Vatana Salama

Vatana Salama

Share

R.A perte de poids

Photos from Vatana Salama's post 22/05/2025

Vaovao Mahafaly be no oentinay oantsika rehetra anio!!!🥰
Andao anala 8kg ao anatiny 30j Fotsiny.😲
Sakafo Arapahasalamana Dia ahafahanao manala 90% aminy tavinao...oui 90%
Oanao maniry Mafy te hiena anefa tsy manampotoana ikarakana sakafo!🥺
Oanao Efa miezaka manao sport fa tsy ampy Satry tsy mahay mandanjalanja sakafo 😰
Oanao maniry itazona kg idealy aminao ...
Natao oanao Io indrindra ity Tolotra vaovao bé ity
Marihina: Araka izay fahafahanao no anaovanao Paiement
Sakafo Voalanjalanja : Ahita ireo singa ilainao mandritra Tontolo andro
Sakafo Arapahasalamana : Voadio Voafantina Ary misy ireo karazany rehetra ilainy vatana
Mifanaraka aminy Tanjonao: Misy fanadihadihana ataonay mba ampifanarahana ny sakafo aminy objectif anao
Aiza injay no aita toizany Enao,ato aminay irery ihany
Koa aza misalasala Ary miditra mp aviatrany na soraty ao aminy commentaire hoe Liana fa ho valianay aviatrany ee
Mirary Soa oanao Io sahady fa raha vao nisy fikasana ao aminao de tsy maintsy tanteraka izany!!!!

Photos from Vatana Salama's post 09/04/2025

Cucu Oantsika Tia Sakafo arapahasalamana ooo!!!
Andao iaraka aminay Demain ee...
Matsiro...Azo antoka... Arapahasalamana indrindra
Oanao manena vatana Io
Menu Demain Déjeuner
Salade du chef: Salade verte+ charcuterie+ mais Doux + oeuf dure + fromage:5000Ar
Salade du chef : Salade verte+ charcuterie + mais Doux+ oeuf dure+ Fromage+ Croquette de Poulet :7000Ar
Dessert offert:Ananas ou Pomme
Ataovy haingana Ary Commandenao oany rahampitso e, Jusqu'à 21h zahay no mandray commande pour demain,ny aorinanizay pour Vendredi injay
Ataovy JP commentaire
Lieux et contact sur Mp
Offre Spéciale Jeudi 10avril

06/04/2025

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Mahatoky Djpacj, Tania Andriakoto, Manonja Kel, Fenosoa Rocelle, Manou Ralaimanarivo, Tolojanahary Randriambelo

26/03/2025

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Hanitra Alimary, Ilontsoa Rayane

Photos from Vatana Salama's post 23/03/2025

Miarahaba sy Mirary Soa oantsika rehetra izahay
Izahay Dia mikarakara sakafo oantsika maniry hanena vatana sy ho Salama aminy alalany sakafo Arapahasalamana sy azo antoka
Voahofana manokana aminizany izahay
Tarif par repas : Déjeuner avec dessert : 5000Ar
Dîner : 5000Ar
Petit déjeuner :4000Ar
Collation:2000Ar
Koa aza misalasala Miditra mp raha Toa ka mahaliana anao

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Telephone

Website

Address

Antananarivo