LR Confection
Pejy natokana ho antsika liana amin'ny confection t-shirt, polo, gilet de travail, ensemble jogging, short, maillot
Personnalisation DTF - Sérigraphie
06/06/2026
Paozin'i Mr LR mijery an'i Mme LR🤔
Dia ity paozin'i Mme LR mijery an'i Mr LR koa😳
Tsy hay izay hitranga fa dia bon Samedi daholo😂
LR Couture Lalaina Rakotoarison
LR - Lalaina Rakotoarison
LR Fashion Studio
🪡Atelier de mode
👕Atelier de confection
🪡Atelier de broderie
📍Ambatomainty Antananarivo
📞038 38 226 45-032 78 704 75-033 06 292 83-032 91 303 88
📱WhatsApp 038 38 226 45-032 91 303 88
13/05/2026
Mankasitraka anareo manjifa🙏🙏
Mitohy hatrany ny fandraisana commande t-shirt, polo sns eto amin'ny LR Confection
Vrai coton hatrany, ilay tsara qualité
Aza adino koa ny lamaody ao amin'i LR Couture Lalaina Rakotoarison
📍Ambatomainty Antananarivo
📞038 38 226 45 - 033 06 292 83
📱WhatsApp 032 91 303 88
🚚Livraison partout à Madagascar
08/05/2026
Mitohy hatrany ny fandraisana anareo mila t-shirt 👕, polo👕 vierge na personnalisé
Aza adino fa manao broderie🪡 manuel ihany koa isika an, ankoatry ny dtf sy sérigraphie
LR Confection
LR Couture Lalaina Rakotoarison
LR - Lalaina Rakotoarison
Ambatomainty Antananarivo
Contact 038 38 226 45 - 033 06 292 83
04/05/2026
Mitohy hatrany ny fandraisana commande t-shirt na polo vierge na personnalisé
Vrai coton 180g
Couleur au choix
Prix à partir de 15 000 Ar
Atelier de confection LR
Ambatomainty Antananarivo
033 06 292 83 - 032 91 303 88
21/04/2026
Ndao ary tsika amin' ireo commande izay ilaina o
Tee-shirt, polo, gilet de travail, ensemble jogging sns
21/04/2026
Akoooryyyy...
Alefaso ary ny commande
T-shirt👕, polo, gilet🦺, ensemble jogging 🏃
Vierge na personnalisé dtf
📍Ambatomainty Antananarivo
📞032 91 303 88 - 033 06 292 83
📱WhatsApp 032 91 303 88
20/04/2026
Vaovao mafàna
Misokatra ho antsika ny LR Confection izay misehatra manokana amin'ny fanjairana T-SHIRT, POLO, SHORT, MAILLOT, ENSEMBLE JOGGING, GILET DE TRAVAIL
Tissu afaka misafidy na vrai coton 220g- 200g-180g, na semi coton...
Personnalisation : DTF - SÉRIGRAPHIE
Afaka manao conception logo, sary, soratra izay tianao izahay
Koa aza misalasala ary ho anao olon-tsotra, fikambanana, orinasa, fianakaviana... fa vonona hanome fahafaham-po ho anao izahay indrindra amin'ny kalitao
Mandefa en gros
Mandefa amin'ny faritra rehetra
📍Ambatomainty Antananarivo
📞032 91 303 88 - 038 38 226 45
📱WHATSAPP 032 91 303 88
Aza adino koa ny LR spécial lamaody ao amin'i LR Couture
Click here to claim your Sponsored Listing.
Website
Address
LR Fashion Studio
Antananarivo
101
Opening Hours
| Monday | 08:00 - 17:00 |
| Tuesday | 08:00 - 17:00 |
| Wednesday | 08:00 - 17:00 |
| Thursday | 08:00 - 17:00 |
| Friday | 08:00 - 17:00 |
| Saturday | 08:00 - 17:00 |
