Na'Toraly
Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Na'Toraly, Beauty, cosmetic & personal care, Amboditsiry, Antananarivo.
๐บVolo Salama, Volo Natoraly โค๏ธ
Pejy hifampizarana vokatra natoraly, sy torohevitra hiverenana amin'ny volo natoraly.
โVolo Salama
โVolo Mihalava
โVolo Matevina
02/09/2025
Ny fikarakarana kely ataonao amin'ny volonao de efa hery lehibe ihatreana ny totolo andro.
Rehefa mivoka tsara iny ny boucle dia tena motivรฉ be๐ฅฐmahazo aina tsara mivoaka ny trano., any ampiasana , any ampianarana eny na ho anay atsena aza๐
๐
.
Andramo Anie e๐ฅฐ
ฬs
22/08/2025
๐จ Astuce ho anโny volo miongotra sy tapatapaka aminโizao andro mangatsiaka izao
๐ข Kikiso na afangaro (mixeo) ny ovy dia esory ny ranony.
๐ข Hosory aminโny volo ilay ranony, dia avela hilona 15โ20mn.
๐ข Kobano aminโny rano mafana kely.
โก๏ธ Atao indroa isan-kerinandro mandritra ny iray volana.
VOKANY :
mampijanona ny fihenanโny volo, manamafy azy ary mampirehitra lokony.
TOROHEVITRA:
Tsy tokony hisy menaka na crรจme aminโny volo alohanโny hanaovana azy, ary tsara kokoa raha mampiasa shampoing malefaka rehefa manasa loha.
21/08/2025
๐ Fantatrao ve ny vokatsoa hoentin'ny Akondro ๐ aminโny volotsika?
๐ Anisanโny masque naturel tena tsara be aminโny volo ny akondro, mety aminโny karazam-bolo rehetra.
๐ Manankarena otrikaina: ahitana vitamine A, B, C (antioxidant naturel) izay tena ilaina aminโny volo.
๐ Mampalefaka sy manohitra ny fahamainana, ka manome hydration tsara ho anโny volo.
๐ Ireto ny recette azo andramana:
โจ Raha te hampangirana volo ๐
๐ Akondro
๐ฅ Atody (tapotsiny no ilaina)
๐ฆ Huile dโolive
โก๏ธ Afangaro tsara ireo, atao masque 15-30 min, avy eo sasana. Ho hitanao fa mangirana sy salama ny volonao.
โจ Raha te hanome hydratation ho anโny volo (indrindra ho anโny volo curly / olyยฒ)
๐ Akondro
๐ฅ Avocat (raha misy, tsara be)
๐ฅ Ronono na yaourt nature
โก๏ธ Afangaro, atao masque 30 min, avy eo sasana. Vokatry ny fampiasana azy: tsy maina intsony ny volonao fa mandimandina sy mivelatra tsara ๐.
๐ Bonus: Raha afangaro aminโny tantely dia manampy hanala angandrano ihany koa izy.
---
โ๏ธ Nampahafantarina anareo niaraka aminโi Tiana Harivola Rajaonarivony ๐ฟ
'Toraly
13/08/2025
Gamme curly ร base d'hibiscus ๐๐
Tena tsara be ho an'ny volo n'y hibiscus ๐ฅฐ
๐ Manala angadrano
๐ Manamafy ny tahombolo ka miaro azy tsy ho vakivaky sy tapatapaka
๐ Manome sakafo ilain'ny volo ihany koa
Tena tsara Ireto an ๐ฅฐ
Disponible eto amin'ny page
Afaka alefanao mp ny contact sy toerana hanaterana ny anjaranao ๐ฅณ
โผ๏ธ30000ar fotsiny ny gamme complรจte Hibiscus
Livraison gratuite๐ฅฐ
11/08/2025
๐Gommage Capillaire๐
๐คEfa fantatsika fa misy ny "gommage" ho an'ny oditra , tarehy, tanana,sns...
๐คAry efa fantatrao ve fa misy ihany koa ny"gommage" ho an'ny volo???
Zay ndray no entina ho antsika androany.
โ๏ธInona no antony anaovana ๐gommage Capillaire๐โ๏ธ
๐Manala ireo oditra maty ao am odidoha izay manakana ny fitombon'ny volo ;Manadio ny odidoha iany koa ;
๐Misoraka ny fisin'ny angadrano/Manala angadrano;....
๐Mety am karazam-bolo rehetra ity recette ity :
โ๏ธSiramany 2sotro na Sira 2sotro (misafidy iray)
โ๏ธTantely (pure) 2sotro
โ๏ธHuile d'Olive 2sotro ,(tsara2 huile d'olive no apesaina fa afaka ataonao huile coco,...)
๐ฑFampiasana azy :
โ๏ธAfangaro tsara ireo de osorana am odidoha .
โ๏ธMarihana fa ny odidoha ihany no asiana fa tsy asiana ny tahom-bolo.
โ๏ธAlona 30min /1h de sasana am Shampooing maazatra.
โจAtao in-1 isam-bolana ihanyโจ
Azo lazaina fa anisan'ny manalava volo aingana iany koa ny fanaovana azy io satria manala ireo "peaux mortes" na ireo oditra maty manakana ny fitombon'ny volo...
๐คZay ndray aloha ny androany .
Aza adino ny mpartage โฉ๏ธam namana hafa
Ho an'ireo mtady anle soin accรฉlรฉrateur de pousse (mampalava volo) de mandefa ny commande am Mp
, atoroko anao ny fomba fampiasanas azy.
Mazotoa daholo
08/08/2025
๐จ CALCIUM afaka ataonao ao atrano natao ho an'ny volo
๐ข Mampitombo ny aingana ny volo
๐ข Mampitombo ny hery fiaroana ny volo
๐ข Mamerina ny volo ho natoraly indray
๐ข Mitsabo ny volo vakivaky sy simba ny fer...
ZAVATRA ILAINA :
๐ข Akoran'atody na coquilles d' oeufs
๐ข Yaourt natiora
Tsotra dia tsotra ny fikarakarana ny akora hampiasaitsika
๐ข 1- Sasao ny akoran' atody na ny coquilles d' oeufs
๐ข 2- Avelao ho maina tsara
๐ข 3- Rehefa maina dia totoy hopotika hotoin'ny sira vovony
๐ข 4- Alaivo ny yaourt natiora
๐ข 5- Asio akoran'atody 1 sotro kely, afangaroy tsara
Ahositra amin'ny hodidoha,
Atao in- telo (3) isan-kerin'andro
Alona anatin'ny 15 minitra na mahery
Kobanina amin'ny rano matimaty avy eo
Na volo mando na volo maina mety hanosorana azy daholo
Na'Toraly โค๏ธ
06/08/2025
Miarahaba e!
Makiana foana ve ny volonao? Tapatapaka? Simban'ny fer?
Ity ary ny toro hevitra ho anao e !
Zavatra ilaina
Tamenaka atody 2
Silaka zavoka 1
Vahona 150ml
Afangaro ny atody sy ny zavoka, haroroina tsy mijanona dia hararaka tsikelikely ilay vahona .
Rehefa vita dia io no handomana ny volo avy nosasana anaty 10minitra na mihoatra, atao massage amin'ny lohan-tanana ny hodi-doha Mandritra ny 3 minitra farany kely.
Kobanina amin'ny rano matimaty avy eo ilay volo.
Atao isan-kerinandro izay ao anatin'ny 1volana, dia hitanao ny fihovan'ny volonao, sady halefaka ny volonao, no salama.
Marihana moa fa ao anatin'io 1volana hanaovana io traitement io dia tsy azo hampandalovina fer ny volo, fa plakena kosa rehefa matory amin'ny Alina.
Mariana ihany koa fa natokana ho an'ny volo makiana izy io.
Mirary soa e!
01/08/2025
๐ซ๐ฆ ๐๐๐ฃ๐ฉ๐๐ง๐๐ฃ'๐ฃ๐ฎ 01 ๐ผ๐ค๐ช๐ฉ๐ฆ ๐ซ
Iza avy ilay hanapaka volo androany?๐
Fa maninona marina moa no tsy maintsy 1er Aout fona?๐ถ
๐โโ๏ธAminโny kolontsaina sasany, indrindra ireo manaraka fomba nentim-paharazana na finoana momba ny hery sy ny volana, dia mino fa misy andro manokana tsara hanaovana zavatra ho anโny tenanao. Manamarika fiandohana vaovao (faranโny volana jolay, fidirana aminโny vanim-potoana vaovao).
Manapaka ny tendronโny volo aminโio andro io dia midika hoe manala ny โรฉnergie nรฉgatifโ, manadio tena, ary manokatra lร lana ho anโny fitomboana vaovao.
โจFinoana avy amin'ny horoscope koa hono izy io, izany oe hoe misy hifandraisana hono ny fisehoan'ny volana.
Rehefa "Tsinana ny volana" dia mora maniry hono ny zavatra rehetra, tafiditra ao anatin'izany ny volo๐.
๐ฟ๐ค๐ฟ๐๐ผ ๐๐๐๐๐ผ ๐๐ ๐๐๐๐ผ๐๐ฟ๐๐ผ๐๐๐ผ๐'๐๐๐ผ๐๐ @ 01 ๐ผ๐ค๐ช๐ฉ?๐ค๐ฟ
Satria matetika Tsinana fona ny volana rehefa 01 Aout, dia lasa otran'ny hoe fomba ilay manapaka volo rehefa tonga ilay daty,๐
๐๐ฟ๐๐ผ ๐ผ๐๐๐ผ๐๐ผ ๐๐๐ผ๐๐ ๐๐ผ๐๐ผ ๐๐๐ ๐๐ผ๐๐ผ๐๐๐๐ผ ๐๐ผ๐๐ผ๐๐ผ๐๐ผ ๐๐๐๐ ๐@ ๐๐ ๐ผ๐๐ฟ๐๐ ๐๐?๐
Misy ny atao hoe Calendrier Lunaire, calendrier manamarika ny fisehon'ny volana izy io, izay afaka harahina raha hanapaka voloโ.
Izany hoe mbola tsy tara raha tsy vonona androany๐.
๐๐๐๐๐ผ ๐๐ผ๐๐๐๐ผ ๐๐ ๐๐ผ ๐๐ผ๐i๐๐ ๐๐๐๐๐ผ ๐๐๐ผ๐ ๐๐๐๐?๐
Amiko manokana resaka finoana ilay izy, rehefa hinoanao ny zavatra iray dia otran'ny Mandaitra fonaโบ. Tsy dia hitmdirantsika lalina.
Misy ny manapaka fona isaky ny 2 mois, amzay fotoana tiany๐. Ataovy tsara foana ny soin, aza adino ny manao massage crรขnien isak'ariva, n'y bain d'huile de moutarde (disponible ato aminay)โบ.
๐Fa araka ny lovantsofina koa anefa,
t@ taloha, mbola tsy nikorontana ny toetr'andro dia tapitra ny volana juillet ny ririnina, dia manapaka volo ny vehivavy malagasy ny 01 Aout, mba hanalana ny volo simban'ny hatsiaka ๐
31/07/2025
โผ๏ธ Normaliseo amin'izay ny volume anโny volo natoraly โผ๏ธ
Tsy hoe tsy mahavaha-tena akory ny olona manana volo volumineux fa efa izay mihitsy ny natioranโny volonyโฟ
Dia voatery sintomina sy dorana mba ahafa-po ny mason'ny fiaraha-monina !
23/07/2025
๐ธ ๐
๐ข๐ค๐๐๐ข๐ค๐ ๐ฆ๐๐ฆ๐ฉ๐๐ก๐๐ซ๐ข๐ญ๐ซ๐ ๐ง๐ฒ ๐ฏ๐จ๐ฅ๐จ ๐ธ:
โจ Rehefa manao soin dia atao feno tsara (shampoing, masque, leave-in, misy asany daholo ireo)
โจ Iangaliana tsara fa tsy maimaika
โจ Leave-in aza hadinoina mihitsy satria sady fixateur boucle.
โจ Afaka manisy sรฉrum anaovana scellage
โจ Arovana aminโny bonnet na fononโondana en satin rehefa matory
โจ Lemana tsara ny volo rehefa manosotra produits ary rehefa vita dia tsy kitikitihina mbola mando
โ๏ธNB : raha volo mbola en transition dia tsy mahagaga raha hoe mora rava, ataovy ampy tsara ny soins atao aminy.
Inona koa ny anareo ny fikafika hitazomana ny volo tsy ho mora rava?โบ๏ธ
16/07/2025
โ ๐๐ฌ๐ฒ ๐ก๐จ๐ ๐ง๐๐ญ๐๐จ โ๐๐ฎ๐ซ๐ฅ๐ฒโ ๐๐ ๐๐๐ ๐ข๐ณ๐๐จ ๐ฆ๐ข๐ก๐ข๐ญ๐ฌ๐ฒ ๐ง๐ฒ ๐ง๐๐ญ๐ข๐จ๐ซ๐๐ง๐ฒ! โ
โจMivoaka kokoa ny natioranโilay volo rehefa atao soin, manampy aminโizany ny produits fa tsy ny produits akory no mampa โcurlyโ! (Mba tianareo loatra ny mampiasa ilay curly dia nataoko anโizay koa mba hazava tsara).
โ๏ธMila fotoana anefa ny fikarakarana volo sy ny famerenana ilay volonao natoraly fa tsy vitanโny fanosorana zavatra indray mandeha.
โผ๏ธโผ๏ธEh!! Ity ihany ny pejiko dia tsy misy ankoatra ityโผ๏ธSao voasoloky tratranโny mandoa sarany kely any dia hoe lasa โcurlyโ eo no ho eo, sady sola any fa ataovy!๐คญ๐
โฟSoin capillaire&produits : Na'Toraly
Inona koa ny fanontaniana resa-bolo sy izay mbola manahirana horesadresahintsika anaty commentaires?โบ๏ธ
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Telephone
Website
Address
Antananarivo
101
