SantéMendrika

SantéMendrika

Share

Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from SantéMendrika, Health/Beauty, Antananarivo.

20/03/2026

🌿 Gélules – Vahaolana voajanahary ho an’ny lehilahy 🌿
❗ Mipipy matetika ve ianao amin’ny alina ?
❗ Misy fahasarotana amin’ny pipy na fanaintainana ?
❗ Mahatsiaro tsy mahazo aina amin’ny faritra prostate ?
❗ Marary valahana matetika ?
❗ Mora tonga na malemy ny filahiana ?

👉 *Aza* avela hiharatsy izany !
💊 dia gélules vita amin’ny zavamaniry:
✔ Manatsara ny fikorianan’ny pipy
✔ Mampihena ny fivontosana prostate
✔ Manampy amin’ny fampiononana sy fahasalamana

🌱 Formule 100% naturelle
🇲🇬 Vita eto Madagascar
💸 : 30.000ar
⏳ 60 gélules – Cure 1 mois
💡 ''Avereno ny fahasalamanao, miverena amin’ny fiainana milamina'' !
📩 Commande & infos : 📞034 52 430 80

28/12/2025

🚨 LEHILAHY ô ! OLANA AMIN’NY PROSTATE VE ? 🚨
❌ Mip**i sarotra na miadana,tapatapaka ny pipy
❌ Malemy ny filahiana, vetivety de tonga ny sperme
❌ Marary ambany kibo sy valahana lamosina
❌ Mahatsiaro mavesatra sy mamaivay
❌ Mipipy matetika
❌ Marary ny faritrin'ny filahiana

⚠️ Ireo dia mety ho:
🔴 Prostatite (mivonto, marary)
🔵 Hypertrophie bénigne de la prostate (HBP)
🟠 Aretin’ny prostate amin’ny lehilahy lehibe

👉 Ny tsy fikarakarana androany, olana lehibe rahampitso !

💊
🌿 Fanafody voajanahary manampy:
✅ Manamaivana fanaintainana
✅ Manatsara ny fivoahan’ny p**i
✅ Mitsabo ny prostate sy manohana ny fahasalaman’ny prostate

🔥 Stock limité
📞 Antsoy izao : 034.52.430.80
📦 Livraison partout à Madagascar
💚 Lehilahy salama = fianakaviana falifaly 💚

21/12/2025

⁉️ ? Tsy mety mitombo lanja? Tsy ampy hery, na Mora tratran'ny retina ve ianao?

👉 ➕ no vahaolana voajanahary hanarenana ny vatana sy ny saina 💚

✅ Manampy manamafy hery fiarovana (immunité)
✅ Manome énergie sy vitalité isan’andro
✅ Manampy amin’ny fanadiovana vatana (détox naturel)
✅ Manatsara ny torimaso sy ny fahasalamana ankapobeny
✅ Mampitombo lanja

💊 Fomba fampiasana
• Gélule 2 isan’andro
• 1 maraina + 1 hariva aorian’ny sakafo
• Atelina miaraka amin’ny rano betsaka

📦 60 gélules – 500mg
🌱 100% voajanahary – tsy fanafody

👉 Raha te hahazo vatana matanjaka, saina milamina ary hery maharitra, fidio ny ➕ 💪✨. ➕–``Hery vaovao ho an’ny vatanao``
: 30.000ar

📩☎️ 038.62.129.47 antsoy izao raha mila fanazavana na commande.

18/12/2025

➕–``Hery vaovao ho an’ny vatanao``

⁉️Mahatsiaro reraka lava, tsy ampy hery, na mora tratran’ny aretina ve ianao?
👉 ➕ no vahaolana voajanahary hanarenana ny vatana sy ny saina 💚

✅ Manampy manamafy hery fiarovana (immunité)
✅ Manome énergie sy vitalité isan’andro
✅ Manampy amin’ny fanadiovana vatana (détox naturel)
✅ Manatsara ny torimaso sy ny fahasalamana ankapobeny

💊 Fomba fampiasana
• Gélule 2 isan’andro
• 1 maraina + 1 hariva aorian’ny sakafo
• Atelina miaraka amin’ny rano betsaka

📦 60 gélules – 500mg
🌱 100% voajanahary – tsy fanafody

👉 Raha te hahazo vatana matanjaka, saina milamina ary hery maharitra, fidio ny ➕ 💪✨

📩☎️ 038.62.129.47 antsoy izao raha mila fanazavana na commande.

09/07/2025

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Jules Omal, Ny Tiako, Ramanandraibe Tafita

20/06/2025

🔴 "Eeee! Fa nahoana isika no tokony hisotro rano mafana misy citron sy tantely matetika?" 🟨
Satria tsotra ny fanomanana, be dia be kosa ny soa azo avy aminy! 👇

🟢 Mampatanjaka ny hery fiarovana
🟢 Manome hery sy finiavana hatramin'ny maraina
🟢 Manadio ny aty – manentana manokana ireo manana olana amin’ny aty hisotro izany matetika
🟢 Manampy amin’ny fandevonan-kanina
🟢 Manatsara ny hoditra: miaro, manala mony, manamaivana tâches
🟢 Manala kohaka sy sery
🟢 Manampy manala tavy ao amin'ny vatana
🟢 Manadio voa sy manampy manala vato (calculs rénaux)

🔸 Izao no ilaina:

Citron atsasany (ilay mavo mahazatra) 🍋
Rano 1 vera
Tantely 1 sotro kely 🍯

🔸 Fomba fanomanana:
Ampangotrahina ny rano
Esory anaty vera ilay ranon’ilay citron
Afangaro amin’ny rano mafana
Asio tantely kely dia sotroina mbola mafana

🕗 Soso-kevitra:
Misotro vao mifoha, mialoha ny sakafo maraina.
💬 Zarao amin'ny havanao sy namanao fa mety hanampy azy koa izany!

07/04/2024

Shout out to my newest followers! Excited to have you onboard! Andoniaina Perlin Creance, Bacchi Sylvanah, Isaiah Ismaêl, Jyoana Naira, Donald Do, Zr Noro, Tyah Haingotinah, Emille Nestor, Gaecia'ah Ginaah, Joellah Fredica, Sandrinot Sitrel, John Donald Boto, Augustin Gaston, PG Ousmane Maiga, Prïn Cïô, Santa Océana, Honorine Naboti, Solomona Taridraza, Fagnazy Rendiany, Rianna Andre, Baracka Gabliel, Tafita Christian Rasford, Voniarilalao Rasoamiherina, Ãkïme Brünõ, Jøhn Mïchäèl, Mahefa Ronald Mah, Kim Rëd, Tįjį Mãrlë, Cathie Malala'h, Ãsilēý Alidïnø Ãsilēý Alidïnø, Løûï Märçêl, Liz Mprj, Cå Mį, Charlot Pcj, Vardi Gass Verdi, Rravakah Fanomezantso, William Junior, Beria Odlon, Onepace Kumul, Čhåīnø L'hömmē Øffīcïēl, Fanomezana Natacha, Rãfanömęzantsoā Ērnęst, Rh Jørdhy, Alain Nomenjanahary, Evann Xeran, Heriniaina Anthonyo, Camzy Timzzy, Marie Gidele, Mahyra Lion, Zinedine Zidan

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Category

Website

Address

Antananarivo