Aaron Trend & Co
La mode
30/04/2026
KAPA FOURRURE ✨
Mitady kapa stylé sady confortable ve ianao? Ity no mety aminao! 😍
✔️ Malefaka be (fourrure)
✔️ Maivana sy mora anaovana isan’andro
✔️ Tsy mampahory tongotra
✔️ Design moderne, mety amin’ny look rehetra (trano na mivoaka kely)
👉Pointure 36 à 40
💰 Prix : 17 000 Ar
🚚 Sur livraison
📩 Aza miandry fa stock voafetra! Manafatra dieny izao amin’ny message privé 📥
26/04/2026
🔥 Vahaolana tsotra ho an’ny lakozia madio! 🔥
Leo hoditra legioma miparitaka? 😩
👉 Ity no vahaolana!
✅ Tsy maloto ny lakozia – mitsofoka ao anatiny ilay hodiny
✅ Mora ampiasaina & haingana
✅ Madio sy pratique be
💰 7 000 Ar monja
🎁 PROMO:
👉 Mahazo porte serviette adhésif GRATUIT izay mividy rehetra 😍
⚡ Aza tara fa voafetra ny stock!
📩 Commande ao anaty message izao
16/01/2024
Coucou 🥰
Mbola mafana ny andro e,ny orana ko tsy hanaiky anefa 😆
Mila kapa maivana2 isika afaka ho entina any anaty sac any amzay mba tsy lena ny kiraro rehefa mody iny 🥰
Ireto misy Slide manja kely🥰
18 000ar fotsiny anie e 🥰
Mp Aingana fa vitsy2 an
15/01/2024
✅ Parfum
✅5000ar
Manao livraison izahay an,🛵
