Tiako ny miaina

Tiako ny miaina

Share

Tiako ny fiainako, ary hankafiziko hatrany

21/09/2024
12/09/2024

😰Misy ny olona zatra mangataka lava!!
🤨raha vao tsy manome ianao de lazainy fa ratsy saina😒

👉Tsy mba tsapany fa Ianao koa mba mifofotra mafy vao mihinana😔💔

10/09/2024

✋Tandremo!!🤨
😒Misy ihany koa ny namana tsy faly amin'ny fahombiazanao izany mihintsy ann!!😰

09/09/2024

😍Herinandro vaovao, 🥰😍
💪Tsy maintsy tratra ny tanjona fa aza kivy💪

09/09/2024

👀Alatsinainy ny andro!!!👀
😇 tsy maintsy miarina satria misy tanjona enjehina !!😇😥

07/09/2024

anao hi-j'aime ny pejy"

06/09/2024

😍Ny volon'ilay zazakely koa anie indraindray ve mba tsy mety milamina mitsy?😅😜
🤗 sahirana mihintsy mamatotra azy😂

04/09/2024

🥰Aza adino ny manontany ny tontolo andron'ny zanakao rehefa avy mianatra izy...
Manampy azy hifanakaiky am-po aminao izany🙏😍

04/09/2024

🍉 Ny voka-tsoa entiny Pastèque :
👉 Manala tanteraka ny vato (na ny calcul rénal ) any anaty ny taova
👉 Hoanina mandritra ny 3 andro
👉 Tsy mihinana afa-tsy Pastèque mandritra izay 3 andro izay
👉rehefa mi-pipi iny ianao dia ho itanao fa hivoaka ny vato any anatinao any.

👍Manasa anao hi-j'aime ny pejy "Tiako ny miaina"👍

04/09/2024

🥰🍹Fantatrao ve :
- Ny papay dia manasitrana ny Fo❤️
- tsara hoanina ny maraina ilay mbola tsy misakafo iny mihintsy🍹

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Website

Address

Analakely
Antananarivo
101