DTF City

DTF City

Share

Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from DTF City, Health/Beauty, 67ha, Antananarivo.

🎉 On a changé !

🔄 Nouvelle gérance, nouvelle vision
🎨 Impression textile DTF haute résolution
💡Impression Bache, autocollant, PVC
🏢 Showroom entièrement relooké😉
👉 La qualité qui fait la différence

Venez découvrir notre nouvelle équipe❤️

29/05/2026

Manao ny PLV rehetra koa izahay eto amin'ny DTF City annnn
DTF 67 ha Nord juste ambadiky ny Coum
Whatsapp : 038 61 170 70

26/05/2026

⭕Aty 67 raha mitady DTF mora. 20.000 Ar par mètre.
⭕Manao Casquette, Polo, T-shirt, Sweat, sy ny sisa.
⭕DTF City - 67ha Nord ambadiky ny COUM

18/05/2026

Ary nenareo le fohy no tinareo sa le lavalava 🤣
DTF City 67Ha Nord. Impression DTF, PVC, Oriflamme, Roll Up, Grand Format, Affiche, Bache, ...

15/05/2026

🤣 Fa le question koa aloha an ?
Fa raha mila conception na impression milay dia tongava aty amin'ny DTF City 67ha e
DTF-PVC-Grand format sns..

11/05/2026

Tena tsy hividy marina ve izy manao an'io ? 😁 Fa nenay tianay daholo izay client tonga eo.
Dia mora be ny Presse à chaud sy ny Presse MUG amin'izao fa araraoty
Dia raha hanao DTF dia tsy miova ny prix fa mora be hatrany.

11/05/2026

✨ Plaque décorative en PVC 100% personnalisable
🖊️ Anarana • Citation • Logo • Message spécial… atao araka izay tianao!

🏠 Ho an’ny maison • bureau • cadeau miavaka 🎁

📩 mp izao, amboary ny modely-nao!

08/05/2026

Mini ROLL UP, vidiny mini ihany koa 😋
Petit format, mais grand impact 🔥
Parfait pour comptoir, boutique, stand, expo et toute communication de proximité.

✅ Compact
✅ Élégant
✅ Facile à transporter
✅ Visuel bien visible

Photos from DTF City's post 07/05/2026

🎉Manomboka amin'ny 9000 ar monja ny impression sur PVC eto amin'ny DTF City aaannn. 60x40cm dia 18.000 ariary.
🎉 Tongava malaky

06/05/2026

⭕🤣Ndao alou hivazovazo jay eee.. Tsy IA zany an. ahaha. Ankoatry ny DTF dia manao ny PLV rehetra ihany koa i DTF. X-Banner, Roll Up, Gate Banner, Oriflamme sy ny plaque en PVC rehetra. Tongava malaky raha hanandrana. 💥

06/05/2026

💥PROMOTION BEEEEEEEEE ETO AMIN'NY DTF CITY
Hoan'ny Business-nao
⭕ Presse à chaud : 40x40 : 860.000 Ar fotsiny fa tsy 1 million ariary intsony
⭕Tolotra maharitra mandritra ny volana may
Araraoty

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Category

Website

Address

67ha
Antananarivo
101

Opening Hours

Monday 08:30 - 17:00
Tuesday 08:30 - 17:00
Wednesday 08:30 - 17:00
Thursday 08:30 - 17:00
Friday 08:30 - 17:00