/06/2026

🚨 Aza miandry ho tara!
Raha vao manomboka mihintsana ny volonao dia karakarao avy hatrany. Ny fikarakarana aloha no antoky ny volo salama sy matevina.

🌿 ANTI-CHUTE NATUREL
✅ Mampihena ny fihintsanam-bolo ✅ Manamafy ny faka ✅ Manampy ny volo hitombo ho matevina sy mamirapiratra
💰 Prix : 🔹 15 000 Ar 🔹 30 000 Ar
📩 Mp aingana na soraty hoe "LINA"
☎ 034 39 588 66

16/06/2026

🥰 Ry Dada sy Neny, ry Anabavy malala sy ralahy
Fotoana izao hanomezana lanja ny tenanao ho forme kokoa
🌿 HUILE MANANGEZA 💃 Fikarakarana naturel 🍑 Manampy hanatsara ny endrika ❤️ Manampy ho lasa forme tsara

7Andro résultats

📦 Mandefa manerana ny Nosy 💰 18 000 Ar 📩 Commande amin'ny MP izao dieny izao.

15/06/2026
Photos from Sahala natoraly's post 15/06/2026

Cheveux chuté 🥹😵
Ity no nahazahoanay commantaire indrindra raha nanao sondage kely izahay

💚Indro ary misy Soin Anti-chute naturel fait maison 🥰 hatoro antsika
🌱 Soin naturel anti-chute 🌱

Ireto avy ny zavatra ilaina :

✅ Ravina romarin
✅ Menaka végétale (oh: huile 4 végétale mélange )
✅ Tongolo gasy 1 gousse

📌 Fanaovana azy :
Andrahoy kely ny ravina
Afangaroy amin’ny huile
Asio tongolo gasy voatetika
Avela hilona 1 alina zay vao ampiasaina

💆‍♀️ Fampiasana azy : Asio amin’ny hodi-doha 3x isan-kerinandro dia araho hotra 5 min.hoitanao fa hiena tsikelikely ny fihintsanan'ny volo

🥰Hoantsika mila PRODUIT efa vita tonga dia mampiasa avy hatrany,sady manao soin isika no manalava volo miaraka amin'ny 💙Huile 4 végétale mélange 💚Misy combo 20 000ar
Gammes complèts 30 000ar

Araho hatrany ary ny page oh😍🤩

13/06/2026

Aza tara fa mety tsy ho hita intsony!

😍 Huile végétale 100ml 💰 15 000Ar

✔️ Mampaniry volo sola
✔️ Mampihena fihintsanam-bolo
✔️ Manatevina sy manalefaka volo

📦 Livraison gratuit hatrany Tana ville
📩 Commande ao anaty MP
☎️ 034 39 588 66

13/06/2026

😩 Manelingelina anao ve ny tsingofo (angadrano)?

🌿 Misy vahaolana naturel hanadiovana ny hodi-doha sy hampihenana ny tsingofo.
✨ Volo madio, salama ary mamirapiratra kokoa!
📩 Midira MP raha mila fanazavana.

13/06/2026

😂 Tandremo sao tonga hatramin'ny zaza no hanao an'izao amin'ny volonao!.

Raha mihintsana be ny volo dia mila vahaolana haingana sy mahomby.

🌱 Produit naturel :
Mampaniry volo sola
Mampitsahatra fihintsanam-bolo
Manatevina volo manify
Manamafy ny fakam-bolo

7andro monja dia aitana résultat

💰 15 000 Ar
📩 Commande MP
📞 034 39 588 66 🥰✨

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Website

Address

Antananarivo