Jade Beauté MDG
🔴 Nos Prestations 👇🏽
✅Coiffure et Esthetique 👩🏼
✅Onglerie 💅
✅Curly 👩🏽🦱
✅Coloration 👩🏽🦳
✅Tresse 💈
✅Make-Up 💄
28/05/2026
Hafatra kely ✨
Coucouu mes Jolies 🥰
Aza tara manao commande fa efa hoavy ny arrivage ntsika manaraka an 👌🛍️
👩🏻🦱Perruque mastermix à Bandeaux
Fa misy ihany koa tsy Ampiana anzay 😍
Disponible chez Jade Beauté MDG🍀
‼️Perruque : Lisse - Bouclé -Frisé -
Long-Court
Coloré ou non Coloré ( noir)
Adresse : Arrêt Bus Tsena Ambolonkandrina
☎️034 83 570 03
25/05/2026
Mino ve ianao ? ✨
Arrivage ‼️❤️
Collections manaraka 🥹🛍️
✅Perruque mastermix à Bandeaux
Disponible chez Jade Beauté MDG🍀
‼️Hoanzay mbola hivarotra misy prix de gros +3pièces 🎟️
Qualité au top … tsy Mangirana 👌🤩
Jp en commentaire ou Mp ary na sur Watchapp 034 83 570 03 ☎️
Adresse : Arrêt Bus Tsena Ambolonkandrina
Livraison partout à Madagascar 🚚
📹Aleo asiako vidéo transitions kely 😍
Efa vita ny ahy volo entina hitsena Pentecôte an! 🩸❤️🤍
Ary ny anao ?! Ato zahay efa paré handray anareo fa tongava eh !!🤩
‼️Mivoha amin’ ny 07h rampitso .. voaray daholo ny cliente Tonga zay vo mihidy 😊
‼️Na tsy naka rendez-vous dia afaka tonga fa voaray foana ✅❤️
Adresse : Arrêt bus Tsena Ambolonkandrina
☎️034 83 570 03
18/05/2026
Misaora azy 🙏🏼
16/05/2026
Samy amin'ny karazam_bolony ny vehivavy rehetra 😍🇲🇬
Ary io tsara daholo fa arakaraka fikarakaranao azy mampivoaka ny hamanjany 🥰
Araka izao sary izao , inona amireo ny anao Ary?👇🤩
Ny ahy Zao bouclé 3C_3A ✨
✍️Jade Beauté MDG
16/05/2026
✅Boîte de tresse chez Jade Beauté MDG🍀
Merci beaucoup pour votre confiance madame❤️🙏 et à la prochaine 🥰
‼️Ny ato aminay dia afaka mitondra postiche na tissage avy any ianareo cliente! Raisinay ampitiavana be foana ☺️
Mivarotra ihany koa izahay ato amin’ ny salon ✅
Adresse : Arrêt bus Tsena Ambolonkandrina
☎️034 83 570 03
Coucou les abonnées 🥰👋
Avieo atsika hiaraka hiresadresaka Eto sady i présenter anreto article mamy kely ireto hoanareo ❤️ Jade Beauté MDG🍀
Fête de Pentecôte zao hoavy an … handh picnic atsika !! 😍😃🥳
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Telephone
Website
Address
Antananarivo
101
