Voajanahary
• Resaka 100% voajanahary.
• Azo antoka 100% mandaitra.
• Malagasy 100% salama.
24/04/2023
Raha mihinana poudre baobab matetika ianao dia tsy tokony iandairan'ireto aretina 5 ireto⬇️
1- CANCER:
Ny baobab dia ahitana vitamine C sy polyphenol bestaka mihoatra ny 🍋 voasary makirana 6.
Ireo otrikaina ireo mantsy dia manampy @ fanamafisana ny hery fiarovana, miady @ ny aretina mikiky toy ny cancer, ary miaro @ aretina cardiovasculaires.
Raha mihinana baobab matetika sy mifady ireo "produits" mahafaty toy ny sigara sy toaka na sakafo simika hafa ianao, dia mety ho ela velona sy TSY mora iandairany virus.
2- DIABÈTE:
⚠️Raha tia mihinana sakafo matsiro na mamy matetika ianao dia tokony hitandrina ny glycémie anao!
Ny poudre baobab dia ahitana fibres alimentaires mihoatran'ny misy ao anatin'ny 🍎 paoma 7.
Ny fibres dia miaro @ 📈fiakarana na 📉fidinan'ny glycémie , no sady manampy ny insulines mandrindra ny siramamy @ rà ka mihazona izany ho "normal".
Izany dia mba TSY hatonganao voatery hinam-panafody 💊 sy ifady sakafo maro mba ho ijanona hovelona rahatrizay.
3- HYPERTENSION NA HYPOTENSION ARTÉRIELLE:
Hita betsaka ao @ ihany koa ny potassium izay in-5 mihoatran'ny 🥑 zavoka.
Izany dia mihazona ny tosi-drànao TSY 📈iakatra na 📉idina mihintsy mandritra ny fotoana ela. ⏳
Tsy ahina noho izany ny hofanina tampoka an-dalana na hihinam-panafody 💊 mandrakizay, raha izao ianao dia mihinana baobab 100% natoraly matetika na isan'andro.
4- DÉCALCIFICATION
Raha olona tsy dia ampy calcium ianao dia vaha-olana natoraly hoanao ihany koa ny poudre baobab. ✨
20g ny poudre baobab dia mahasolo calcium misy @ 🥛ronono na yaourt 2 vera.
Akoatran'izay, afaka mitsitsy 💸 vola kokoa ianao raha hoan'ny ronono isan'andro na tsy manana "frigo" hitarizana azy.
P.S: Tsy mety lany "date" ny poudre baobab fa tahirizina @ toerana maina sy tsy be rivotra fotsiny.
5- CONSTIPATION NA DIARRHÉE
Na mitohana ianao na mivalana, mety aminao ihany koa ny poudre baobab.👇
Ny fibres 50% solubles (fahita @ cacao) sy 50% insoluble (fahita @ soja) misy ao amin'ny dia mamerina ny fiasan'ny tsinay @ laoniny ka tsy hanana olana intsony ianao rehefa mivoaka.🚽
Mbola maro ireo vokatsoany fa izay indray aloha no azo atolotra androany.
FOMBA FIHINÀNANA POUDRE BAOBAB?
15g - 20g (3 na 4 sotro fihinànana) isan'andro no fetra tokony hoanina raha tsy te hovoan'ireo aretina voatonona etsy ambony iretsy ianao.
Azo zaraina in-3 isan'andro ny fihinànana azy. Izany hoe 15g ÷ 3 = 5g (tokony 1 sotrokely feno tsara) maraina, atoandro ary hariva.
Izany dia atao @ sakafo mamy toy ny "salade de fruits" na @ ranom-boankazo na rano tsotra ary.
LIANA @ POUDRE BAOBAB VE IANAO?
Izahay dia manana 100g - 500g.
Ny vidiny:
100g: 7,000ar🏷️
250g: 16,000ar🏷️
500g: 30,000ar🏷️
LIVRAISON GRATUIT manomboka 250g hoan'ny Antananarivo renivohitra.
Alefaso MP fotsiny ny teny hoe ➡️ BAOBAB
26/03/2023
Tsy hiakatra na hidina intsony ny tension na ny tosi-drà anao raha ataonao izao👇
Fantaro fa misy vokany avokoa ireo sakafo hoanina. Mety ho tsara na ratsy @ fahasalamana izany.
Ka noho izany dia misy ihany koa ireo sakafo mampitony ny tension miakatra/midina.
🍌MAGNESIUM:
Ny magnesium dia ilain'ny vatanao @ fahasalaman'ny taolana, ny nify, ny ozatra ary ny àty (foie).
Manampy ihany koa izy amin'ny fandrindrana ny siramamy @ rà, lipides @ rà, ary ny fidobohany fo ara-dalàna.
Ny fihinanana azy isan'andro noho izany dia manatsara ny fahasalaman'ny olona misy diabète, tension ary aretin'ny fo.
Ny akondro ohatra dia sakafo fanta-daza @ fananany magnésium betsaka ao aminy.
🥑POTASSIUM:
Ny Potassium kosa dia manampy ny "système nerveux", ny fiasan'ny ozatra ary ny fandrindrana ny tosi-drà.
Ny fihinana Potassium isan'andro ihany koa dia manampy @ fampidinana ny tosi-drà.
Ny zavoka no sakafo anisany be Potassium indrindra eto amintsika.
SAKAFO IRAY BE POTASSIUM SY MAGNÉSIUM‼️
Fantatrao ve fa i Madagasikara dia anisan'ny ireo toerana 3 tokana eto an-tany, manana voankazo iray, izay azo iadina @ fiakarana/fidinan'ny tosi-drà be loatra?
Tsy inona izany fa ny BAOBAB!
Ny voankazon'ny baobab dia ahitana Potassium avo 4 eny (x4) ny zavoka.
Ny baobab ihany koa dia manana Magnésium avo 5 eny (x5) ny akondro.
Amin'ny toerana tsy aniriany toy ny eto Antananarivo moa, dia en poudre no tena ahitana azy betsaka.
Ary tena mbola maro ireo vokatsoa hafa hoetiny.
Ka noho izany raha tianao ho ara-dalàna foana ny tosi-drà anao, dia mihinàna poudre baobab 15g (3 na 4 sotrokely feno tsara) isan'andro atao @ rano iray vera.
Izany dia azo hoanina @ fotoana rehetra.
Koa raha mahaliana anao ary ny poudre baobab dia fantaro fa izahay dia manana 100g, 250g sy 500g.
Livraison gratuit eto Antananarivo renivohitra manomboka 250g.
Raha misy fanontaniana tianao apetraka makasika ny baobab dia alefaso MP na message mivantana aminay ny teny hoe BAOBAB.
10/03/2023
Raha ambony ny tahan'ny siramamy @ rà anao na misy diabeta ianao dia vakio tsara ity fa vahaolana hoanao!
⚠️Tandremo ny sakafo be glucides simple!
Ny sakafo hoanintsika isan'andro dia mety ahitana glucides tsotra (simple) ao anatiny ka miteraka fiakaran'ny tahan'ny siramamy aingana loatra ao aminy rà.
Izany dia mety hiteraka fiakaran'ny glycémie ambony loatra, mahatonga ny insuline tsy ampy @ fitondrana ny siramamy @ rà, ka mahavoan'ny diabète type 2.
🍎Mihinàna sakafo be fibre isan'andro!
Raha ny fikarohana natao tany Japon, dia fantatra fa ny fihinana baobab vovony (poudre) isan'andro dia mampihena ny tahan'ny siramamy @ rà, ary miaro @ diabète.
Ny antony izany?👇
Nohon'ny fisian'ny fibres alimentaires betsaka @ baobab, no afahany miazona ny siramamy tsy hovoatroka aingana.
Lasa mora kokoa hoan'ny rà noho izany ny mitondra ny siramamy @ vatana ka mampitony ny tosi-drà tsy iakatra ambony na idina ambany loatra.
🥛Noho izany, misotro rano misy poudre baobab 15 grammes isan'andro raha te ho lavitrin'ny diabète sy ny fiakaran'ny tosi-drà.
🌳Araraoty ny vanim-potoana fisian'ny voankazo baobab eto amintsika!
Raha eto Antananarivo ianao dia alefaso MP📨 ny hoe "BAOBAB" raha liana amin'ny poudre baobab ianao.
08/03/2023
Raha ambony ny "tension" anao dia ity misy fomba natoraly azo ampidinana azy aingana:
1⃣ Mila sakafo be Potassium
Ny potassium dia anisany mineraly tena ilain'ny olombelona indrindra.
Manampy @ fiasan'ny ny "système nerveux", ny ozatra, ary ny tosi-drà @ fomba ara-dalàna.
Ny fihinànana potassium misimisy dia ahitana fiantraikany amin'ny fidinan'ny tosi-drà ary mamerina an'izany @ laoniny.
2⃣ Sakafo anisany be Potassium.
Hoan'ny 15 taona mihoatra dia 3,500mg isan'andro ny potassium tokony hoanina raha olona salama tsara.
Zavoka no sakafo natoraly betsaka misy eto amintsika, ahitana potassium maro ao aminy.
100g ny zavoka dia ahitana Potassium 485mg ao aminy.
Ny voakazon'ny baobab ihany koa dia ahitana Potassium 2,300mg ny 100g.
Izany hoe avo efatra eny (x4) ny Potassium misy aminy zavoka no hita ao anatin'ny baobab.
Aminy toerana tsy ahitana baobab betsaka toy ny eto Antananarivo renivohitra dia "en poudre" no amarotana azy.
Izany dia manamora kokoa ny fikarakarana ny baobab rehefa hoanina na sotroina.
5 na 15 grama isan'andro dia ampy, atao @ rano, ranom-boakazo, ronono, yaourt na rehefa nahandro mamy ny fihinana azy.
Mety hoan'ny misy diabeta ihany koa ny poudre baobab noho izy mampiena ny tahan'ny siramamy misy @ vatana.
3⃣ Ny tokony ahena.
Mba hahafahan'ny Potassium miasa tsara dia mila ahena ny sodium hoanina.
Raha ambony ny tension anao dia tsarovy hatrany ny hanao traitement Potassium.
Ny tsara indrindra dia @ fomba Voajanahary hatrany.
Raha liana @ poudre baobab ianao dia ireto ny vidiny eto @ pejy:
100g: 7,000ar
250g: 16,000ar
500g: 30,000ar
LIVRAISON GRATUITE hoan'ny Antananarivo renivohitra miatomboka ny 250g.
Alefaso MP ny hoe "POTASSIUM" raha anao commande poudre baobab ianao.
Aza adino ny mizara hoan'ireo izay mila mahita ity publication ity.😁
07/03/2023
Raha ambony ny "tension" anao dia ity misy fomba natoraly azo ampidinana azy aingana:
1⃣ Mila sakafo be Potassium
Ny potassium dia anisany mineraly tena ilain'ny olombelona indrindra.
Manampy @ fiasan'ny ny "système nerveux", ny ozatra, ary ny tosi-drà @ fomba ara-dalàna.
Ny fihinànana potassium misimisy dia ahitana fiantraikany amin'ny fidinan'ny tosi-drà ary mamerina an'izany @ laoniny.
2⃣ Sakafo anisany be Potassium.
Hoan'ny 15 taona mihoatra dia 3,500mg isan'andro ny potassium tokony hoanina raha olona salama tsara.
Zavoka no sakafo natoraly betsaka misy eto amintsika, ahitana potassium maro ao aminy.
100g ny zavoka dia ahitana Potassium 485mg ao aminy.
Ny voakazon'ny baobab ihany koa dia ahitana Potassium 2,300mg ny 100g.
Izany hoe avo efatra eny (x4) ny Potassium misy aminy zavoka no hita ao anatin'ny baobab.
Aminy toerana tsy ahitana baobab betsaka toy ny eto Antananarivo renivohitra dia "en poudre" no amarotana azy.
Izany dia manamora kokoa ny fikarakarana ny baobab rehefa hoanina na sotroina.
5 na 15 grama isan'andro dia ampy, atao @ rano, ranom-boakazo, ronono, yaourt na rehefa nahandro mamy ny fihinana azy.
Mety hoan'ny misy diabeta ihany koa ny poudre baobab noho izy mampiena ny tahan'ny siramamy misy @ vatana.
3⃣ Ny tokony ahena.
Mba hahafahan'ny Potassium miasa tsara dia mila ahena ny sodium hoanina.
Raha ambony ny tension anao dia tsarovy hatrany ny hanao traitement Potassium.
Ny tsara indrindra dia @ fomba Voajanahary hatrany.
Raha liana @ poudre baobab ianao dia ireto ny vidiny eto @ pejy:
100g: 7,000ar
250g: 16,000ar
500g: 30,000ar
LIVRAISON GRATUITE hoan'ny Antananarivo renivohitra miatomboka ny 250g
Alefaso MP ny hoe "POTASSIUM" raha anao commande poudre baobab ianao.
Aza adino ny mizara hoan'ireo izay mila mahita ity publication ity.😁
05/03/2023
Raha miakatra na midina matetika ny "glycémie" anao dia andramo ity toro-hevitra ity.👇
Misy maromaro ireo olona izay miakatra na midina be matetika ny "glycémie" @ izao.
Indraindray matsiaro fanina na torana tampoka.
Mila andraisanao fepetra izany raha te ho lava andro iainana ianao...
Ny Tokony Atao?🤔
Ny sakafo be fibre no ilainao raha toa ka tianao hijanona ho normal ny tahan'ny "glycémie" anao.
30g isan'andro ny "fibre" azonao hoanina isan'andro, raha ny voalazan'ireo "nutritionnistes".
Ny baobab ohatra dia anisan'ny voankazo be fibres indrindra ao anatiny mihoatra ny sakafo natoraly maro tohin'ny paoma.
🍎🍎🍎🍎🍎🍎🍎
100G Ny "Fibres" Ny Baobab Dia Avo 7 Eny Nohon'ny Misy @ Paoma.
100g ny baobab en poudre dia ahitana fibres 30g - 44g na ihany koa +100% fibres azo hoanina isan'andro.
Ampy tsara izany hihazona ny "glucides" tsy voasitino aingana loatra ka miaro anao @ fiankarana na fidinan'ny "glycémie" tampoka.
Azonao Hoanina Isan'andro Ny Baobab!😋
Atao @ rano, jus, ronono, yaourt, "salade", "pâte à gâteau" dia mety hinanana azy avokoa.
(Tsy asina na ahena ny siramamy hoan'ny misy tension na diabeta)
Fatra azo hoanina isan'andro?🥄
Poudre baobab 5g (erany sotrokely) hatramin'ny 15g (in-3 sotrokely) isan'andro raha be indrindra, dia ampy ampitony ny "glycémie" anao @ fotoana maharitra.
Koa araraoty ary ny vanim-potoana fisian'ny voankazo baobab.
Inona Avy Ireo Vokatsoa Hafa Ny Baobab?🤔
Jereo ity publication ity 👉: https://m.facebook.com/story.php?story_fbid=138103749147191&id=100088426993121
Ny Vidin'ny Poudre Baobab?🏷️
Eto aminay Voajanahary dia misy poudre baobab hatramin'ny 500g.👇
Ny vidiny:
100g: 7,000ar🏷️
250g: 16,000ar🏷️
500g: 30,000ar🏷️
⚡️LIVRAISON GRATUIT eto Antananarivo renivohitra manomboka ny 250g⚡️
Alefaso 📨 MP fotsiny ny hoe: "BAOBAB" ⬇️
21/02/2023
Ny voankazo baobab dia anisan'ireo voankazo miavaka kely sy feno otrikaina indrindra.
Amin'ny endriny vovony na poudre no ahitana azy betsaka raha @ toerana tsy misy baobab maniry toy ny eto Antananarivo.
90% ny Malagasy anefa dia mbola tsy nisitraka ny vokatsoa azo avy @ vovoka na "poudre" baobab io akory.
Raha te ho anisan'ireo 10% izay misitraka ity voankazo miavaka ity ianao dia ireto avy ny vokatsoa mila fantarinao @ baobab:
🔵MANOME HERY ARY MIARO @ ARETINA MARO:
1- Manome anao tanjaka sy favitrihina
2- Mamerina aina rehefa avy narary na reraka
3- Manala fanaintainana sy manakotsako
4- Miaro @ virosy sy poizina miteraka aretina
5- Miaro @ aretin'ny fo, "cancer" sy diabeta
6- Mahalava andro iainana
7- Manasitrana tazo sy tazomoka
8- Mampitony ny "glycémie" sy ny "tension" @ fotoana maharitra
🔵MAHASALAMA VAVONY SY TSINAY ARY MANAMPY @ FANENANA VATANA:
9- Mahafeno 100% fibre ilain'ny vatanao
10- Mampitsahatra fivalanana (diarrhée)
11- Mampitsahatra ny fitohanan'ny tsinay (constipation)
12- Manasitrana aretin'ny tsinay (oh: hémorroïde)
13- Mahavoky ela sy mahasalama vavony
14- Mandoro "calories" aingana kokoa
🔵METY HOAN'NY TSY MIHINAN-KENA SY TSY MISOTRO RONONO:
15- Manampy "fer" ny tsy mpinan-kena
16- Manampy "calcium" an'ireo tsy mazaka ronono (raha mazaka vao maika tsara ny mampiaraka azy)
17- Manamafy sy mampitombo ny taolana
🔵TOMBO-TSOA HAFA AZO AVY @ POUDRE BAOBAB:
18- Mampatory tsara @ alina
19- Mahasalama ny ozatra
20- Miaro @ "crampe"
21- Mahasalama sy manasitrana àty
22- Miaro @ tsy fanjarina ara-tsakafo
Koa mazoto ary mihinana baobab 5g - 15g isan'andro raha te ho salama lalan-dava.
Ary tsara hofantatra fa azo tahirizina soamantsara (@ toerana maina) ela be ny poudre baobab fa tsy mety "lany date".
Mety ilainao @ fotoana rehetra ny poudre baobab, ka ny tsara indrindra dia mitahiry azy hatrany.
Koa araraoty dieny izao ary ny vanim-potoana fisiany eto amintsika.
Izahay eto @ pejy Voajanahary dia manana poudre baobab hatramin'ny 500g.
⚡️LIVRAISON GRATUITE ETO ANTANANARIVO RENIVOHITRA⚡️
Alefaso MP aingana ary ny teny hoe "BAOBAB"
21/02/2023
Ilaina hatrany ny mihinana sakafo feno isan'andro raha te ho salama lalan-dava.
Ary izay indrindra no mampiavaka ny baobab @ voankazo rehetra satria mahafeno otrikaina sy mineraly maro izy.
Raha manana voankazo baobab na poudre baobab ianao dia tsy voatery ividy an'ireto sakafo ireto intsony ianao:
• Yaourt na ronono
• Voamaina
• Voasary
• Coco
• Akondro
INONA NY ANTONY?
🔵Calcium:
100g poudre baobab hazahonao calcium 300mg, raha 120mg kosa ny yaourt sy ronono 100g.
✨Tombotsoa: Taolana, nify ary ny "organismes" vatanao rehetra salama tsara.
🔵Fibre:
100g poudre baobab mahavatsy anao 30g fibre, raha 12g kosa ny voamaina 100g.
✨Tombotsoa: Vavony sy tsinay salama tsara, ary tsy mora noana lava ianao.
🔵Vitamine C:
100g poudre baobab dia ahitana 132mg vitamine C, raha 75mg kosa izany hoan'ny voasary 100g.
✨Tombotsoa: feno tanjaka, mafy hery fiarovana (anticorps), miady @ cancer sy fahanterana aingana.
🔵Magnésium:
100g poudre baobab dia ahitana magnésium 150mg raha toa ka 30mg izany @ zavoka 100g.
✨Tombotsoa: mandrindra ny siramamy @ rà, mandamina ny fidobokin'ny fo, mampitony ny tosi-drà.
🔵Potassium:
100g ny baobab dia feno potassium 2,300mg, raha toa ka 350 mg izany @ akondro 100g.
✨Tombotsoa: mahasalama ozatra ary mampitony ny tosi-drà.
FOMBA FIHINANA POUDRE BAOBAB
🍰Afaka atao @ sakafo mamy ny poudre baobab.
🥗Azo afangaro @ lasary ihany koa izy.
🍹Ny be mpanao indrindra dia atao @ zava-pisotro isan'andro (oh: rano, jus, ronono, sns)
HOAN'IZAY MBOLA TSY MANANA
Raha eto Antananarivo renivohitra ianao ka mbola tsy manana poudre baobab dia alefaso MP fotsiny oe " BAOBAB".
Prix:
250g: 15,500ar🏷️
500g: 30,000ar🏷️
⚡️LIVRAISON GRATUITE⚡️
20/02/2023
Ny voankazo baobaba dia anisan'ireo voankazo miavaka kely sy feno otrikaina indrindra.
Amin'ny endriny vovony na poudre no ahitana azy betsaka raha @ toerana tsy misy baobab maniry toy ny eto Antananarivo.
90% ny Malagasy anefa dia mbola tsy nisitraka ny vokatsoa azo avy @ vovoka na "poudre" baobaba io akory.
Raha te ho anisan'ireo 10% izay misitraka ity voankazo miavaka ity ianao dia ireto avy ny vokatsoa mila fantarinao @ baobab:
🔵Manome hery ary miaro @ aretina maro:
1- Manome anao tanjaka sy favitrihina
2- Mamerina aina rehefa avy narary na reraka
3- Manala fanaintainana sy manakotsako
4- Miaro @ virosy sy poizina miteraka aretina
5- Miaro @ aretin'ny fo, "cancer" sy diabeta
6- Mahalava andro iainana
7- Manasitrana tazo sy tazomoka
8- Mampitony ny "glycémie" ela be
🔵Mahasalama vavony sy tsinay ary manampy @ fanenana vatana:
9- Mahafeno 100% fibre ilain'ny vatanao
10- Mampitsahatra fivalanana (diarrhée)
11- Mampitsahatra ny fitohanan'ny tsinay (constipation)
12- Manasitrana aretin'ny tsinay (oh: hémorroïde)
13- Mahavoky ela sy mahasalama vavony
14- Mandoro "calories" aingana kokoa
🔵Mety hoan'ny tsy mihinan-kena sy tsy misotro ronono:
15- Manampy "fer" ny tsy mpinan-kena
16- Manampy "calcium" an'ireo tsy mazaka ronono
17- Manamafy sy mampitombo ny taolana
🔵Tombo-tsoa hafa azo avy @ poudre baobab:
18- Mampatory tsara @ alina
19- Mahasalama ny ozatra
20- Miaro @ "crampe"
21- Mahasalama sy manasitrana àty
22- Miaro @ tsy fanjarina ara-tsakafo
Maro dia maro ny tombo-tsoa azo avy @ poudre baobab ary porofo @ izany ireo ohatra vitsivitsy eo ambony ireo.
Ary tsara hofantatra fa azo tahirizina soamantsara (@ toerana maina) ela be ny poudre baobab fa tsy mety "lany date".
Mety ilainao @ fotoana rehetra ny poudre baobab ka ny tsara indrindra dia mitahiry azy hatrany.
Koa araraoty dieny izao ary ny vanim-potoana fisiany eto amintsika.
Izahay eto @ pejy Voajanahary dia manana poudre baobab 100g hatramin'ny 500g.
Ny vidiny:
100g: 6,500ar🏷️
250g: 15,500ar 🏷️(livraison gratuite)
500g: 30,000ar🏷️ (livraison gratuite)
Alefaso MP aingana ary ny teny hoe "BAOBAB"
11/02/2023
TE HANENA VATANA NEFA NOANA FOANA?
Tsy misy sarotra otran'ny miala @ fahazarana fa rehefa manana antony "mavesatra" ianao ialana dia vita izany.
Ohatra:
Mety manana olona mpikarakara ianao taloha @ fikarakarana ny ao antrano.
Rehefa tsy afaka nefa io olona io dia tsy maintsy ianao no misolo azy, ary tena vitanao tsara izany rehefa tena atao.
Ny Mahatonga An'izany?
Satria fantatrao, fa maloto ny ao antrano raha tsy diovina, noana ianao raha tsy mahandro sakafo, sns.
Rehefa ataonao matetika izany dia tsapanao fa vitanao ihany ilay raharaha tokony atao.
Satria ianao manomboka zatra, de adinonao ilay fahazaranao mihinana, miasa dia matory fotsiny.
Tahak'izany Ihany Koa Ny Fanenana Vatana!
1⃣Volohany aloha, mila antony tsy azo iadian-kevitra ianao fa mila mihena ny kilaonao.
2⃣Faharoa, mila soloinao fahazarana tsara ny fahazaran-dratsy.
⚠️NY LOZA @ FAHATAVEZANA⚠️
✨Antony tsy azo iadian-kevitra fa mila mihena ny kilaonao.✨
Ny Olona Ngeza Loatra Matetika Dia:
- Mora tratran'ny diabète ka atahorana sao sanatria marary na miditra hopitaly.
- Mora tapaka lalan-drà ka atahorana sanatria iditra hopital na maty tampoka.
- Misy olana "cardiovasculaires" ka atahorana hiakatra be ny tosi-drà na sanatria mijano tampoka ny fo.
Mbola misy be dia be fa ireo aloha ny tena antony mavesatra.
Isakin'ny te hinana ianao dia tsarovy ireo antony eo ambony ireo mba afahanao manohitra ilay filàna.
Ary tsarovy fa TSY MAINTSY mihena ianao!
🍰SAKAFO MISOLO SAKAFO🍎
✨Mila soloinao fahazarana tsara ny fahazaran-dratsy.✨
Fantaro fa misy ny sakafo manala ny hanoananao ela kokoa nohon'ny sakafo rehetra.
Ny tokony hoaninao dia sakafo betsaka "fibre alimentaire"!
Asio sakafo be fibre izay hoaninao na sotroinao isan'andro dia ho ela be ianao vao noana indray.
Ny paoma 100g ohatra dia ahitana fibre 1,4g.
Raha ny "apport journalière recommandé" dia tokony mihinana fibre 30g ny tsirairay isan'andro.
VAOVAO MAHAFALY HOANAO!! 👇
Tsy mila mihinana paoma +10 ianao vao ampy fibre alimentaire!
Ny poudre baobab 100g dia ahitana fibre 30g be izao‼️
Izany hoe 100% @ fibre ilainao isan'andro‼️
Fomba Hinanana Azy?
🥛Atao "Smoothie"
🥛Atao @ Ronono
🥛Atao "jus"
(afaka ahena na tsy asina siramamy raha ilaina izany).
Sotroina isakin'ny misakafo na alohan'isakafo atoandro.
Aiza No Misy Poudre Baobab?
Raha eto Antananarivo ianao, alefaso MP 📩fotsiny ny hoe "BAOBAB"
Raha nanampy ianao ity publication ity dia asio ❤️ mba hoitan'ny hafa ihany koa.
Zarao @ namanao izay te anao regime ity publication ity na tageo ao @ commentaire izy!😁
10/02/2023
Iza no mahay?😁
Tsidio ny pejy Voajanahary raha te hafantatra ireo vokatsoa azo avy aminy.
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Telephone
Website
Address
101
