Miiel'S pure
Mandroatra tsara 😍 Manadio 🥣🍽️👔👕🩳 Mitsitsy 💸
🤞🤞
03/05/2023
Miiel'S pure ❤️😋
Matsiro tsara ny Tantely rehefa ilay tena izy iny an😋
🐝Mety tsara raha anaovana fanafody
🐝Mety ho anireo olona diabétiques ihany koa
🐝Mety atao amin'ny tarehy anaovana beauté beauté
🐝Mety atao amin'ny thé ihany koa😋😋
Karazany roa ny tantelintsika:
- Miel eucalyptus (kininina)
- Miel sauvage (an'ala)
✅Prix: 18.000Ar/litre
Manome prix de gros ihany koa (+10 litres)
Mandeha amin'ny bouteille en plastique na bidon jaune ny tantelintsika
📞0347818251
📞0327238688
01/05/2023
♥️ Miiel'S Pur ♥️
Maro ny soa azo avy amin'ny Tantely ,indrindra fa ilay izy tena izy tsy mitapoka iny😋
Afaka anaovanao beauté beauté ihany koa nefa an😉
Mety ho an'ireo olona diabétiques
✅Mandefa en détails izahay dia mandefa prix de gros
✅Prix: 18.000Ar/litre (Miel eucalyptus / Miel Sauvage)
✅Manao livraison
📞0347818251
📞0327238688
Click here to claim your Sponsored Listing.
Website
Address
Antananarivo
101
