Les mini-curly
🌀🌿 Bébé Boucles Naturelles
💛 Soins Cheveux Texturés Kids 🌿
16/06/2026
🍓Volana Jona: VOLAN’ NY ANKIZY sy Fetim-pirenena❤️🤍💚 !
Fotoana tsara anaovana promotion kosa zao e🎉
Inona no tianareo hanaovatsika promotion ? ❤️
🥥 Huile de coco pressée à froid hanamboarana crème coiffante ve?
🌀 Bonnets en satin ho an’i mini-curly kely?
🧴 Après shampoing?
🧴Leave in crème?
🎀 Accessoires pour cheveux?
☘️Ity ary ilay vidéo fanamboarana an'ilay crème coiffante ho an'ireo maman nandefa Mp be dia be hoe mbola tsy mahay🐝🥥
*Crème coiffante mety amin'ny volon'i maman sy i mini-curly 💕☘️
01/06/2026
🍂❄️ Hanapaka ny volo mialohan’ny ririnina, mety ve ? ❄️🍂
Ny valiny : Tsy voatery tapahana ! 😊
⚠️ Tsy mila tapahana ny volon'i zazah raha tsapanao fa:
⭐ Salama tsara ny rambon’ny volony (tsy tapatapaka, tsy vakivaky…)
⭐ Mandina rehefa vita ny soin
📌 Atao tsara fotsiny ny soin n’ny volony miaraka amin’ny produit “mini-curly” dia ça-va aller⭐⭐
✂️✂️TENA MILA HAMARANANA kosa ny volony mialohan’ny ririnina raha toa ka:
🍂 Maina foana ny rambony (pointe cheuveux) na dia efa vita soin aza
🍂 Tsy mety malefaka fa enjakenjana foana ilay volon’i zazah.
🍂 Misy vakivaky ny pointe (jereo akaiky mihintsy ).
🍂 Mora misaringotra ilay volo sady tsy mitovy ny halavany.
❄️ ❄️ ❄️ Satria ny rivotra sy fanala mangatsiaka amin’ny ririnina dia mampalemy ny volo, ka tsara raha hesorina ny volo efa hita mareforefo mba tsy hamindra amin’ny volo sasany salama✂️✂️
📌Astuce: Aza adino ny manosotra huile kely ny pointe foana isa-maraina mba hiarovana azy amin’ny fanala.
29/05/2026
👧👧👧Fa misy samihafa kay ny type an’ny volon’i mini-curly e ?
🧬Eny , samihafy ny type volon’ny zaza arakarakin’ny “gènes “ na “fandovana notahafiny avy tamin’ny papa sy maman na fianakaviana akaiky azy.
Mety ho :🌊 ondulés = somary tsotra maka forme wavy
🌀 frisés = curly miolangolana
☁️ crépus = ngita malefaka🌸
Fanampin’izay , mety ho samihafa ny::
✨ny boucle azo
✨ny hatevin’ny volo
✨ ny halavany
✨ ny endrika kanto asehony
🪮Aza manahy fa mety amin’ny karazam-bolon’ny zaza rehetra ny Vokatra natoraly Mini-curly 🌀
Shampoing solide 7000ar
Après shampoing 14500ar
Leave in crème 17500ar
MP pour commander !
22/05/2026
✨ Produit Mini Curly = Produit natoraly maharitra ✨
Tsy mila atao be dia be ny produit vao mahomby 💛
🧼 Shampoing solide : maharitra 5 mois eo ho eo.
Raotrany kely fotsiny dia ampy manadio tsara ny foton'ny volon'i mini-curly ✨
🌀 Après-shampoing :
Maharitra 3mois eo ho eo.
Ahosotra amin’ny longueurs sy pointes ihany mba mampalefaka ny volon'ny zazah 💛
🌀 Leave-in crème :
Kely dia kely dia ampy amin’ny tahon’ny volo 🌿
Maharitra 4mois satria natao hampiasaina amin’ny tahon'ny volon'i mini-curly mba hahazoana boucles tsara 😊
💛 Shampooing solide 7000ar
Après shampooing 14500ar
Leave in crème 17500ar
Commandez sur mp☘️
19/05/2026
✨❄️❄️ CRÈME COIFFANTE zazah SPÉCIAL HIVER ❄️🩷
Efa mahay manamboatra crème coiffante daholo ve nareo maman ho an’ny volon’i mini-curly?
Araho ity recette ity dia mba manamboatra ao an-trano fa tsy voatery hividy foana anie 👧🏽🌀
🧴 Akora ilaina:
• Huile coco pure vierge
• Cire d’abeille kely
• Vitamine E (eny amin’ny pharmacie 1500ar plaquette de 10)
👩🏽🍳 Fikarakarana :
1️⃣Atsonika atao bain marie ny 🥥 huile coco + 🍯 cire d’abeille
2️⃣ Rehefa misonika dia ampiana vitamine E
3️⃣Arotsaka anaty boite izay hitehirizana azy dia vita❄️
🌸Vokatsoa entiny :
✔️ Boucles mandina sy mangirana
✔️ Tsy vakivaky ny volo na dia mangatsiaka aza ny andro
✔️ Volo malefaka sy maniry tsara
💡 Astuce Mini-Curly :
🌀Menaka fanosotra isan’andro ny crème coiffante
🌀 Tsy atao be fanositra fa kely ihany dia ampy
🌀Ahositra amin’ny volo mandomando kely mba ho souple ny boucles
☘️ Vidéo tsotsotra momba ny fampiasana leave in crème mini-curly 💕☘️
💛Méthode brosse+ Scruching
Leave in crème encore disponible 💛
14/05/2026
🛍️Maman o , mila mahay misafidy tsara isika rehefa hividy brosses na fihogo ho an’i mini-curly 💛
Misy karazana fihogo maro manko eny an-tsena :
👉Misy fihogo natokana ho an’ny volo hatsotra amin’ny brushing sy appareil chauffant
👉Misy kosa natokana ho an’ny volo texturé sahala ny an’i mini-curly
❌Ireto fihogo ireto izao dia mandrava boucles, sy manapaka volo…ary koa mampaharary ny lohan’i mini-curly rehefa ampiasaina amin’ny volony:
🚫 brosses mafy be ny nifiny
🚫 fihogo misy nifiny mifanetinety kely
🚫 brosses mihenjana be ny nifiny
✅ 👧👧Ireto kosa no mety :
✔️ brosses malefaka ny nifiny
✔️ fihogo makakakaka be
✔️ brosse souple spéciales curly
💡 Astuce Mini Curly :
Atao demelage foana ny volony mialohan’ny hibangoina azy :
🪮Lemana ho mandomando kely, ampiana huile kely, leave in crème kely …hogoina amin’izay
Des bons outils = des boucles douces, définies et des enfants heureux 💕
10/05/2026
👧🏽💛Nanahoana ny soin volon'i mini-curly tao ry maman a?
💧 Nampiasa après shampooing ny mini-curly anay teto dia hydraté be ery ilay volo
🌰 Sady nalefaka an
🪮Nampiana leave in crème Kely dia io bouclé bé io
👉 Araho hatrany ny page.
Ho alefanay eto ny vidéo nanaovanay soin ny volony ho an'ireo maman mbola sahirana amin'ny fanaovana soin zazah🤍
🧴 Mbola dispo ny shampooing solide, après shampooing ary ny leave in crème.
🌿✨MP pour commander !
09/05/2026
🎁🎁“Spécial Jeu Mini Curly : 2gagnante = 2 produit offert 💛”
🏆INONA ILAY PRODUIT tianao ho azo be ho an’i mini-curly kely iny?
Andao aloa ho ampiantsika ireo maman hafa hahafantatra ny fisian’ny page mini-curly , mba ho marobe ireo maman hahay hikarakara ny volon’ny zazah👧👧
☘️OBJECTIF: mini-curly 1000 abonnés
🎁 Règles du Jeu mora kely:
✔️Lazao ao amin’ny commentaire ilay produit tianao ho azo
✔️ Mentionneo namana na maman 5 na10 i-suivre ny page
✔️ Partageo en mode public ao amin’ny mur anao sy amin’ny groupe hafa izay publication tianareo indrindra tato amin’ny page
👉 “Plus tu partages et identifies des amies, plus tu as de chances de gagner un produit mini-curly”
☘️🏆Rehefa feno 1000 abonnés isika dia alefa eto ny valin’ny lalao 🏆
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Website
Address
102
