Art.C.M
Fabrication article en corne de zébu🐂
Mme Lova 👈
WhatsApp:📞038 44 222 82/👈
WhatsApp:📞 034 81 067 93 👈
04/04/2025
Mbola tsara daholo hatrany iany no atolotra ho anareo
Koa aza misalasala ary miantsy e
WhatsApp📞038 44 222 82👈
02/04/2025
Raham-pitso ndray ny fotoana mamy kel ntsika clients rehetra a🥰🥰,ao 67ha,@5:30 maraina zah de efa tonga miandry anareo ao an🥰
Afk miantso rehf tonga ao de atoroko ny tsenako,na mandefa mp
WhatsApp📞038 44 222 82
29/03/2025
Mp na miantso,whatsApp📞:038 44 222 82👈
WhatsApp📞,034 81 067 93👈
25/03/2025
Aza adino fa ato foana zahay a,
Art.C.M(Art.Corne.Malagasy)
Misy ny Atelier,038 44 222 82,034 81 067 93,afaka tonga dia miantso iany koa,faly mandray anao foana zahay koa aza misalasala ary miantso na mandefa hafatra miafina eee🥰🥰
21/03/2025
Ny tsara hatrany no omeko antsika rehetra🥰🥰
15/03/2025
Ny tsara hatrany🥰🥰🥰
14/03/2025
Bonjour daholo tsika eee,elaela ndray vao tafiditra tato!!!atombohy amzay ary izay commandenareo e🥰🥰,aza adino fa afaka manao livraison iany koa zahay an🥰🥰🥰
08/12/2024
Miezaka manome fahafaham-po anareo clients izay eto page Art C.M
Art Corne Malagasy,mankasitraka anereo clients miverina matetika izahay😍😘🥰,mp na miantso izay liana amny asanay tompoko,afk midina mivantana iany koa ianareo raha toaka hijery ny Atelier tompoko🥰🥰
05/12/2024
Jereo izay mety amnao fa tsara keli sad mahafatifaty daholo izy ireo ee🥰🥰,de afaka tonga de miantso aviatrny enao,038 07 882 92,na Mp
22/11/2024
Afaka miantso aviatrany izay liana tompoko,038 07 882 92 na tongava mp🥰🥰
12/11/2024
izahay dia tsy mitsahatra manome zavatra tsara ho anareo ato mintsy anieee🥰🥰🥰,reo zao bracelet matevina tsara sady couleur naturel,aza misalasala aza mandefa mp🥰🥰prix mp na miantso ny 038 07 882 92.en corne de zébu daholo ny entantsika tompoko🥰
Click here to claim your Sponsored Listing.
Website
Address
Antananarivo
