Sakay Pilokely
Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Sakay Pilokely, a tsimbazaza, Antananarivo.
22/10/2025
Natao ho anareo mañana peau sensible sy simba ny produit ity lotion ity
Lotion D. E. S sun block 125ml 😍 noho Sady 3 en 1
☑️Anti - tâche
☑️Anti - point noires
☑️Anti - âge
-Miaro ny hoditra amin'ny masoandro
-Manala ireo tâche navelany mony
-Mamerina ny hoditra efa simba ny produit Téo aloha
-Manazava hoditra
-Tsy mila manao écran solaire intsony
Aza tara Ary fa mandalo ny mora😍
🚎 Manao livraison n'aiza n'aiza misy aza
mp Ary oh
08/04/2023
Salama daoly o!😇
Ity ary ny tuto atsika voaloany e!
Fomba fi tracena volomaso izy ity dia mba manasa anareo hijery hatramin'ny farany dia aza adino ny mametraka an'ilay pouce bleu😘
Click here to claim your Sponsored Listing.
Website
Address
A Tsimbazaza
Antananarivo
