Coiff-é moi sam
Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Coiff-é moi sam, Beauty, cosmetic & personal care, IVB 921 ambohimanala, Antananarivo.
Salama daholo e. Ianareo izay Mila produit tout n'y shampooing masque colorant parfum etc... Alefaso am page coiff e moi sam n'y commande . N'a mamdehana mp avy hatrany fa livrer Nay. Merci izay mamaly.
Ho anareo mpanjifa hajaina . Body fihatoana Kely n'y salon Téo noho n'y hamehana s'y fiterahana.ankehitriny Lisa de hiverina hiasa manomboka n'y faran'ny volana jona ity ka tsy miova n'y asa afaka maka rdv ianao.afaka manantona anao any an Trano fa maka rdv mialoh .misaotra anareo sahady
24/02/2021
A vendre comme fond de commerce fa tsy afaka miasa tsn. 8.000.000ar Tonga de miasa. Loyer 600.000ar. ambony hipetravana misy do**he WC intérieur. Cuisine intérieur. Compteur mitokana. Rani anao rery.ao an trano. Hihazakazaka izay Liana fa occasion rare ity Sady mora
09/02/2021
Kiraro grip bonne état. Ireo ndray amidy. 15.000ar s'y 10000ar aza misalasala Miantso rah must tiana
Rey havako. Tonga indray nge promotion 4000ar manao Volo ato aminay e. Afaka mividy entan koa.priduit .sns. tongava fa ho afampo ianao. Manao manucure pédicure sns Kia izahay. Mametaka tissage ...tongava maro e
25/01/2021
Otrwn izao rhf nametaka .50.000ar monja io efa nampiasaina indray fa mbola tsara be . Lava be
25/01/2021
Ireo ny tissage ato aminay alefa 35.000ar ften de 40.000ar afaka mametaka ihany koa . Mp izay liana
Promotion manaraka prix casser 3000ar manao volo. Tsy mifidy volo na fohy na lava na ngita na tsotra. Ary ho avy koa ny 3xt3nsion sy tisage ho an izay tia. Am vidiny 35000ar monja ary 40000ar miaraka am mametaka. Natao izao mba ho fanomezana fahafahampo ny mpanjifa satria de nisy fahabangana be teo aloh teo noho ny antony manokana. Aza misalasala ary fa tongavaa maro taomy ny namana rehtra
Mitady aide coiffeur moa zany e. Lehilahy matotra .mahay tsara.vonona hiasa tsara. Karama izay hifanarahana.misaotr p avy hatrany
21/12/2020
Ireo no sombiny amin ny asa vita ato am coiff e moi sam.ary mbola mitohy hatrany ny asa.amzao hakatoky ny fety izao izahay dia manao offre mora be. Coiffure 5000ar.chigon 5000ar.pose faux ongle sy pose vernis10000ar.manucure complet 10.000ar.pedicure10000ar soins de visage 10000ar.ary mack up 10000ar.tongava maka rdv avy hatrany am 23.24 fa izaho en personne no mandray anareo rehetra .ento ny namana
17/12/2020
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Culinary Team
Attire
Contact the business
Telephone
Website
Address
Antananarivo
