M'Elle Beauté
Mise en beaute
31/03/2021
❤ M'Elle Beauté Ambohijatovo ❤
🗺 100m ny FJKM Mandrosoa Ambohijatovo 🗺 ambadikiny mpivarotra boky 🗺
💌 MP prise de RVD
☎ +261 33 76 880 31
15/02/2021
❤❤ Alerte PROMO les filles ❤❤
Prise de RDV en mp comme d'hab 💋
10/02/2021
✅ALERTE PROMO✅
Ho avy ny St valentin ka andao anao manjamanja aty @ salon M'Elle Beaute fa promo be mihintsy.
Mivoha ny Alatsinainy hatr@ Asabotsy @ 5:30 maraina hatr@ 6 ora ariva.
➡Tongava maro fa mbola mahazo reduction koa izay tonga miotra ny 2 ka manao volo na maquillage na pose vernis 😱
Toerana: Ambohijatovo ambadika ny mpivarotra boky terminus bus 117
033 81 010 81
01/02/2021
❤❤ araraoty ny PROMOTION antsika St Valentin ho avy izao ❤❤
🌹 Mp tahakany mahazatra raha toa ka haka RDV ary 👄
M'Elle Beauté Ambohijatovo 💖
09/01/2021
Avant sy Après kely no zaraina anio 😉
Mandray foana izahay ety fa aza misalasala maka RDV ary 🌹
💋 M'Elle Beauté Ambohijatovo 💋
02/01/2021
😊 faly miarahaba antsika izahay eto @ M'Elle Beauté nahatratra ny taona 2021 🌹🌹
Mirary soa antsika rehetra ary samy ho tahin'Andriamanitra! ❤
Ho avy tsy ho ela ny tolotra vaovao ho fanomezana fahafaham-po antsika. 💋💋
M'Elle Beauté! 🌹
29/12/2020
Mbola mitohy ny fandraisana RDV.. :-) Koa aza misalasala mandefa Mp ary e. :-)
M'Elle Beauté Ambohijatovo ::
18/12/2020
:-* Mbola misy ny date libre ho an'izay haka RDV hanao mise en beauté na hanao volo ftsn ahn :-)
Mbola prix promo hatrany, koa aza misalasala ary mandefa MP raha haka RDV :-*
M'Elle Beauté Ambohijatovo :-)
16/12/2020
🌻 M'Elle Beauté Ambohijatovo 🌻 a 100m de l'FJKM Mandrosoa Ambohijatovo (prés de l'arret bus 117)
A très bientôt! 💋
07/12/2020
🌸🌸🌸🌸 Akory ee!
Efa misokatra ny fandraisana RDV (date + heure precis) izay mampety anao @ fikolokolona ny endrikao fety izao. Koa aza misalasala maka RDV ary! 😉
❤❤❤❤ PROMO du mois❤❤❤❤
💛Coiffage + make up simple : 22 000ar
💚Coiffage + Make up evenementiel : 32 000ar
💜Coiffage (finition fer) : 7 000ar (prix unique)
🌸 make up simple 15 000ar
🌼make up complet (evenementiel) : 25 000ar
🌹 M'Elle Beaute Ambohijatovo 🌹 (pres fjkm Mandrosoa Ambohijatovo)
☎ +261 33 67 880 31 ou mp
Am-pitiavana be ❤
03/12/2020
Ny Asa vitany M'Elle Beauté anio ❤
🌸Wavy hair sy makeup soft no nataonay anio.🌸
Tongava hoan'ireo izay mila mpanao mise en beauté fa misokatra foana ny salon du lundi au samedi de 7h à 18h.
✅ @ volana Décembre ity dia prix promo avokoa ka tongava maro
01/12/2020
Ny asa anio no indeo atolotra ary! :-)
- 6 000ar : volo fohy
- 8 000ar : volo lava
Dieny izao de fandrio ny daty mety !
Ambohijatovo a 100m FJKM Mandrosoa Ambohijatovo
+261 33 67 880 31
Click here to claim your Sponsored Listing.
Telephone
Website
Address
ANTANANARIVO
Opening Hours
| Monday | 09:00 - 17:00 |
| Tuesday | 09:00 - 17:00 |
| Wednesday | 09:00 - 17:00 |
| Thursday | 09:00 - 17:00 |
| Friday | 09:00 - 17:00 |
| Saturday | 09:00 - 17:00 |
