Havatse
Havatse/ Dago Tatto fest est le premier regroupement du tatouage à Madagascar
20/12/2025
Famaranana niarahana tamin’i Tselatra Officiel nokarakarain’i As ROCK SHOW 🔥🤘
Nisy Ny tattoo niarahana tamin’ny Moara Ink - Tattoo Studio ihany koa 🫡
Revy mandramaraina nentanin’ny tarika maro 🔥
20/12/2025
Merci No comment ✨🫶
Havatse : De rock et de tattoo La rencontre annuelle des passionnées et amateurs de tatouage s'est déroulée dans plusieurs locaux de la capitale les 12, 13 et 14 décembre. Le Havatse (D**o Tattoo Fest) s'est ouvert avec un live du groupe Karmik au Madagascar Underground Antsahavola, pour continuer, en weekend, avec un marché...
Tselatra Officiel
19/12/2025
16/12/2025
Andao ary faranana manja be ity hetsika ity e🔥🤘
Tselatra Officiel ny 19 Desambra izao ao amin'ny Meva by ANS Ampefiloha atolotr'i As ROCK SHOW 🔥
ROCK MANDRAMARAINA RY LERY E 🤘
Ao anatin'ny Feon-dakolosy Show 2!
Misy mpanao tomboka havatse handray antsika
Guest Harfanah Officielle
Mbola miaraka amin'ny tarika zandriny maro toy ny Never fall, Gongary, Ilaina, Haunting, Ultime vibration, Tsi'yato ary ny maro hafa !
Fidirana tsotra 25 000 Ar
Famandrihana 40 000 Ar
Takila : 034 97 117 81
Sakafo sy zava-pisotro eny an-toerana !
🇲🇬
15/12/2025
Clôture 🔥🤘
15/12/2025
Toy izao ilay beat saber nandritran’ny 2 andro 🔥🤘
Click here to claim your Sponsored Listing.
Telephone
Website
Address
101
