MITIA Shop
Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from MITIA Shop, Health/Beauty, Antananarivo.
25/07/2024
Salama daholo !
Ndao indray isafady entana tsara be, bodifotsy matevina, mafana ery , maro loko...
Manao livraison izahay
0348106509
28/12/2023
Salama daholo o
Zava-baovao hatrany no atolotro ho anareo
200ar ny iray
Mp commande na miantso
0348106509
Afaka manao livraison ihany koa izahay
04/12/2023
Mahafinaritra foana ny mizara ny asa vita
Afaka manao commande sur mp izay liana
Na miantso 0348106509
Afaka manao livraiison izahay
200ar ny iray
24/11/2023
mbola faly mizara ny asa vita.
Afaka manao commande
0348106509
Livraison partout
31/10/2023
Barquettte en verre
Trois couleur : rose, vert et bleu
Prix : 33000 ar
Livraison partout
Mp commande
0348106509
30/10/2023
Kapa azo hoentina amin'ny orana ndray no atolotra ho antsika rehetra.
Efa eo amin'ny sary tsirairay ny vidiny.
Pointures 36 à 40
Mp na miantso avy hatrany
0348106509
Manao livraison izahay
26/10/2023
Mini ventilateur rechargeable
- Mety be amin'izao andro mafana izao,
- Azo atao anaty poketra na kitapo
- Afaka alefa moramora na malakilaky
- Ireo amin'ny sary ireo ny loko misy
- 15000ar ny vidiny
Mp commande na tonga dia miantso 0348106509
Afaka manao livraison izahay
14/10/2023
Mbola faly mizara ny asa vita.
Raha mahaliana anao aza misalasala mandefa mp
12/10/2023
Hiazakazaho ny vilany 04 series
Inoxydable, matevina be, double fond
26cm, 24cm, 22cm, 20cm
Amin ny vidiny 85000 ar
Afaka tonga dia miantso 0348106509
Na mp raha anao commande
09/10/2023
Kapa mahafatifaty kely o
Mora be efa eo amin'ny sary ny vidiny
Izahay dia afaka manao livraison
Afaka tonga dia miantso ihany koa raha mahaliana anao
0348106509
26/09/2023
Tonga indray ny arrivage manaraka o
Barquette en verre trois series, 33000 ar
Couleur : rose, vert et bleu
Mp commande
0348106509
Livraison partout
25/09/2023
Aty ndray ary ny maso o
Décorations gateau ❤mamy, mahafinaritra ery ny mijery azy
Mp raha i commande ary e na miantso
☎0348106509
Livraison partout
Click here to claim your Sponsored Listing.
