Bee my Honey Vohitsoa
Miel pur
21/01/2023
"Celui qui veut du miel doit subir les piqûres des abeilles"... Ayayayayayyy
Ahoana ny hevitrareo mahakasikan'io ohabolana Marokanina io 😆
Tsara marihana hatrany fa pur ny tantelintsika ahhh 😉🍯
Alefaso indray ary ny commande ehhh, ao amin'ny mp na antsoy ny laharana 0345909048 😊
Manao livraison izahay fa misy point de récupération ihany koa.
Ps: Manjakely foana ny admin na kaikerin'ny tantely aza 😌😆
04/01/2023
[🎉Bonne et heureuse année 2023🎉]
Ho taona feno hamamiana, hitondra hery sy fahasalamana ho antsika anie ity taona ity!
Aiza ny bonanéeeeeeee?! 😆
Ireto ary ilay ity ehhhh 😍 sady nasianay fihenam-bidy mihintsy ho fanombohana ny taona annnn(tolotra manan-kery mandritra ity volana Janoary ity)
Miel pur 500ml: 9000ar
Miel pur 1000ml: 18000ar
Miel avec alvéole 1000g: 16000ar
Miel et gingembre 250ml: 9000ar
Miel et curcuma 250ml: 9000ar
Manao livraison izahay fa efa misy point de récupération ihany koa ao amin'ny Tana Center Behoririka (ampitan'ny building Ramaroson) 2ème étage, box 3F-05
Alefaso mp ny commande na antsoy ny laharana 0345909048
20/12/2022
Salama daholo 😊
Iza daholo ilay mitady tantely miaraka amin'ny akorany ato?! 🍯
Alefaso mp ny commande na antsoy ny 0345909048
Date de récolte : 11/12/22
Prix: 16000ar ny 1kg
01/12/2022
Tsapako tena maaaaamy.. Vohitsoa hatraaany 🎶😂 (Aaa, aoka izay fa mankaleo be 🤧)
Fa ity vokatra vaovao navokanay ity zao no mbola tsy mankaleo mihintsy sady tena maaaamy, fitiavana hatrany 😁🍯
Ho antsika rehetra izay mbola tsy nitondra nody, azo antoka tsara ny fanafody 🤣 mampisinda ny kohoka sy ny sery amin'ny vatanao (sady fotoanany mihintsy izao annnn!!!)
Midira avy hatrany ary ao amin'ny hafatra miafina raha mbola tsy nahazo ehhh
Na antsoy ny laharana 0345909048
19/11/2022
Heyyyyyy 😍
Elaela indray tsy nifankahita 😅
Namoaka vokatra vaovao be ho anareo izahay 😍
Natao indrindra hiadiana amin'ny aretina maro 😊
Alefaso ny commande, na antsoy ny laharana 0345909048
Mirary soa ho antsika rehetra 🥰
21/09/2022
Miel mille fleurs de Vohitsoa Anjozorobe 🍯
Mp pour commander ou contactez le 0345909048 🙂
28/07/2022
Salama ehhh
Elaela indray isika tsy nifankahita😍
Ndao indray mba hifampizara hamamiana ehhh 🍯
Tantely pur hatrany ahhhh 😉
Mampitony ny kohoka sy ny sery amin'izao andro mangatsiaka izao 😊
Manasa anao hiditra hafatra miafina na hiantso ny laharana 0345909048 na 0326212814 raha handefa commande 🤗
22/05/2022
Mamy mihoatra noho ny tantely ny fitiavanao ry Neny😘😘
Mety atao fanomezana ho an'ny reny 350ml @ vidiny 13000ar (miaraka am surprise kely😉)
Na ho @ fiainana andavanandro 500ml @ vidiny 8000Ar.
Livraison possible
0345909048-0326812814
13/03/2022
Miel mille fleurs pur de Maintirano
360ml
13000ar
12/03/2022
Il paraît que les gens heureux lisent et boivent du thé au miel 😉
04/03/2022
Oye oye oyeeeeeee!!
Vendredi zoliiii de hoeeeeeee.. rawera tsy maintsy mandeha 😍
Tianay ny mizara aminareo fa mankalaza andro iraisam-pirenena ho an'i Renibe isika ny alahady ho avy izao.. Qui dit grand mère dit gasigasio any retsy fa ireny no maha-malagasy antsika ahhhh 😆
Ahatsiarovana an'i Bebe mintsy zany fomba fiteny izany.. Ankoatra ilay manome vola kely miafina atao fanampina gouter 🙄 de tsy adinony mihintsy ilay recette manala panda, manala tasy, manala ny kohaka rehetra amin'ny vatana dia tsy inona izany fa ny sakamalaho, voasarimakirana, dobera fa indrindra ilay TANTELIKELINY 🍯Mamyyyy anie zany ehhhhh ♥️
Ndao ary ho marihantsika manokana io andro amin'ny alalan'ny fanomezana mamy kely ho an'i Bebe ehhh 🥰 13000ar monja dia tonga any aminao ny fanomezana😊
Alefaso dieny izao ny commande Ary ehhh
19/02/2022
"Ny fahasalamana no voalohan-karena"
Ndao ary tandrovana ny fahasalamantsika eh!!! Mampitombo ny hery fiarovana ao @ vatantsika ny fihinana tantely. Ary tsara hohanina isan'andro izany 😉😉.
Jifao amin'ny vidiny mirary 13000Ar ary ny vokatrantsika (360ml) 🍯
Mirary soa hatrany ho antsika rehetra 😊
📞 : 0345909048 / 0326212814
Lieu de récupération: Ambodivona ampitan'ny Cotisse
Click here to claim your Sponsored Listing.
