DAILY Savon & Produits

DAILY Savon & Produits

Share

PRODUITS POUR SAVON
"Ilainao isan'andro"🛀🍽️🧽🧼🥼

05/06/2026

Aza tara ary fa tonga dia misoràta anarana dieny zao e!
FORMATION
✅️ SAVONY ISANKARAZANY
✅️LABOZIA
✅️VINAIGRE
✅️SAVOKA

Talata 23 Juin 2026
Tranombarotra LIDA Anosibe
Iarahana amin'ny:
DAILY Savon & Produits
Malagasy Mandroso
Randriamahasahana Edson

23/05/2026

Ankoatra ny akora fanamboarana savony dia manana BOUTEILLE plastique sy BARQUETTE isankarazany ny DAILY Savon & Produits .

Ity zao BARQUETTE 500ml:
✅️Matevina
✅️Afaka miditra microonde
✅️Made in UAE ( Dubai)
✅️Mora vidy " 4️⃣5️⃣0️⃣Ar ny 1 ( 1pqt : 50isa)

Daily Savon
0340208248
0385117456

22/05/2026

📢Ilazana isika mpanjifa fa tsy misokatra ny DAILY Savon & Produits ny Alatsinainy 25 Mai izao fa mivoha hatramin'ny 5ora hariva kosa rahampitso Asabotsy.
✅️Mandefa mankany amin'ny FARITRA hatrany.

Daily Savon
☎️0340208248
☎️0385117456

Photos from DAILY Savon & Produits's post 21/05/2026

VISIERE DE PROTECTION
Fiarovana ny tarehy sy ny maso ho fikasihana mampidi-doza mandritry ny fanamboarana savony.
➡️PRIX: 4000 Ar

DAILY Savon & Produits
Anosibe route d'Andavamamba
0340208248
0385117456

21/05/2026

MOULE SAVONY
✔️Tsara kalitao
✔️Mora ampiasaina
✔️Mateza

4×4: 13000Ar - 8 cavités
5×5: 13000Ar - 5 cavités
6×6: 15000Ar - 5 cavités

DAILY Savon & Produits
Anosibe route d'Andavamamba
0340208248
0385117456

20/05/2026

🎁Ataovy miavaka kely ny Cadeau FETE DES MERES 🥰🎁
Ho fanampiana ny RENIM-PIANAKAVIANA filàna ao an-tokatrano na koa hitadiavam-bola dia manolotra ireto izahay:

✅️FORMATION SAVONY - SAVOKA - LABOZIA - VINAIGRE

▶️Daty : Alakamisy 28 Mai 2026
🏠Toerana: Tranombarotra LIDA
💰Frais de Formation : 15000Ar ho an'ny RENIM-PIANAKAVIANA
☎️ 034 02 082 48 - 038 51 174 56 - 034 50 067 89
DAILY Savon & Produits
Randriamahasahana Edson

19/05/2026

⚠️ MITANDREMA AMIN’NY FIKARAKARANA SOUDE CAUSTIQUE ⚠️
Tena ilaina amin’ny fanamboarana savony ny SOUDE CAUSTIQUE, saingy mila fitandremana tsara ny fikirakirana azy. 🧼

Ho fiarovana ny tenanao dia ilaina hatrany ny manao :
🧤 Gants
🥽 Solomaso fiarovana
🥼 Tablier - akanjo lava tanana
😷 Arotava (masque)
Miasà amin’ny toerana misy rivotra tsara ary ataovy lavitra ny ankizy ny akora.
Ny fiarovana aloha no antoky ny famokarana mahomby sy azo antoka.

SOUDE CAUSTIQUE PERLEE: 5500Ar / kg - 130000Ar sac de 25kg
GANT: 5000ar
LUNETTE de protéction: 8000Ar

☎️ 0340208248- 0385117456
DAILY Savon & Produits

25/03/2025

Mpanamboatra SAVONY ve ianao?
⚠️Ireto avy ireo fepetra tokony arahina mandritra izany ho fisorohana ny loza⚠️:
🥼🥼Manaova Tablier na akanjo lava tanana matevina.
🧤🧤Mampiasa "gant en plastique" mifanentana .
😷😷Takomy lamba mando na masque ny vava sy ny orona
🥽🥽Manaova lunette de protection.
🥾🥾Kiraro feno tsy malama no anaovana mandritry ny fikarakarana.

Daily Savon & Produits

11/12/2024

Ireto ny laharana ahafahanao mifandray aminay:
033 81 539 59
038 51 174 56
DAILY SAVON & PRODUITS Anosibe

12/08/2024

Finaritra e!😁
mankasitraka ab-tsika rehetra izay nitsiodika sy nandray anjara teto amin'ny DAILY Savon & Produits nandritry ny FIER MADA 2024🇲🇬

aza adino ny manaraka ny pejy DAILY Savon & Produits ary fa hisy ny FORMATION SAVONY izay nangatahin-tsika rehetra.😉

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Category

Telephone

Website

Address

Anosibe, Route Vers Andavamamba
Antananarivo

Opening Hours

Monday 07:00 - 17:00
Tuesday 07:00 - 17:00
Wednesday 07:00 - 17:00
Thursday 07:00 - 17:00
Friday 07:00 - 17:00
Saturday 07:00 - 12:00