ADREK Madagascar
Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from ADREK Madagascar, Antananarivo.
09/01/2026
Salama aby tsika rehetra ,faly miarahaba anao tratra ny taona 2026 izahay ato @ vondrona ,hisy ny vokatra fatana vVIDANGE vaovao izay vokarinay manomboka @ farany volana ity izay mandeha 5 volt monja dia efa afaka mahandro ianao @ vidiny mirary sy @ endrika vaovao ho hita tsika eto Mirarisoa eee jifao ny vita Gasy 🇲🇬🇲🇬🇲🇬
18/07/2025
Salama tompoko ooo efa tsy 12V itsony fa efa 5V dia afaka mahandro isika makasitra tompoko ooo
10/05/2025
20/03/2025
Salama mbola misy hatrany ny fatana mandeha vidange 0342161728 na mp
08/03/2025
Salama ,vokatra vaovao sady tena mafy be ny afony ary misy cheminin mivoka ary afaka alefa 5 volt zany na power bank na baterie telefone defa afaka mahandro enao 0342161728 na mp tsy mamofona tsy manetroka afaka apiasany panao lasopy
Salama iaby oo
Fatana Vidange 1L/3 raha vary sy laoka , mihatsara hatrany vokatra alefaso ny kaomandy nao vidiny iray 120000ar misy prix de gros miteste vao mandoa vola , 0342161728 na Mp efa maro no afapo misaotra nanjifa ooo
Click here to claim your Sponsored Listing.

10/02/2025