IraySoa
✨Be one to stand out and be good to be loved✨
03/02/2026
14/07/2025
Ireto indray misy pack pinces tsetsetse kely mitovy @ vidiny ihany☺satria dia alefako 4500ar fotsiny ny pack 1😍
Marihiko fa pinces GM daholo ireo a!
Ny fihogo indray @ ilay matevina tsara mihitsy🫰🏻
Ny details efa eo @ sary daholo☺
Azo atao ihany koa ny hoe ianareo ihany no misafidy izay ampiarahina @ izy telo a☺😍
22/05/2025
Coucou🥰🥰
Mbola tsy adinoko ity page ity fa mbola mikarakara zavatra ho anareo ato ah a🥹
Manao zavatra tsy mora reto a🥹
Bonne journée daholo😘😘
20/04/2025
Hiaraka hivoka mpandresy isika ka samy ho tahin'Andriamanitra avokoa @ izay irin-tsika tsirairay avy🥰🥰🥰🥰
Izahay dia mirary fety sambatra ho antsika tsirairay avy☺
Bonsoir daholo o!🥰
Tena efa ela aho no tsy namoaka na inona na inona tato fa tena mbola sahirana kely🥹
Saingy tsy adinoko kory ity page ity fa tena be projet be ary aho ho anareo ato😍
Nataoko izarana zavatra maro ity page ity fa tsy ivarotana ihany!😊
Atomboko @ ity video ity aloha ary i-rattrapena ny temps perdu☺
Resaka fampinonon-dreny no resaka eto🤱🏻
Raha misy fanontanina dia aza misalasala raha mbola misy tinareo ampiana ihany koa dia ataovy ao @ commentaire 👇🏻
06/05/2024
Bonsoir à tous🥰
Ela ela tsy hita aho fa tonga indray itondra ho anareo ireto zavatra vaovao ireto😍
Resaka fahamanjana ihany moa izy ity ka dia ireto indray ny sac vita Malagasy en plastic 😍izany hoe azo sasana🤭
Raha mba te hiavaka indray ianao ary dia tongava mp avy hatrany fa ato izahay hamaly anao😘
30/03/2024
Merci Butterfly ☺
Otran’ny hoe au bord de la mer zany zaho androany niaraka tamin’ity sac à main kely ty😂😍
Ao am IraySoa no nividianako azy🥰
Tonga de 100% authentique ho an’izay kelikely budget nefa te hanana authentique 😂😂
30/03/2024
Ity misy model ensemble kely ho an'ny zaza antsika o😍😍
Masiso kely ery ilay zaza anay🤣🤣🥰❤🫶🏻
26/03/2024
Aleo asina solde be indray aloha eto @ IraySoa @ ity semaine de Pâque ity e😍
Tolotra manokana ho an'ireto sac sy bijoux ireto😍🥰
Ao @ commentaire indray ary ny fotoanantsika a😉😍😍
02/03/2024
Andao indray ary iaraka ijejojejo kely @ ireto bijoux an'IraySoa ireto e😍
Soyez élégante avec nos bijoux✨
Efa eo @ sary ny prix 😉
Livraison à partir du lundi au vendredi🚲
3000ar hatrany aloha ny frais hatreto😊
Click here to claim your Sponsored Listing.
