Mikolo Aina

Mikolo Aina

Share

better life,better future

Photos from Mikolo Aina's post 18/08/2023

Vokatra ara- pahasalamana
No sady ilaintsika a'davanandro
Aza misalasala miditra amin'ny hafatra miafina

16/03/2023

Savon noir à base de charbon de bambou 😊
Iza daholo ilay manana tarehy misy tâche oooo

Intyh Ary n'y vahaolana ee
Savon noir longrich,tena tsara azo anasana tarehy
Azo ampiasaina idiovana ihany koa

⚡Savon détox, nettoyant et exfoliant
⚡ Efficace contre les tâche et les points noirs
⚡Manadio tanteraka n'y hoditra (tsy nybety ivelany iany fa misintona n'y Loto rehetra any anatyh ihany koa )
⚡Manala ny menaka sns
⚡Manala vergetures

Manala ny fofona amin'ny elika ihany koa

Indications : bouton,acné ,peau grasse ,tache et vergetures

Mp na 0340903436

16/03/2023

Salam oo
Ity ilay huile multi action longrich Ary anlisany tena mampiavaka azy

Huile de serpent na snake oil 😍

Multi action oa, lotion de protection à base d'huile de serpent
Qui fournit des soin intensif de votre peau
Votre corps et votre cheveux 😍😊😀

Izy an Dia manampy amin'ny fisorohana ny
⚡ inflammation
⚡ Douleur musculaire chronique
⚡ Chute de cheveux
⚡Talon fendillés
⚡ Vergetures
⚡ Pellicule
⚡ Arthrite articulaires douloureuse

Manamandina sy mamerina amin'ny laoniny ny hoditra, mampaniry Volo aingana ihany koa

Afaka atao huile de massage ihany koa an

Présentation :
➡️Gel 80 ml
➡️Sérum 120 ml

Mp
Na miantso n'y 0340903437

Manao livraison no sady Mandefa any amin'ny faritra

16/03/2023

Salama ooo
Fantatrao ve fa tsy misy virus afaka mivelona AO anatin'ny pH alcalin ??
Andeh ho avaditsika ho eau alcaline n'y rano sotroitsika miaraka amin'ny longrich pi cup

Ny rano traitena amin'ny ity Goblet ity an Dia tsy misy chlore ,néfa koa riche en zinc Ary alcalin

⚡Manampy ihany koa amin'ny
Renforcement de systèmes immunitaire
⚡Manala ny acide Ary n'y poizina amin'ny vatatsika vokatry n'y fihinanan sakafo matsiro bé loatra ,ny paraky,ny caféine ny boissons alcoolisées sns
⚡Mampidina ny tahan'ny cholestérol ihany koa
⚡ Misoroka ny hypertension sy n'y fatigue

⚡Izy ihany koa an Dia miaro amin'ireo maladie chronique toy ny cancer, asthme, diabète, l'épilepsie,Ary ny maladie cardiaque

⚡Mahatonga ny fery hanolatra aingana ihany koa an rah toa ka misy ratra n'y fisotroana azy

Izy ity an Dia tsara ho an'ny olona voan'ny AVC ,les diabétiques ,ny mifoka sy ny misotro bé ireny

Alefaso Ary ny commande ee
Miditra mp
Na miantso mivantana n'y
0340903437

Mirary soa ooo

16/03/2023

Salama daholo indray Ary ooo
Inty indray Ary ee
Dentifrice longrich
A base de: thé blanc , extrait de composite d'aloe Vera ,tricolsan ,Bonaparte de sodium, chlorure de strontium

⚡ Dentifrice blanchissant
⚡ Combat le mauvaise haleine
⚡ Renforcer les gencives et protège contre le Carrie

Dia fanampin'izay an
⚡Ity ilay dentifrice mety anaovana gommage amin'ny tarehy

Natao indrindra ho an'ireo manana aty Vava sarotiny

Alefaso Ary n'y commande e

Tel:0340903437

Photos from Mikolo Aina's post 16/03/2023

Thé vert ou thé purifiant longrich
Ny soa azo avy aminy
⚡Manampy amin'ny fisorohana ny hémorroïdes
⚡Tsara ho an'ny fikolokolona n'y aty s'y vavony
⚡Mi detoxifie sy manadio Ra
⚡Manamora n'y fandevonan-kanina
⚡Manala n'y cholestérol
⚡Réduit le risque d'hypertension
⚡ Contient des antibactérien et des anti viraux qui rend efficace contre le grippe
⚡ Efficace contre le dépression

Une boîte a contient 15 sachets

Photos from Mikolo Aina's post 27/02/2023

Salama ooo

Ity indray Ary oo
Thé marrons n'a thé purifiant vokatra longrich
Mapaninona hono n'y fisotroa azy ity?

⚡Izy Io an Dia Manatsara n'y aty s'y n'y vavony
⚡Manadio ny Ra
⚡Mi empêcher ny hémorroïdes
⚡Manampy amin'ny fandevonan-kanina
⚡Mety amitsika te ihena ihany koa
⚡Réduit les risques d'hypertension artérielle
⚡ Efficace contre la dépression
⚡Contient des antibactériens et des antiviraux qui le rend efficace contre la grippe
⚡Réduit le mauvais cholestérol sans le sang et améliore le ratio du bon cholestérol sur le mauvais

Alefaso Ary n'y commande oo
Afaka miantso mivantana iany koa an
0340903437

30/01/2023

Miarahaba ô
Anio andeha iresaka ny lanjan'y calcium eo amin'ny singa mandrafitra n'y vatatsika indray ee
Hay kay an tena manana anjara lehibe tokoa izy Io😍

⚡Raha ho an'ny vehivavy manokana an Dia manjary calcium n'y vatana mandritra n'y fadimbolana,ny fitondrana vohoka Ary n'y fiterahana
⚡Ho an'ny lehilahy indray an Dia misy ampahafantarina calcium very ihany koa mandritra n'y éjaculation
⚡Ho an'ny akizy indray an Dia tena ilainy amin'ny fitomboana ihany koa izy Io(ny fitombon'ny taolana sy ny hatsaran'ny nify)

Ireto avy Araka izany n'y vokatsoa azo avy aminy
➡️Misoroka n'y aretin'ny vanintaolana sy n'y taolana
➡️Manamafy n'y taolana s'y n'y nify
➡️manatsara ny nify
➡️Manatsara n'y maso ihany koa(fahitana)
➡️Mahatonga ny hoditra ho manidina s'y malefaka
➡️Mampihena ny "pression sanguine"sy ny "risque cardiaques"

Sy n'y maro tsy voatanisa

Aza manaiky ho rerak'ireo aretina ireo zany
Andeha ho kolointsika n'y aina s'y n'y fahasalamantsika

Inty n'y vahaolana calcium longrich mety amin'ny rehetra Ary amin'ny tsiro ronono izay tena tsara tsiro tokoa

Midira mp mivantana na antsoy n'y laharana 0340903437
Manao livraison na aiza n'a aiza toerana misy anao
Mandefa any amin'ny faritra ihany koa

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Category

Website

Address

Avaratr'akatso
Antananarivo
101