As Roro Mada
Le chemin de la victoire
Salama tompoko !
Ny entraînement ny catégorie rehetra dia eo maki andohatapenaka ihany manomboka @2 ora .
Misaotra tompoko !
Aza adino entraînement tsika androany alarobia manomboka @2 ora .
Misaotra tompoko !
Salama tompoko ! Manomboka @ alarobia 15 octobre 2025 izao ny entraînement tsika , ny catégorie rehetra .
Misaotra tompoko !
Salama tompoko !
Mbola tsy misy entraînement aloha isika anio alarobia .
Makasitraka tompoko !
Salama tompoko !
Tsy Mbola misy entraînement isika.
misaotra tompoko !
Salama tompoko !
Tsy Mbola misy entraînement anio .
Misaotra tompoko !
Salama tompoko !!
Tsy misy entraînement samedi 27 septembre 2025 izao .
Samia mifampilaza.
Makasitraka tompoko !
Miarahaba Tompoko
Hilazana isika mpikambana rehetra ato @ ASR fa tsy misy ny fanazaratena ny sabotsy 13 Septambra noho ny stage izay karakarainy Fédération an'ny Rugby ao @ kianja Maki
Amin'ny Alarobia araka izany vao misy fanazarantena
Misaotra tompoko!
FILAZANA
Ilazana isika rehetra mpikambana fa tsy fanazaratena (entraînement) rahampitso 16 août fa miverina kosa
ny alarobia 20 izao .
Misaotra tompoko !
Samia mifampilaza.
Salama tompoko !!
Manomboka @ 8 ora maraina ny match ao terrain maki andohatapenaka ny asabotsy 09 Zao.
Tongava daholo indrindra ny D2.
Misaotra tompoko ! 🏃🏃⚽⚽⚽
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Contact the business
Telephone
Website
Address
Antananarivo
105
