ITT Glow Aura
✨Détente, beauté, bien-être✨
Ety Anosy no misy anay an 😍
Immeuble Tsena Alakamisy 3 ème étage box 11 et 87
08/03/2026
Mirary soa antsika rehetra 🥰💕
Mirary soa antsika vehivavy rehetra e! 🥰
Manaova fety sambatra daholo, sady efa manjamanja daholo 😻
03/03/2026
Cc daholy ndraiiii 😍
Ndao averintsika jerena kely ireto Coup de coeur ❤️ anay nandritry izay 2 volana zay 🥰
Lasa iny Février reto an 🥰 tsy efa mba fotoana amzay ve zao hikarakara vatana eh 😍💅
🚨 Tongava aty am ITT Glow ety Anosy
Adresse: Immeuble Tsena Alakamisy 3 ème étage box 11 et 87
📲 034 74 007 46
Epilation Jambe 😍
Otrany zao ny fanaovana Epilation jambe ato am ITT Glow 😍 Enao sisa no endrasana oa🤗. Adresse: Anosy en face Sénat bâtiment tsena Alakamisy 3 ème étage box 11 et 87 🥰
Epilation Aisselle By ITT Glow 😍
Manaraka ny fenitry ny fahadiovana atrany 🥰
Aza misalasala ary manantona anay 🥰
08/02/2026
‼️PACK PROMOTION ST VALENTIN‼️
Ity ary ilay efa nandrasanareo, araraoty ary fa ny 09;10;11;12;13;14 février izao ity tolotra ity:
✅Pose extension gel + vernis unis
✅Épilation maillot
✅Épilation aisselles OFFERTE
📞034 74 007 46
📍Tsena Alakamisy-Anosy; 3e étage/ box11
23/01/2026
🗣️ : Tsy hita intsony izay Azo atao Cadeau amin'izao fotoana Zao 🤧
ITT Glow Aura :
Avec nos rythmes de tous les jours, une journée de détente c'est un cadeau de nos jours 😍
✨ Epilation du Maillot, aisselle,Jambe, Duvet,bras ... Pour Homme ou Femme 🤩
✨ Massage relaxant
📌 Tsena Mavo ou Tsena Alakamisy Anosy 3 ème étage box 11 ou 87
21/01/2026
Tsotra Ary tena malefaka ny fomba fanaovan'ireo esthéticienne épilation ato aminay 😍
fa Raha misy Antony manokana toy izao dia Vonona hanome fahafaham-po ho anareo hatrany izahay 😌
📌 Afaka Maka rendez-vous foana Ianareo, mandefasa Mp avy hatrany
17/01/2026
Epilation by ITT Glow 🥰
Santonany tam ireo asa vitanay indray reto 😍
(Maillot- aisselle - Jambe - Duvet - bras ... Homme ou Femme )
Aza misalasala manantona ary fa vonona ny anome fahafampo foana izahay 🥰
Adresse : Tsena Mavo ou Tsena Alakamisy Anosy 3 ème étage box 11 ou 87
📲 034 74 007 46
13/01/2026
Venez pour prendre soin de vos sourcils afin de rendre votre regard incomparable 💕
Epilation by ITT Glow Aura : Maillot - Jambe - Aisselles - Duvet - barbe - torse (Homme ou Femme)
📍 Anosy bâtiment Tsena Alakamisy ou Tsena Mavo 3 ème étage box 11 ou 87 😉
📞 034 74 007 46 pour les prises de rendez-vous 🤍
12/01/2026
Ho anareo miasa fatratra sy mahatsapa Reraka 😍 Afaka manao massage koa Ianareo ato ITT Glow Aura Ahn 🥹❤️ Misokatra izahay de 8h à 17 h ✨
Adresse: Anosy bâtiment Tsena Alakamisy ou Tsena Mavo 3 ème étage box 87 misy anay 🥰
📲Prenez rendez-vous en appelant 034 74 007 46
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Telephone
Website
Address
Antananarivo
