Pounie Curly
Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Pounie Curly, Antananarivo.
CHEZ POUNIE CURLY
🌿 On sublime vos boucles naturellement ! 💫
✨ Soins, astuces & conseils
pour tous types de cheveux bouclés 💁🏽♀️💁🏾♂️💆♀️
📅 Rendez-vous par message privé MP📩
🏠 Service à domicile ou en salon 💇🏽♀️🪞
Aza matoky olona hoy ny baiboly 💔lesona ny fiainana 😭mitandrema havako aby e🙏🏻😭
Maizina ny tany aman-danitra🥹😭oui ray papa ray mama amiko io lasa io tompoko 💔tsy afaka manao ny volonareo aloha aho azafady e🙏🏻
10/06/2026
Io izy lava be io e💔💔😭
Vita ny adidy ratsy😭
Andalana miverina any Mahajanga izahay zao💔😭
Tena tsy vovaly ny msg sy apel sy mp fa mifona e🥺
Misaotra anareo jiaby mapahery 🙏🏻
07/06/2026
Otrizao mihintsy tsikinao farany ato😭😭😭
Mahazoa pilasy manintsinintsy zandriko 💔
anaty fonay Mandrakizay💔
aterinay atanin-drazana anao zo tyy💔
Misaotra Jesosy a🙏manaiky sisa ny azo atao
Izay no lahatra dia manaiky izahay moa o💔😭Ké Ké Ÿran
Nalainy Ray sahady zandriko re olona a💔💔💔😭marary eee😭💔
04/06/2026
Mihetraketraka lotra hianao ra-fahafatesana💔💔😭😭
Mandriam-piadanana les frère du sang 🩸 😭💔😭
03/06/2026
Izy kosa mila definition bé mihintsy fa ilay mitazona 1 mois hony no mety aminy😱
Dia nataonay arakizay filan’ny panjifa moa izany😊❤️
Merci ki nisafidy anay fona annElia Jyphanie
Pounie Curly
📞:0339358126
Lieu:67 Ampasika
03/06/2026
Bonjour les curlista a❤️🫶🏿
Ahona indray anareo aminireto modèle chignon Curly mipopoka be ireto😱
✅Aza adino fa manao anireo montage na chignon ireo izahay 🥳🥰arakarakiny modèle tinao
✅Indrindra mivarotra ny accessoires rehetra ilaina amizany chignon izany☺️
🍀Atao ahona ny volonareo aminy andro malaza akia?🤷🏻♀️
🍀Chignon Curly ko ne zao mode be sady tendance be e👰♀️
🍀Tsy votery hanao brushing fona vao afaka ny ho manja🥰
Mp ary ePounie Curly
Tel:0339358126
Lieu:67 Ampasika akaikiny Jovena
02/06/2026
Iza te hanana an’ity polo Pounie Curly mamikely 👕 ity❤️
Dispo izy ty ann,misy taille rehetra 👗💃
Andao hanao complet aki aminy 26 ann😅👕❤️
Click here to claim your Sponsored Listing.
Website
Address
101
