Namb's Mdg
🍒🍒Ici, la mode n’habille pas seulement le corps, elle révèle l’âme et illumine vos instants...🌼💃🏻👗👠🧥👞👒👡👜🎒👟
11/07/2026
🌸Très classe, prix : 25 000Ar🎁ilainareo mihintsy ity body chemise rayures ity amnzao mangatsika zao!
✅ jp+couleur+taille ao aminy commentaire ( taille:S M L Xl )
✅✅élastique,tissu coton
🚨destockage ity ka tsy de maro
Tinareo ve raha asina article bojo be?mbola ivarotra?indrindra nareo faritany omano jp fa 25 000ar de mahazo🤗
🌸Tsy mety vita ty resaka tantine panakarena ty ka🤔
🚨Efa oe manao jp ensemble schiap aloha de tonga oazy ilay maha tantine panakarena andry🎁
🌺Tena tsara be io ry malala!
✅Pour taille: M L xl xxl # #
🌼Outffit tsika androany,avec le truc truc très VIP🌼Ensemble marque Schiap,qualité bomba be
✅Taille: M L xl xxl # #
📤Livraison aminy faritra rehetra
✅Ndao asina Re-publication kely ry malala, iza no mbola tsy nahazo ity chemise avec boucle classe b ty?
🌸Misy dispo ato tsy maro an, 2ps par couleurs eo!
🚨40 000ar🚨
🌼Taille: M L Xl Xxl Jp commentaire ary
06/07/2026
🌸Felicitation 20 000ar !🏆izy indray no tsara vintana taminy ilay lalao antsika iny, dee misaotra ny rehetra nandray anjara😘😘😘abonneo page fa mbola maro ny azo ifampizarana🎉🎉🎉
🌸Alahady mafinaritra, feno hafaliana miaraka aminy Tompo🙏
🌺zany eo ihany fa nanao jp blanc daolo ry tantine panakarena de lany ilay blanc faaa😳misy fa:
✅Ny jaune, bleu, rose mbola dispo tsy mapiova maha panakarena andry io fa mihaja be daolo😍
👇👇alefako ao aminy commentaire ao ny photo, jp aingana
📤Livraison partout à mada
🌸Efa atoroko anreo ilay secret maha tantine panakarena ry malala🌸
🍒Ensemble patalon , tissu en lin
🌺Simple nefa valeureux,Marque Schiap✉️Midira mp pour commander!
🚗Livraison partout à mada
02/07/2026
🎁Mahazoa 20 000Ar!
Ahoana no fandraisana anjara?tsy lavitra ny valiny marina fa ao aminy page ao ihany👇👇👇👇
1-❤️ ataovy LiKe ity publication ity
2- 👍ataovy FoLLow ny page
3- Tag namana rehetra ao aminy commentaire
4- ✉️ soraty ao aminy commentaire ny valiny fanontaniana👉Inona no marque an'ty ensemble patalon ity??
5- 📤 Partageo en public sy groupe varotra ity pub ity, ary hasao ny olona hanjifa sy hitsidika ny page
🏆Hifarana ny lalao : ny sabotsy ho avy izao aminy 5 ora ahiva !
🎉🎉Bonne chance
🌺🌼ilainareo be ity Robe ity raha ande anao vacance nareo! Mahazo aina tsara nefa tena stylé be🌸🌸
🍒Taille standard: vert rouge orange rose (tissu en lin avec poche)
✅Tatiana: taille sm (1m55)
Click here to claim your Sponsored Listing.
Website
Address
Antananarivo
101
