Ikoriantsoa Shop MDG

Ikoriantsoa Shop MDG

Share

L´élégance à petit prix

06/06/2026

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Lyh Antsu, Dinnah Shaina

27/05/2026

🤩🤩 Arrivage Attache Rideau 🤩🤩
Couleur maro isan-karazany
Prix mora be

26/03/2026

cc daholo ❤️
ireto misy entana tsara kely sady ilay mafy tsara zareo an
tena tsara anie zany e
mandefasa mp fa maromaro izy ato
merci 😘

25/03/2026

🥤 MIXEUR BLENDER MULTIFONCTION – MAHERY SY MATEZA!

Vahaolana tokana ho an'ny lakozia maoderina. Mahavita azy rehetra: Mixer, Broyer, Hacher!✨

NY TOMBONY:
High Power: Mahery vaika, mahavaky ranomandry (Glaçons).
Multifonction: Misy bol 2 (Lehibe ho an'ny Jus/Smoothie, Kely ho an'ny Dipoavatra/Kafe/Voanjo).
Vitesse réglable: Azonao ovaina araka izay tiana ny heriny.
Mora voadio sy tsy mora vaky.

Idealy ho an'ny mpanao Living Food Diet, mpanao jus voankazo madio, na mpitoto épices isan-karazany.

💬 MP avy hatrany raha liana!
Mbola misy pitsopitsony hafa tianao hotsindrina manokana ve (ohatra

21/03/2026

Tsara be anie oa ny Attache rideau ato aminay e, sady tena farak'izay mora be ❤️❤️
ity zao retour cliente avy any Nosy be, attache rideau noir no nosafidiny
Coucouho anareo avy any Nosy be any 🙂🥰

Photos from Ikoriantsoa Shop MDG's post 17/03/2026

Tsy voatery mandany vola be vao miova ny ao an-trano. Ampio kely an'ireto Attache rideau ireto dia efa hafa mihitsy ny fijery azy. 😍

✅ Modèle vitsivitsy sisa ireto (stock limité).
💰 10 000 Ar fotsiny ny paire!

🚛 Afaka manao livraison.
📍 Tongava haingana ao amin'ny MP
Couleur dispo:
- Noir
- Bleu nuit
- Rose

11/03/2026

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Natacha Arimalala, Donatien Zézé Doiky, Kelly Rayane, Angelica Rakoto, Amy Razafindrakoto, Natacha Herilala Randria, Rabenandrasana Jean Chrysostome, Jeannine Florette, Mamy Tiantsoa, Roline Zoé, Sendra Sella, Rasoa Zandriny, Sonia Aimée Rajaonarivelo, Nirilalaina Andrianjafy, Hanitra Ramef, Vavaka Manova Zavatra, Micka Mickalou, Chaminah Jenni, Andriamihaingo Bajufere, Willah Kessiah Andriamalala, Hasina Andriamampianina, Volahasina Oneah, Fenitra Andrianasandratra, Riantsoa Louise, Eljo Nariveloniaina, Liange Sa Reine, Miatrika Smyrnah, Mayah Niainants'u, Johary Nirina Johary, Rosa Hortanse Oliarison, Randrianantenaina Exavier, Eric Rajeriarimanana, Mickaelo Tsiverilaza, Guichard Mïrina, Mamiette Mamiette, CoolBlack Nomenjanahary, Manjatina Vanessa, Ninah Mia, Hanitra Rakoto, Mandimby Soa, Djamel Djasmine, Donacia Raïssa, Santalalaina Fidèle Rakotondrazanany, S'Ÿd Nëy, Sonyah Iharimamy, Haingo Ratsimbazafy, Malynah Vezou, Patience Alexia, Mi Nirinarilala, Israël Cloe

10/03/2026

Ho anareo izay niandry ny "attache rideau", tena mbola miandry kely aloha tompoko fa mbola tsy tonga ny entatsika na ny embrasse rideau koa aza 😔😔

Misy ihany ao fa tena efa vitsy kely sisa fa afaka manontany izay mitady

(sary fanehoana fa misy modèle mitovy ao fa couleur hafa)

10/03/2026

Betsaka ihany izay embrasse rideau namidinay teto izay fa ity tena efa tany ho any @100 pièces any na mahery fa mbola be mpitia fona 😍😍
Mankasitraka hatrany e 💃💃

Photos from Ikoriantsoa Shop MDG's post 09/03/2026

Te hanontany anareo mpanaraka ny pejy izahay 🙂
Tianareo ve raha manao ' nefa 'Premier Choix' (ireo modely mavesatra sy raitra tahaka ny amin'ny sary) izahay?
​Fantatsika tsara fa ny frip dia:

✅ 'Pièce unique' (tsy misy mitovy amin'ny an'ny hafa).
✅ Ary indrindra, ny vidiny dia mirary lavitra!
​Comment-io hoe 'Eny' raha hitanao fa tokony hanao arrivage isika!"

(Sary fanehoana)

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Telephone

Website

Address

Antananarivo
101