Meine Perle Shop

Meine Perle Shop

Share

🛍️Shopping en ligne 🇩🇪Sacs, Chaussures & produits cosmétiques authentiques d’Allemagne

Photos from Meine Perle Shop's post 20/12/2024

Akory aby e🥰
❌𝐄𝐍 𝐑𝐔𝐏𝐓𝐔𝐑𝐄 𝐃𝐄 𝐒𝐓𝐎𝐂𝐊❌
Lany ilay Parfum La Rive ry zareo an🥰

Mankasitraka be anareo rehetra 🙏🏾❤️

Photos from Meine Perle Shop's post 07/12/2024

Ireto dupe ny Sì Giorgio ireto sisa ny Parfum disponible ho an‘izay mbola tsy nahazo🤗
Hummm😍manimanitra ery @ Noël miaraka
@ LA RIVE in Women

🔥𝐋𝐀 𝐑𝐈𝐕𝐄🔥𝐄𝐚𝐮 𝐝𝐞 𝐩𝐚𝐫𝐟𝐮𝐦🔥
✅pour femme

✔️LA RIVE in Women Red (100ml)🔸Dupe ny Sì Giorgio Armani Passione

✔️LA RIVE In Women (90ml)🔸Dupe ny Sì Giorgio Armani

PRIX: 46000Ariary

🚚Manao Livraison sy mandefa any @ faritra koa izahay

MP ARY IZAY HAKA AZY OH

22/11/2024

Coucou daholo🤗

🚨ARRIVAGE🚨
☝️REDISPONIBLE ilay crème anti-tâche Balea

MP ary ary izay tsy nahazo t@ ilay farany iny oh

Coucou daholo🥰

Crème anti-tâche manala tasy @ tarehy, na ilay mainty be reny aza dia afaka daholo😍😍
Tena oe madio ny tarehy☝️
Sady tena éfficace be izy ity satria afaka 4semaines ianao dia mahita résultat☝️

🌸𝑩𝒂𝒍𝒆𝒂🌸𝑽𝑰𝑻𝑨𝑴𝑰𝑵 𝑪
𝑫𝑼𝑵𝑲𝑳𝑬 𝑭𝑳𝑬𝑪𝑲𝑬𝑵 𝑨𝑼𝑭𝑯𝑬𝑳𝑳𝑬𝑹

✅50ml
✅à base Vitamin C & niacinamide
✅manome éclat ny tarehy
✅@ tarehy madio avy nosasana no hampiasana azy an
✅sady afaka atao base Make-up koa izy

PRIX: 30000Ariary

🚚Manao Livraison izahay ary mandefa any @ faritra koa

05/11/2024

Gamme Balea natural beauty😍
Tena tsara be koa izy ity satria mamerina ny volo ho salama🥰
Natao ho an‘ny volo maina☝️

🌸𝑩𝒂𝒍𝒆𝒂 𝒏𝒂𝒕𝒖𝒓𝒂𝒍 𝒃𝒆𝒂𝒖𝒕𝒚🌸
𝐅𝐞𝐮𝐜𝐡𝐭𝐢𝐠𝐤𝐞𝐢𝐭𝐬𝐬𝐩𝐞𝐧𝐝𝐞𝐧𝐝𝐞
✅A base d’extrait Hibiscus & lait de coco
✅mihydraté tsara ny volo
✅mampangirana sy mampalefaka volo
✅97% produit bio

☘️Vegan
❌Sans silicone
❌Sans sulfate
💯Authentique 🇩🇪

Shampooing 400ml: 17000Ariary
Après-Shampooing 350ml: 17000Ariary
Lait Capillaire 150ml:

🚚Mandefa any @ faritra sy manao Livraison izahay
MP ary izay haka azy oh

Photos from Meine Perle Shop's post 03/11/2024

Andao hanao Shopping Parfum @ ilay authentique nefa mora isika☝️
Hummm😍manitra loatra ireto manjakely ireto
Dupe na jumeaux an‘ilay Parfum de luxe ireny izy ireto an🥰
Tena oe mitovy be mitsy ny fofony😍

🔥𝐋𝐀 𝐑𝐈𝐕𝐄🔥𝐄𝐚𝐮 𝐝𝐞 𝐩𝐚𝐫𝐟𝐮𝐦🔥

✅pour femme
✔️LA RIVE Mme ISABELLE🔸Dupe ny Chanel- Coco Mademoiselle
✔️LA RIVE Sweet Hope🔸Dupe ny Dior-Hypnotic Poison
✔️LA RIVE Destinée🔸Dupe ny YSL -Libre
✔️LA RIVE Miss Dream🔸Dupe ny Carolina Herrera-
Good Girl
✔️LA RIVE in Women Red🔸Dupe ny Sì Giorgio Armani Passione
✔️LA RIVE In Women🔸Dupe ny Sì Giorgio Armani
✔️LA RIVE Elegant🔸Dupe ny
Maison Francis Kurkdjian Paris - Baccarat rouge 540
✔️LA RIVE Cash🔸Dupe ny Rabanne - Lady Million
✔️LA RIVE Her Choice🔸Dupe ny Armani Giorgio
-My Way

✅Eau de toilette pour Homme
✔️LA RIVE Heroic Man🔹Dupe ny Emporio Armani-Stronger with you
✔️LA RIVE Cash🔹Dupe ny Rabanne-1 million

PRIX: 46000Ariary

MP izay te haka oh🤗
🚚Manao Livraison sy mandefa any @ faritra koa izahay

Photos from Meine Perle Shop's post 30/10/2024

Hello les filles🥰
Ndao hanomana ny Noël isika fa kely sisa anie dia tonga e🤗

𝐑𝐀𝐈𝐃 𝐋𝐎𝐍𝐃𝐎𝐍 🤍
✔️Talon: 9cm
✔️Pointure 37 - 38
📦Sous carton
✅Dispo de suite
🇩🇪Authentique

PRIX: 150000Ariary

🚚Manao Livraison sy mandefa any @ faritra izahay
MP ary izay haka azy

24/10/2024

❌𝐄𝐍 𝐑𝐔𝐏𝐓𝐔𝐑𝐄 𝐃𝐄 𝐒𝐓𝐎𝐂𝐊❌
Lany ilay Balea tianareo be
Mankasitraka be anareo 🙏🏾❤️
☝️Ho avy tsy ho ela ny Arrivage fa araho tsy tapaka ny pejy

Coucou daholo🥰

Crème anti-tâche manala tasy @ tarehy, na ilay mainty be reny aza dia afaka daholo😍😍
Tena oe madio ny tarehy☝️
Sady tena éfficace be izy ity satria afaka 4semaines ianao dia mahita résultat☝️

🌸𝑩𝒂𝒍𝒆𝒂🌸𝑽𝑰𝑻𝑨𝑴𝑰𝑵 𝑪
𝑫𝑼𝑵𝑲𝑳𝑬 𝑭𝑳𝑬𝑪𝑲𝑬𝑵 𝑨𝑼𝑭𝑯𝑬𝑳𝑳𝑬𝑹

✅50ml
✅à base Vitamin C & niacinamide
✅manome éclat ny tarehy
✅@ tarehy madio avy nosasana no hampiasana azy an
✅sady afaka atao base Make-up koa izy

PRIX: 30000Ariary

🚚Manao Livraison izahay ary mandefa any @ faritra koa

13/10/2024

Miarahaba harivariva🙋🏽‍♀️

Tsy manao Livraison izahay manomboka ny talata 15 Octobre ka hatr@ alakamisy 17 Octobre noho ny antony manokana🙏🏾
Manomboka ny zoma 18 Octobre dia miverina eto indray izahay🥰

Mirary herinandro mahafinaritra ho antsika rehetra🤗

Photos from Meine Perle Shop's post 13/10/2024

Vitsivitsy sisa ilay fer à lisser Re*****on an🤗

Mbola VAOVAO sady sous carton ireto an☝️
🇩🇪Authentique avy any Allemagne hatrany
Afapo be daholo izay naka azy ity tato aminay🥰

𝑹𝒆𝒎𝒊𝒏𝒈𝒕𝒐𝒏 🔥𝑪𝑬𝑹𝑨𝑴𝑰𝑪 𝑺𝑳𝑰𝑴 220
✅Température reglable jusqu‘à 220 °C
💯qualité au top

Prix: 160 000Ariary

📍Livraison Tana sy mandefa any @ faritra izahay
MP ary izay te hanana Re*****on ☺️

🇩🇪 by

08/10/2024

Coucou daholo🥰

Crème anti-tâche manala tasy @ tarehy, na ilay mainty be reny aza dia afaka daholo😍😍
Tena oe madio ny tarehy☝️
Sady tena éfficace be izy ity satria afaka 4semaines ianao dia mahita résultat☝️

🌸𝑩𝒂𝒍𝒆𝒂🌸𝑽𝑰𝑻𝑨𝑴𝑰𝑵 𝑪
𝑫𝑼𝑵𝑲𝑳𝑬 𝑭𝑳𝑬𝑪𝑲𝑬𝑵 𝑨𝑼𝑭𝑯𝑬𝑳𝑳𝑬𝑹

✅50ml
✅à base Vitamin C & niacinamide
✅manome éclat ny tarehy
✅@ tarehy madio avy nosasana no hampiasana azy an
✅sady afaka atao base Make-up koa izy

PRIX: 30000Ariary

🚚Manao Livraison izahay ary mandefa any @ faritra koa

01/10/2024

Te hampiasa deo crème ve ianao nefa manana hoditra sensible??
Ity ary no vahaolana😍😍
Sady maina tsara ery ny helika an☝️
Ary mbola manana fofona tsarakely🥰

🌺𝐈𝐒𝐀𝐍𝐀🌺 𝑫𝑬𝑶𝑪𝑹𝑬𝑴𝑬 𝑨𝑵𝑻𝑰-𝑻𝑹𝑨𝑵𝑺𝑷𝑰𝑹𝑨𝑵𝑻
Deo crème Anti-transpirant 24h

✅sans alcool
✅miaro ny helika tsy ho tsemboka sy tsy hisy fofona
✅50ml

PRIX: 17000Ariary

01/10/2024

Tena be mpankafy koa ity deo crème ity🥰
Tsara fofona be sady tsy mahatsemboka ny helika mitsy😍
Sady manafotsy koa☝️
Ary ahitana bicarbonate☝️

🌸𝑩𝒂𝒍𝒆𝒂🌸𝑫𝒆𝒐𝒄𝒓𝒆𝒎𝒆

Deo crème 48h
✅Parfum de magnolia & framboise
✅avec Natron
✅50ml
❌sans Aluminium
❌sans alcool

PRIX: 17000Ariary

MP ary izay haka azy

🚚Mandefa any @ faritra koa izahay

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Website

Address

Antananarivo