Alie beauté

Alie beauté

Share

Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Alie beauté, Antananarivo.

11/08/2025

Otrinzao vokatra azo taminy fampiasana masque sy huile tato aminay❤
Mampiasa indray mandeha enao de efa mahazo vokatra tsara be otrinazy io
Mety amin'ny volo rehetra fa vokatra natoraly
Tongava mp koa ze manana olana amin'ny volo fa omeko

Photos from Alie beauté's post 11/08/2025

Crème de riz ilay manafotsy vatana rehetra ☺️Iza koa Mbola tsy nampiasa azy ?
-manafotsy vatana sady manadio tache rehetra
- afaka attam tache am tarehy
-manala panda , ride , cerne
-manala ketrona am tarehy am tanana am vatana
Mety Amin’ny vatana rehetra an na lahy na vavy
Afaka mandefa mp avy atrany ary

Photos from Alie beauté's post 08/08/2025

Enao ihany ne oa de vita ny Chocolat ee😍😜 ity masque Hibiscus ity no nampiasako Tonga de malefaka sy salama n'y voloko tsy Mila manao coiffure tsony

-sady mampalama volo bé
_mampangirana Ilay volo
_mampininona miongotra
_ tena tsara fa manandrana Enao ra Mbola tsy nampiasa
Vo manomboka mampiasa indray mandeha Enao de efa itanao sahady vokatra
Mp avy atrany ary

08/08/2025

Efa tonga amzai ilay Curcuma vitamine E hoanareo ilay nitady maro be izay mbola tsy nahazo❤
Tena tsara be sady mampadio tarehy aingana no manala panda ,ride ,mony, sns...
-mety amin'ny tarehy rehetra fa vokatra natoraly
-manala menamena sy mangana amin'ny tarehy
3 andro mampiasa de efa maita vokatra enao mampiasa azy
Afaka miditra mp enao ra manana olana amin'ny tarehy

08/08/2025

Raha tianao hoditra Mario s'y mazava tsara tarehy🌺
GOMMAGE CAFÉ + Curcuma no vahaolana

-mampadio tarehy
-manala tache
-manafotsy sy manome famirapiratana
👉vao mampiasa in1 mandeha enao de efa hita n'y fiovana
Efa olona maro nahita vokatra nampiasa azy
Mp avy atrany ary

Photos from Alie beauté's post 07/08/2025

Félicitation ❣️ tsara bé le volo tena lasa lava be Sady lasa natevina bé
Enao koa ra manana olona am volo mp fa omeko masque mifanaraka aminy a...tena efficace b mintsy io sady efa bdb naita vokatra a

Photos from Alie beauté's post 07/08/2025

‼️Tena hoe zezika ho an'ny volo Ilay Masque Moringa
Izay volo osorana azy Dia mahazo 2 a 4cm /semaine daholo
Naturel nefa tena efficace be ❤️
Raha manana volo tsy mety maniry enao , volo sola , miongotra, tapatapaka Dia Io ampiasaina avy hatrany
Mitongava mp a
☎️mp avy antrany ary

07/08/2025

Mafatifaty kely ery rehefa lava ilay volo maman a😍
Masque mélange zao nampiasina teto de io lava be io ilay volo,na miloko aza maniry foana rehefa manao mampiasa ilay masque enao
Mahazo 3 a 4cm enao mampiasa azy
Mety amin'ny karazam_bolo rehetra fa natoraly
Afaka mandefa mp ze mila sy lina

07/08/2025

Creme commage café indray nomeko anareo ze manqna olana amin'ny tarehy
❤Tena malandina tarehy rehetra tratrany sady madio be ery
-manala panda sy ride,mony,cicatrice,cerne
-manafotsy ny mainty faritra amin'ny vatana
3 andro mampiasa de efa itanao vokatra
Mp avy atrany ary

Photos from Alie beauté's post 07/08/2025

Tena tsara ilay lissage hibiscus 🌺🌺🌺efa maro naita vokatra fa Tena Mampalama volo be
👉 vo mampiasa indrai mandeha de malama Sy mangirana be volonao
Mety Amin’ny volo rehetra na ngita na olioly
Mampalefaka volo be sady manala vakivaky Sy tapatapaka
Afaka miditra mp avy atrany nareo ze Mila

Photos from Alie beauté's post 07/08/2025

Masque mélange tena manalav volo aingan b mintsy a!!!
Tsy mifidy volo fa mety am volo rehetra,tongava mp avy atrany ary ze manan olana am volo fa ampiko avy atrany
Une semaine n'y résultats,mahazo 3 à 4 cm par semaine enao mampiasa azy
Afak mandefa mp

06/08/2025

Malandilandina ery tarehy asina ilay masque curcuma maman a😍
3 andro de madio tarehy anao mampiasa azy
Mety amin'ny tarehy rehetra fa vokatra natoraly an
Afaka Tonga de mandefa mp avy atrany izay lina sy mila

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Telephone

Website

Address

Antananarivo