Pretty LILY Beauty Center
Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Pretty LILY Beauty Center, Beauty, cosmetic & personal care, Pavillon 314 Antampontsena Sabotsy Namehana, Antananarivo.
Ry client hajaina , efa afaka manantona anao any antokatranonao ny PRETTY LILY , fa maka fotoana mialoha fotsiny mba hampirindra ny asantsika . Misaotra betsaka ny amin'ny fitokisanao hatrany anay.
Tsy miova ny numero telephone:
0329757981. 0338252612
Mivarotra produit mampaniry volo sola , manadio tarehy , manakely vantana , maha be nono, manatsotra volo, manafotsy tarehy.
Manao volo, tarehy, manao massage: manala havizanana , manakely .
Afaka manontany zay zavatra tiana hanontaniana .
Misaotra tompoko
19/07/2017
Mahafinaritra ery ny mikarakara ity mpanakanto mpihira ara-pilazantsara ity . tarika MIVENTSO . nikarakara volo sy tarehy sy reo maro samihafa ary hita amzao tsikiny feno fifaliana zao fa tena afa- po toko izy ,tahaka ireo mpanakanto zay efa nandalo tato .
19/07/2017
13/07/2017
No comment
08/07/2017
Ao tsara miaraka ao am Pretty Lily Beauty Center
29/06/2017
Afa-po fa avy nikarakara volo sy tarehy tao am PRETTY LILY
Misaotra betsaka ho an'ireo zay nitia ry mbola tia ny Pretty Lily Beauty Center Ary mbola manasa anareo hatrany ho tonga aty Ny ora fisokafana dia amin'ny 9 ora ka hatramin'ny 6 0ra hariva Afaka maka RDV misaotra tompoko
PRETTY LILY Beauty Center vous propose:
Coiffure irreprochable cheveux soigné et souple
Esthétique: soin du visage, nettoyage de peau
Massages:
Relaxant
Amincissant très efficace
Avec couverture chauffante
Services disponible au salon ou à domicile
Chez vous ou chez nous vous serez toujours satisfaits
Contacts : 033825262/0329757981
Epilation à la cire tiède / au fil:
Sourcil, lèvre, visage complet
Maillot, jambes, bras
Maquillage :
Du jour, soirée, mariée
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Telephone
Website
Address
Antananarivo
103
