Chez alicia

Chez alicia

Share

🌸Mandray commande gâteau isan'andro🥰 Tel: 0344396079✨

13/05/2026
Photos from Chez alicia's post 11/05/2026

Ireto modèle mamy kely🥰✨

11/05/2026

👉 LUNDI- VENDREDI izy ity🥳

JP gâteau ,, contacte+lieu
Andavamamba récupération, manao livraison ihany koa ✨

Photos from Chez alicia's post 03/05/2026

Miranah Anisah sy Sariaka fitia no nahazo Ilay gâteau avy aty alicia✨😘
midira mp ianareo 2 vavy🌸
Aza miala fa mitohy foana ny lalao an😘

02/05/2026

izay bé réaction indrindra no mahazo ilay gâteau an✨🥰
olona 2 no ahazo azy
Mbola afaka milalao tsara mandrapatonga rapitso atoandro🎉🎉🎉
alefaaa✨🌸
bonne nuit daholo🙏

02/05/2026

Coucou✨
Rapitso alahady @ 11h n'y valin'ilay lalao antsika an🎉
Merciii❤️

29/04/2026

manasa anao mamaky io MBA hiditra ho pikambana 👍 amin'ito pejy ito fa tena tsara bé ny gâteau ato , Raha handrana ianao dia mitsapa vintana amin'ito lalao ito🥰🙏

🍰JEU CONCOURS SPECIAL🤫
Te ahazo gâteau gratuit ve ianao?😍

👉 Fitsipika:

1-Ataovy 👍n'y page
2- partageo ity publication ity( mode public)
3- mentionne olona 3 tinao hiaraka hihinana gâteau
Olona 2 samihafa
no ahazo n'y gâteau 2 personnes personnalisé
après midi no hosarihina izay tsara vintana
Izay betsaka réaction indri'fra no mahazo azy

29/04/2026

🍰JEU CONCOURS SPECIAL🤫
Te ahazo gâteau gratuit ve ianao?😍

👉 Fitsipika:

1-Ataovy 👍n'y page
2- partageo ity publication ity( mode public)
3- mentionne olona 3 tinao hiaraka hihinana gâteau
Olona 2 samihafa
no ahazo n'y gâteau 2 personnes personnalisé
après midi no hosarihina izay tsara vintana
Izay betsaka réaction indri'fra no mahazo azy

28/04/2026

Alefaso commande ✨
Misafidy dessin izay Tiana🎉
Andavamamba récupération

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Category

Telephone

Website

Address

Antananarivo
101