Belladonna
Que de l’authentique pour les femmes.
13/10/2025
PROMO✅
Satria elaela no tsy tazana dia mizara zavatra tsara ho anareo indray izany🥰
Araraoty fa promotion be ity mascara volume be ity😍
Brosse fine amin’ilay manome effet faux cils
Stock très limité ⚠️
11/10/2025
Aza adino foana ny manao manja manja 🥰
Collection Lasting TopFace mbola disponible ato @ Belladonna 😍😍
( Prix de gros manomboka 5pcs ✅)
23/08/2025
COTON MATEVINA tsara , misy SERVIETTE 😍😍
Chaussettes tiges courtes 🧦
Prix mora be : 14 000Ar ny 6 paires 👌🏻
Loko mifangaro ny anaty paquet
(Photo efa réelle)
04/08/2025
Modèle vaovao tsara kely ireto 😍😍
Chaussettes à tiges courtes Socky 🧦
• Pointure standard ( pt34 à pt39)
• Mety @ lahy sy vavy 👨🏽 👩
• Mety @ ankizy na lehibe 🧒👵
• QUALITÉ AU TOP 👌🏻
• Tonga dia Loko mifangaro anaty paquet
🏷️ 11 000Ar fotsiny ny lot 6 paires
🏷️ 18 000Ar raha Tonga dia maka 12 paires
08/06/2025
Mbola complet ve ilany sy ilany sa efa nisy naka an keriny 🤣🤣?
Efa mangatsiaka izao fa aza adino manao commande an’ilay chaussettes tiges courtes anh 🥰
✅Pointure standard
✅Loko mifangaro foana anaty paquet : noir blanc gris
✅ 11 000Ar ny 6 paires dia 18 000Ar raha Tonga dia maka 12 paires
31/05/2025
Préparez-vous à tomber amoureuse de ces vernis Topface Jelly 😍😍
Ao an-trano ihany dia mahavita manucure manja Kely ❤️
Ny mampiavaka ity collection Jelly ity ?
✨Couche 1 dia efa mivoaka ny loko
✨effet gelée, brillant
✨mora maina vetivety, tsy mila lampe Uv
✨Longue tenue
C’est juste au top 👌🏻
( Misy loko pour tous les goûts , dia mbola misy prix de gros ihany koa 🥰)
18/05/2025
🌸 SPECIAL FÊTE DES MÈRES 🌸
Tolory fanomezana tsara i Mama amin’izao akatokin’ny fetin’ny Reny izao😍
Glossy sa matte ? Rouge à lèvres lèvres sa Gloss? Inona no tiny?
Anareo ny safidy fa tena tsara be daholo ireo🤩
Asio fahamanjany ny endrika sy ny molony reraka mibedibedy iny😉
AUTHENTIQUE ✅
QUALITÉ AU TOP ✅
14/05/2025
VENTE FLASH et retour cliente🤩
Couleur ROUGE GRENAT 10 pièces DISPONIBLE DE SUITE ho anareo izay tia be an’io couleur io😍😍 Izay tonga aloha ihany no mahazo anh😉
Dia afapo be ihany koa izy amin’ilay vernis😍 Rouge vif io anazy io anh❤️ disponible de suite ihany koa 😉
AUTHENTIQUE ✅
QUALITÉ AU TOP✅
12/05/2025
Retour mamy kely avy amin’ny cliente tany anaty commentaire tany😍😍😍
Mankasitraka anareo manjifa hatrany ❤️
Asakasakareo izay mbola misalasala fa efa miavitsy ny stock dia lany tanteraka indray❌
Alefaso ao koa ny hoho anareo miaraka manjakelintsika eehhh🤩
06/05/2025
Vague manaraka 🤩🤩
Jerenareo anie ny hatsarany eh😍 manja be daholo ny loko oa
Alefaso ny commande ho anareo nanontany fa mbola tsy tapakevitra sao lasan’ny olona ny tinareo vao taitra nareo😉
Vidiny mirary hatrany🤩
AUTHENTIQUE ✅
QUALITÉ AU TOP ✅
05/05/2025
Mankasitraka sahady anareo maro be nanao commande vernis izahay😍😍😍
Fa ireo nuance rouge sy rose n**e ireo no « BEST SELLER » aloha hatreto🫶🏼🫶🏼
Izay mbola tsy nanao commande alefaso dieny zao ny commande sao tsy hahazo eo tsony 😉
AUTHENTIQUE ✅
QUALITÉ AU TOP ✅
PRIX ABORDABLE ✅
03/05/2025
NOUVEAUTÉ 🤩
Efa ho avy indray ny vacances atsy ho atsy fa omano dieny zao ny crème solaire 😍
Sady SPF 50+ be zaooo anie nefa mooora no mbola authentique 🤩
Aza adino mihitsy fa ny rayon avy manafaingana ny fahanteran’ny hoditra no mampisy panda anie😱
QUALITÉ AU TOP ✅
AUTHENTIQUE ✅
Click here to claim your Sponsored Listing.
Website
Address
Antananarivo
