Mahasoa anao ity
Miasa ampamarinana 🙏💗
Arahana vavaka🙏❣️
18/03/2026
😊😊
03/02/2026
Enao anie hafa mitsy eh☺️❤️💪
03/02/2026
Manaovy tsara fa tsy mahafaty antiantoka izany 💪🙏🙏
03/02/2026
Alefako mora❤️
Ensemble kely zaza 2ans anie ☺️💙
Manana ray mintra ve ianao hitenena hoe tsara ny Tompo 🙏 ❤️
12/11/2025
Firy taona aty aorina enao vao maharaka oe zao no ilaina an'ty 😂
Bonsoir daholo ry mamikely isany💗
05/11/2025
🔶Nodimandry tamin'ny alina 23h50 i Nekena Todisoa izay nanaovatsika antso vonjy teto😭😭😭
Izy ilay voatifitra teo @ kibony takaikiny tranon'ny maman'i Rajoelina. Tsy isan'ireo nikasa hiditra tao fa nitazan-davitra.
Ekena raha izao no lahatra. Mankahery ny fianakaviana ary mirary fihononana feno ho anareo ny Ekipan'ny GEN Y rehetra🙏
Nb: Mbola misy 4 manaraka fitsaboana any amin'ny Hopitaly koa raha manampanahy ihany ianareo tomponandraikitra voakasika dia aza avela irery ireo fianakaviana. Na dia izany andeha isika mianakavy hifanome tànana fa tsy hiandry ny tomponandraikitra. 'Ndao avotatsika ny hain'ireo namatsika🙏
GEN Y Madagascar
Ny valifaty tsara indrindra de ny famelan-keloka,🙏❣️
ANY EHHH
Fa io Andriamatra hinoantsika io anie ka tena mahagaga eh🤔🤔
Manao zavatra tsy takatriny saina izy🤗
Apetrao eo ampelatanany ny hoavy 🥰, fa hamiratra ☺️💞💞
29/07/2025
Click here to claim your Sponsored Listing.
