100% Naturel MDG
🌿 Produits naturels Malagasy
🥥 Huile coco – Miel – Hibiscus – Sésame _
📍 Antananarivo
📩 Commande en MP
02/07/2026
Miarahaba e, marobe ianareo no mila amin'ny tavoahangy plastique kely, tonga izy ity 😍😍
250 ml seulement a 20 000 Ar 🎉🎉
Marobe n'y soa azo àvy aminy ho an'ny ankohonanao 😍😍
24/06/2026
Ankoatran'ny Hemorroide, marobe no azo ampiasàna ny huile de Foraha 🎉🎉 :
- manasitrana fery
- manala mangidihidy
- manala angadrano, mampaniry volo
-mampadio tarehy
100%Natoraly
Tout Madagascar : Manao livraison
Antananarivo: Épicerie en face Clinique Saint Jude Ivandry
Antsirabe: Lalôkalshop Antsirabe
Mirary soa hatrany tompoko !
19/06/2026
🥶🤧 Mikohaka? Mangatsiaka? Marary tenda? Reraka sy mora tratran'ny aretina amin'izao andro mangatsiaka izao?
Aza miandry ny aretina hihamafy vao mikarakara tena! 🌿💪
🍯 Miel Pur Niaouli na Litchi ✅ Manalefaka ny kohaka ✅ Manampy amin'ny fanalefahana ny fanaintainan'ny tenda ✅ Manamafy ny hery fiarovana ✅ Mamy voajanahary, tsy misy fangaro
🥥 Huile de Coco Extra Vierge Pressée à Froid ✅ Manampy amin'ny fikolokoloana ny vatana sy ny hoditra maina ateraky ny hatsiaka ✅ Tsara ho an'ny volo simba sy maina ✅ Vokatra voajanahary 100%
✨ Ny natiora no mpiaro voalohany ny fahasalamanao!
📩 Alefaso hafatra dieny izao!
🍯🥥 Mitsinjo fahasalamana, misafidiana vokatra voajanahary!
🇲🇬
18/06/2026
Mankasitraka Lalôkalshop Antsirabe manome lanja ny Vita Malagasy, vokatra natoraly 😍🙏🙏
13/06/2026
🌺 Veloma ry Cholestérol! 🌺
Tsy izay ihany anefa... 👇
❤️ Ho anareo be tension koa! Manampy amin'ny fampilaminana ny tosidra ny infusion Hibiscus rehefa ampiasaina miaraka amin'ny fomba fiaina ara-pahasalamana.
🫀 Kolokoloy ny fahasalaman'ny fonao! 💓 Ampio hihatsara ny fikorianan'ny ra. 💓 Tohano ny fahasalaman'ny lalan-drà sy ny fo. 💓 Ankafizo isan'andro ny zava-pisotro voajanahary sady mamelombelona.
☕ Azo sotroina mafana na mangatsiaka. 🌿 100% naturel MDG. 💰 Doypack: 6 000 Ar
📩 Commande en MP 📞 038 68 254 59
Hibiscus Rouge : Tsiro mahafinaritra, tombontsoa maro ho an'ny vatana! 🌺✨
12/06/2026
⚠️ Reraka? Tsy mifantoka? Malemy taolana? Mety mila otrikaina bebe kokoa ny vatanao!
100% Naturel 🇲🇬 Tsara afangaro amin'ny yaourt, ranom-boankazo, lasopy na sakafo isan'andro.
📩 Commandez en MP !
04/06/2026
04/06/2026
Optons pour le naturel 🌻🌻
En commentaires les photos réelles 😍
04/06/2026
🌺 Fatigué(e), ballonné(e) ou simplement envie d’une boisson saine et rafraîchissante ?
Découvrez notre Infusion d’Hibiscus Rouge 100% naturel ❤️
✨ Aide à la digestion
✨ Riche en antioxydants
✨ Favorise le bien-être au quotidien
✨ Délicieuse et naturellement rafraîchissante
🍵 À savourer chaude pour se détendre 🧊 Ou glacée pour se rafraîchir !
📦 Sachet de 50g 💰 Seulement 6 000 Ar
🌺 Le plaisir d’une boisson naturelle, à tout moment de la journée ! 💕
01/06/2026
Salama daholo e, tena efa mangatsiaka n'y andro, mamely be le kohaka sy sery !
Hafa ihany misy reserve huile coco ao an trano 😉
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Website
Address
101
